Dia ho lasa lamaody ve ny fanapoahana bomba eto M/car???
1. xxx
(
17/06/2009 15:01)
Efa manomboka miseho ny fanapoahana bomba any @ toerana misy vahoaka eto M/car, asa angaha mahita ireny ataon'ny @ middle East @ tele ireny ka mba tia hanaraka koa Ra-malagasy???
Vokatry ny fahamafisan'ny fiainana ? sa vokatry ny fiondanana be loatra sa dia fitia te hanandrakandrana izy ity?
Dia efa ho avy tsy hoa ela koa angamba ny suicide bomber e!
TONGA SOA RA-FANDROSOANA!
Vokatry ny fahamafisan'ny fiainana ? sa vokatry ny fiondanana be loatra sa dia fitia te hanandrakandrana izy ity?
Dia efa ho avy tsy hoa ela koa angamba ny suicide bomber e!
TONGA SOA RA-FANDROSOANA!
répondu par locl le 17/06/2009 19:49
2. ravalotgve
(
17/06/2009 15:03)
baomba rarany zao no milay sady tonde manidina be mifoka azy
sniff
tchrouffff
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
sniff
tchrouffff
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
3. Noue
(
17/06/2009 15:04)
grave aloha ny toe-zavatra tahakizao eee ! saingy omena an'iza ny fahadisoana ?? ho an'ireo zay mijery loatra ny film ve sa ny onjam-piainana no mafy loatra ka tsy takatry ny loha intsony oe inona no atao fa dia zao sisa no nihafarany ??? :^) :^) :^) :^)
4. xxx
(
17/06/2009 15:07)
Resaka politika daholo ireny raha ny fahazahoako azy, kitihina ny tombotsoa frantsay dia amin izay ny fitondrana frantsay mandray fepetra miditra tanteraka ao Mcar hoe hiaro ny ressortissant sy ny fanananany ary ny orinasany. Fomba fiady efa mahazatra daholo izany, ary adim-panorona efa nande.
Raha mikatona ny leader price dia ny miaramilany Capsat no hampalahelo satria ry zareo ireo no tena client potentiel n'io magazay io hatr@ nahatongavany TGV teo @ fitondrana ka lasa misy fifanoherana kely ihany ilay zava-misy.

5. Noue
(
17/06/2009 15:10)
ny hevitro indray dia natao fanahiniana io hanosoram-potaka adv indray ee! koa satria toerana ao no tena fandehanan'ny frantsay koa dia mody hapoaka ao io bomba io dia avieo dia hanafatra (raha tsy efa any aa) mercenaires frantsay dia mody lazaina oe hiaro ny frantsay zay any an-toerana
6. xxx
(
17/06/2009 15:19)
Ka tsy vao voalohany enie ity boamba nipoaka ity e? efa nisy teny Antaninarenina avy @ alalan'ny colis nampitondrain'olona tsy fantatra kay cellphone misy bomba ilay izy, fa saingy mbola tsy dia nahery vaika.
Mbola sarotra be aloha no hitsara fa fanosoram-potaka ilay izy raha tsy vita ny enquette an'ireo roalahy izay vao tadiavina fa nahavanona ny loza.Tsy hoe i Leader price no lasibatra dia hoe Frantsay fa mety tao no hitan-dry zalahy fa poinsa aloha.

7. Noue
(
17/06/2009 15:32)
ny tena nahagaga anie dia izao ee ! nametraka bomba tao hono ireo 2 lahy nefa dia ils ont vraiment pris leur temps hanao course ?? zay vao napokan'ilay bomba ?? mahatalanjona ihany eee
8. xxx
(
17/06/2009 15:36)
ny tena nahagaga anie dia izao ee ! nametraka bomba tao hono ireo 2 lahy nefa dia ils ont vraiment pris leur temps hanao course ?? zay vao napokan'ilay bomba ?? mahatalanjona ihany eee
Tsy misy mahagaga @ izany mihitsy fa ny bomba anie azo apoaka araka izay itiavny azy e na 1 semaine aza iny vao tiany apoaka dia hipoaka foana raha tsy misy mahatsikaritra.
9. xxx
(
17/06/2009 15:41)
raha ny halafony fantsika amin izao fotoana izao aloha dia tsy olotsotra mihitsy no handany rondoha amizany, fa ry zareo mpanao fanorona politika ihany no ao andamosinizany.
Fa ny hampalahelo dia tsy maintsy hisy ny olotsotra victime @ attentat à la bombe raha mitohy izany.
Fa ny hampalahelo dia tsy maintsy hisy ny olotsotra victime @ attentat à la bombe raha mitohy izany.
10. xxx
(
17/06/2009 16:22)
Ilay izy anie mazava fa misy resaka politika satria ato anatin'ny savorovoro no mitranga. Fa tsy azo jerevana @ fahalafosan'ny vidi-pihaianana ny famoronana explosif.
I M/car no firenena faha 4 mahantra indrindra eto an-tany nefa misy Gasy manana villa betsaka eto M/car sy an-dafy. Ahitana fiara dernier model eto am tanana ka de izay fantsika am kilao ve dia tsy ho voavidy???

12. ravalotgve
(
17/06/2009 18:37)
Noue:
marina zany ! sady rehefa te hanao ratsy inona no tsy ho voavidiny ?
ny fahafatesana tsy voavidy ry noue aa
sniff
tchroufff
13. sakaymena
(
17/06/2009 19:03)
vao manomboka hoy kaina vao mbomba kely iny d'efa mimenomenona taoko zay ny tin'dada e amerikanina=baomba
de hanakarena koa hotra ny middle Easte ny gasy rah tsy hanakarena faty oul?
de hanakarena koa hotra ny middle Easte ny gasy rah tsy hanakarena faty oul?
14. locl
(
17/06/2009 19:49)
Asa hoe iza no nanosika antsika amin'izao zavatra izao??? angamba tsy ao @ TIM ny valiny any @ amkilany sy ny firenena nanohana azy