BASY KILALAO tsy azo amidy koa hoy ny TGVendrana

1. penguin ( 16/06/2009 10:48)
Nenjehina ny fitondrana teo aloha raha nametraka fepetra tamin'ny fivarotana fanamiana mitovy loko amin'ny mpitandro ny filaminana (polisy, zandary, miaramila) ary nolazaina fa misakana ny sasany tsy hiasa. Izao dia mahatsapa koa ny tgvendrana fa be ny misandoka mpitandro filaminana ary tsy hay intsony ny tena izy mivadika sy ny sandoka ka mba rehako omaly ny fepetra napetraka. Tsy azo atao intsony koa ny mivarotra ireo sahalan'ny nisy teo aloha saingy ny nampiomehy ahy dia ilay hoe hatramin'ny BASY KILALAO niampy ny tsipoapoaka. HAhahaha, tgvendrana mitohy hatrany ny maha vendrana azy. Milaza ny sasany lazaina tsy tia handamina fa rehefa ry zalahy tgvendrana dia tena izy. Hafa ny mitondra sy manakiana ka ahoana sakanana ny sasany hanankiana ve satria efa lakan'ny tgvendrana izao ?
répondu par xxx le 16/06/2009 22:29
2. essera ( 16/06/2009 10:53)
Rapenguin koa d te hiakatra am tsy antony a.
3. penguin ( 16/06/2009 10:58)
Fa milalao basy ve tena sa tsy milalao é ? =)) =)) =)) =)) Sa basy mahafaty ny an-tena ? =)) =)) =))
4. essera ( 16/06/2009 11:00)
Basy eo ambany foitra.
5. penguin ( 16/06/2009 11:06)
Basy tsy mafaty koa sakanan-tenisany ry tgvendrana ? =)) =)) =)) Sa ireny no mety entin'ny lazaina fa mpanani-bohitra ?
6. Mirananirina ( 16/06/2009 11:07)
Basy eo ambany foitra

Essera a,sao voasakana eo koa ianao an.
azo atao intsony koa ny mivarotra ireo sahalan'ny nisy teo aloha saingy ny nampiomehy ahy dia ilay hoe hatramin'ny BASY KILALAO niampy ny tsipoapoaka

ny arendrina sisa izany a,nefa anie dia afo koa io e
7. penguin ( 16/06/2009 11:11)
Sao lazain'i essera tgvendrana afobe ao ambany foitra koa =)) =)) =))
8. essera ( 16/06/2009 11:30)
Tsy hitako izay mahavoasakana am zany fa mitondra basy a d le fitoerana basy ataoko eo ambany foitra. Sa ahoana penguin. Penguin aza ato mamely ny "tena tena" tsy manin.
9. penguin ( 16/06/2009 13:32)
Ka hanaro ny tgvendrana naman-ty tsy hitapitapy aza =)) =)) =))
10. tsiafoi1 ( 16/06/2009 15:08)

Tsy mahazo manapoaka tsipopoaka
Tsy mahazo milalao basikely ny ankizy
Tsy mahazo....

Raha mihevi-tena mahazaka vahoaka sy mahatoky vahoaka, tsy hitako izay hatahorana @'izay tsipoapoaka sy basin'ankizy any...

Ny kaody sy mahina @'ny ratsy atao ihany no matahotr'aloka mihetsika
11. Noue ( 16/06/2009 15:31)
tsy mahazo
tsy mahazo
tsy mahazo

zay ilay didy jadona mahatsiravina :^) :^) :^) fa rehefa ry zareo no hanao zavatra dia

mahazo
mahazo
12. xxx ( 16/06/2009 22:29)
basy rano ve azo atao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0465