hoany gabon i ra8 sy tgv

1. xxx ( 16/06/2009 08:54)
hatreny hampandevenana an'i omar bongo dia voalaza fa hoany gabon i ra8 sy tgv,tsy misy intsony ity fahamenarana sy ady seza ity ,voalaza mantsy fa misy place iray hoazy mianaka ka dia hifampiapofo izany izy mianaka rehefa ao ampiangonana,


Les funérailles d’Omar Bongo ont lieu ce jour à Franceville Gabon. Marc Ravalomanana et Andry Rajoelina pourraient venir assister à la cérémonie selon leurs proches respectifs. - 16/06/09
répondu par ravalotgve le 16/06/2009 22:27
2. Mirananirina ( 16/06/2009 09:32)
hifanao antsangory kosa e.na mifapi-baby
3. essera ( 16/06/2009 09:47)
Mifanao bisou bisou minou minou

:* :*
4. ifiona ( 16/06/2009 09:56)
:lol:
5. Noue ( 16/06/2009 10:39)
raha Ravalomanana aloha tsy mahagaga ahy oe hanatrika an'io fandevenana io izy eee ! izy aza tsy lavitra fa rajoelina kosa dia mahagaga fa fandevenana ve no hanaovana critère oe

Tandis que Andry Rajoelina, qui serait à sa troisième sortie à l'extérieur, plus précisément en Afrique, depuis son accession au pouvoir, profiterait de l'enterrement d'Omar Bongo pour poursuivre ses offensives diplomatiques en vue de la reconnaissance africaine. Pour l'intérét supérieur de la Nation, une rencontre entre les deux protagonistes ne serait pas à exclure. dia mbola io ihany no hasesika oe Pour l'intérét supérieur de la Nation
6. essera ( 16/06/2009 10:57)
FA i Noue ve tsy te hiadana e.
7. xxx ( 16/06/2009 11:55)
dia miara mamamagy ny fianakavian'i omar bongo ve sa mandeha tsi1 e,lasa izy mitsam indray no vedety an kle :* :* :*
8. ravalotgve ( 16/06/2009 22:27)
ho feno ndray ny gabone ao anaty trano bongo

snifff
tchrouffff


:^) :^) :^) :^) :^) :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2282