voaroaka tao @ ambasady gasy paris gtt vive hat tgv
1. andrywui
(
18/06/2009 18:03)
araka ny vaovao nambaran'i bazylou ahy sur sms teo dia hoe azon'ny hat ihany ny ambasady gasy eto paris ,vivetgv ho ela velona anie ny fanjakana democratie
petsa eo fa ataovy moa e
petsa eo fa ataovy moa e
répondu par fijo le 18/06/2009 21:54
3. xxx
(
18/06/2009 18:23)
taiza teto amboniny tany no misy fanjakana démocratique mampiasa miaramila isaky ny hametraka olona hatrany @ fokontany? sao dia tokony mba mijery Larousse ihany aloha vao miteny tsika e! na dia ny dikanilay teny fotsiny aza fa tsy ny tena heviny ara politika
6. Noue
(
18/06/2009 18:28)
ka rehefa jerevana anie ny zavatra lazain'io bazylou rainlaingy io dia hita fa mpamorona fotsiny iny eee !!
7. xxx
(
18/06/2009 18:32)
ery @ la seine ery misy trano lay misy soratra hoe Ambassade hat de Madagascar.
10. locl
(
18/06/2009 19:04)
Mba manaova zavatra sérieux ry andrywi a! Analan'ny olona fotsiny fa na dia hisy inona ary ve dia haharesy ireo olona marobe ireo ny FAT
11. xxx
(
18/06/2009 19:17)
miandry anareo eny @ la seine hono i Rinah sy ny capsat ry andrywi sy bazylou raha misy taratasy ataonareo.
12. xxx
(
18/06/2009 19:24)
locl : mampalahelo ange fa obsession any TGV no hitondrana le resaka eto sisa e !
13. yvonKEL
(
18/06/2009 19:32)
ka maika ry wiwi sy bazilou fa efa ho lany ny sejour aty de mila ny fat ho tafapetraka aingana mba hi prolongevana le visa.hahihohehahihihih :-D :-D :roll: =)) ^:^ :miam:
14. xxx
(
18/06/2009 20:10)
yvonKEL / hay ve zany no tena izy e !!! de hoe lasa mpiasany ambassade koa avy eo ve hihihihi de zany ve no hanimbana ny fomba fisainana hoe tsy maitsy marina izay ataony TGV ? loza zany !!!!
15. andrywui
(
18/06/2009 20:29)
bazylou anie bandy sincere e f'angaha raha vao tgv dia hoe ratsy izy izay na dia lazaina fa foza aza
16. fijo
(
18/06/2009 21:38)
mba mampiresaka letsy ka atao,fa mijereva vaovao ,fa ry rhina indray no mitaraina hoe voadaroka tao.
17. xxx
(
18/06/2009 21:43)
fijo : mampime be nge e! hafa mihitsy ny politika gasy e! hatrany @ lohany ka hatrany @ rambony rehefa hoe asina lainga dia miara-mandainga daholo.
