Fialan-tsasatra amoron-dranomasina
1. Ralay
(
16/06/2009 06:34)
Manahoana,
Efa ho tonga indray ity ny fotoana fialan-tsasatra 2009 ka ho antsika izay maniry ny hanao izany aty amin'ny côte d'Azur (Nice) dia misy trano (Studio) azontsika namana eto @ serasera hofaina manomboka ny volana jolay ka hatramin'ny faran'ny volana aogositra. Izay mila fanazavana fanampiny dia mandefàsa hafatra amiko. Aza ela fa efa misy ireo namandrika daty ka miankina amin'io no ahafahana mandray na tsia antsika.
:lol:

répondu par endrika01 le 06/07/2009 05:07
2. Samoana
(
18/06/2009 14:44)
Mahasoa tokoa ny toy izao fa misaotra mizara Ralay a!
Raha misy namana mahafantatra mpampanofa any Millau koa dia mba ilazao e! Volana Août.

5. endrika01
(
06/07/2009 05:07)
Milay zany kou! Mhhh raha mba nanana elatra manko ny tenanay tonga dia tafa be.Lay harivariva amoron-dranomasina iny! Aoka fotsiny! :D