Hanaga-tsaina Amerikanina hono ny TIM @ 26 jiona izao

1. xxx ( 17/06/2009 12:15)
Mandeha be ny resaka eto @ tanana fa tsy hanao fanangana-tsaina Malagasy ny TIM ao @ magro @ 26 jiona fa saina Amerikanina no ho atsangan-dry zareo :-D :-D :-D
Tena mampihomehy isika Malagasy marina e! Atsangana ve ny saina USA mba hilazana fa hoe ITY RE I M/CAR MBA ZANAHO RY USA fa tsy nahaomby ny fanjanahan'i Frantsa anay. Nefa @ io na ny hymn national-i US ary tsy misy mahay :-D :-D :-D :-D
répondu par ravalotgve le 17/06/2009 15:07
2. xxx ( 17/06/2009 12:23)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/HYMNE%2BMALGACHE/video/x6setw_madagascar-national-anthem_music%20
ity no marina f'aza be lainga eo elahy e
3. Mirananirina ( 17/06/2009 12:32)
aiza indray dia hananga-tsaina ihany dia ny sainan'ny hafa no hatsangana.
4. essera ( 17/06/2009 12:38)
Ny zavatra misy d izao, terena na ankolaka na mivantana tsy hanangatsaina. Lisany no efa tsis saina ko mitady raharaha any.

5. xxx ( 17/06/2009 13:04)
zay anie hoa e.HAT tsisy saina lisany de ny ol no tedavin'lisany tsy hanaga-tsainaTAPITRA!
6. xxx ( 17/06/2009 13:30)
essera:

Lisany no efa tsis saina ko mitady raharaha any.

essera a! tokony hianatra fahalalampomba ihany ianao na dia resaka politika aza no eto. Tsy nisy na iray aza ny mpanao politika miezaka mandanjalanja ny teny avoakany na dia hevitra diso sy lainga aza no ambarany dia manaja ny interlocuteur foana izy ireo.
tsy natao hamoahana hevitra fotsiny itony site itony fa natao hifana beazana ho any tsirairay. ka dia manainga anao aho mba hianatra fahalalampomba ihany satria tsy ho ahy izany fa ilainao @ fiainanao koa.
7. RATOVOARY ( 17/06/2009 14:17)

Mba vava tsy ambina re ny azy e!
8. Noue ( 17/06/2009 14:24)
dia mitandrina @ manaraka kooo :^) :^) :^) :-D :-D :-D
9. bazylou ( 17/06/2009 14:51)
tsy ratsy indray iny an!! hay efa andevo amerikanian daholo ry tim and co!!! =)) =)) =))
10. ravalotgve ( 17/06/2009 15:07)
tsy aleo ve saina piraty no atsangana kle iny misy sary karandoha mainty

sniff
tchroufff

samy piraty daholo mantsy ny rehetra amizao

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9956