mbola tsy hain'TIMahay hany ny nanaisotra an'TGVendrana?

1. sakaymena ( 17/06/2009 13:26)
mahagaga zany hay ny vendran fetsy nohon'ny mahay eo @fitondram-panjakana malagasy. tena TIMiveravera khhhhhhhhhhhhh
répondu par zandikely le 17/06/2009 21:20
2. xxx ( 17/06/2009 13:33)
sakaymena : tadidio fa ny hery tsy mahaleo ny fanahy hoy ny tenindrazatsika.
Ny fisetrasetrany TGV dia tonga eo @ seuil ny ka efa hanomboka hi décroître.
izany foana ny fiainnana akia a!
3. xxx ( 17/06/2009 13:38)
ty ndray le sokaymena mahay vava ty.Mbola mipetsopetsona ato ihany :evil:
4. Noue ( 17/06/2009 14:21)
ny vavao aloha dia voaroka ny tgvendrana sy ny capsat-ny tao @ ambasady !! YEP !!!!
5. xxx ( 17/06/2009 14:32)
ny vavao aloha dia voaroka ny tgvendrana sy ny capsat-ny tao @ ambasady !! YEP !!!!


Tsy mba ny hoe "Nifanaraka ny gtt sy ny hat ary tim" no mahafaly an'i Noue fa ilay voaroaka ny tgvendrana sy ny capsat tao @ ambasady.

Hita mihintsy hoe tsy misy fitiavana tanindrazana na kely aza fa faly ny mahita ny Malagasy mifandrafy eny fa na dia any an-tanin'olona aza.
MBA MIHEVERA RY MPIONDANA A!
6. Noue ( 17/06/2009 15:02)
xxx:

Tsy mba ny hoe "Nifanaraka ny gtt sy ny hat ary tim" no mahafaly an'i Noue fa ilay voaroaka ny tgvendrana sy ny capsat tao @ ambasady.

Hita mihintsy hoe tsy misy fitiavana tanindrazana na kely aza fa faly ny mahita ny Malagasy mifandrafy eny fa na dia any an-tanin'olona aza.
ka @ fomba ahoana moa no hifanarahan'ireo eee ??? ao ny mpanao bodongerina , ao ny tsy mamela ny toerany ka hifanaraka ahoana ?
Hita mihintsy hoe tsy misy fitiavana tanindrazana na kely aza fa faly ny mahita ny Malagasy mifandrafy eny fa na dia any an-tanin'olona aza.[/
indrisy manko raha mba fantatrao oe tena mba mampalahelo ny mahita ny fandehan-zavatra saingy inona nefa no azo atao eo ee ?? raha misy ny fahendrena ataon'ny hat dia tsy tokony hanao zao didin'be sandry zao ry zareo ! tsy hitako mahintsiny aloha oe fa maninona no mi-insiste tahakizao rehefa tsy omen'ny tompon-toerana ny toerany ??


7. ravalotgve ( 17/06/2009 15:09)
tokony zaraina roa i madagasikara ze tim a gauche ze hat a gauche ze neutre a droite
na ze tim a droite ze hat a gauche ze neutre eo ampovoany vonoina

sniff
tchrouffff

:^) :^) :^) :^) :^) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. xxx ( 17/06/2009 21:10)
ravalotgve no anarana isaloranao. Noheveriko fa fampiraisana na neutre no fonosin'io anarana io kô kay "hamono ny eo anivo" izany hoe ireo neutre araka ny voalazana teo ambony.
Soloy ny anaranao fa tsy maeva anao sady tsy mahaleo anarana ianao raha izany....
9. zandikely ( 17/06/2009 21:20)

NA TGV NA GTT SAMY TSY MISY ILANA AZY MAMPALAHELO, MANINONA ARY NO MANAONAO FOANA E!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0472