moa ve tsy halatra sy fandrahonana no nahalany an'i le8

1. bazylou ( 15/06/2009 14:02)
teo ary nafahany nijanona teo 7 taona??, tsy lazaina fotsiny ireny halatra etsy sy eroa ireny tamin'ny fifidianana!! tsy misy Malagasy afaka milaza an'iny hoe ara dalana iny!! saingy ny merina no milaza iny hoe ara dalana satria iny no tiany , kinanjo....
Izao dia hita mazava tsara ny asan'ny vola ao Mada, tsy misy izay lanim bahoaka izany. :-D :-D :-D :-D
répondu par reeves le 16/06/2009 11:32
2. yuka ( 15/06/2009 14:13)
kinanjo zao ny merina nihinanana ny tadikirarony satria maimbo sy may ary potika i Vohitsara :( :( :cry:
merina aho sy ny fianakaviko fa zao ny sasany menatra tsy sahy mandefa mail tsony fa mitsaotsaoka fotsiny fa menatra e!
Ny sasany indray efa vaky vava hoe tsy napoiziny hono :-D :-D :-D

Izay filazanao azy mety daholo ry bazylou a!
fa ilay nandrombaka fitondrana ankeriny tsy mba vitan'ny hoe mpangalatra fa tena dahalo mpandoba mihintsy :�) :�) :-P
3. bazylou ( 15/06/2009 14:38)
ka aleo peany rehaf sendran'ny olona nandra e!! :-D
4. halloween ( 15/06/2009 15:20)
ka hanao inn ary yuka é! efa ny HAT zao no fanjakana, dadanareo ary milaza ny handefa miaramila handripaka ny malagasy nanongana anazy d zao ndray ny bomba lalao no nalefany handemy ny miaramila hono! mandady iny raha hoafaka eo fa d lazaiko an! miaramila be basy no miandry anazy izao an! TAPITRA!
5. yuka ( 15/06/2009 15:36)
Anao inona mou zay ee!
Arosoy ny asa raha milay nareo f'aza laozana mivovoaEFA NY HAT ANIE ZAO NO EO raha toa ka tsy hainareo ny mitondra ny tany sy ny fanjakana dia hianaro aloha,fa na izany aza diovy sy raofy ny fako e :evil: :evil: :evil:
6. Noue ( 15/06/2009 19:27)
bazylou:

teo ary nafahany nijanona teo 7 taona??, tsy lazaina fotsiny ireny halatra etsy sy eroa ireny tamin'ny fifidianana!! tsy misy Malagasy afaka milaza an'iny hoe ara dalana iny!! saingy ny merina no milaza iny hoe ara dalana satria iny no tiany , kinanjo....
Izao dia hita mazava tsara ny asan'ny vola ao Mada, tsy misy izay lanim bahoaka izany. :-D :-D :-D :-D
fa nga moa tsy ny merina koa no nifidy an'i rajoelina ? saingy iza moa no nahalala fa fihinana ny valala ? zao inona no nataony???


7. sakaymena ( 15/06/2009 20:50)
eo de hifapihinana eo ko ry merina isan tony efa hoe tsy azo tenenina zany merina zany fa aza manotafady eo nareo hah mafiloha
8. xxx ( 15/06/2009 20:51)
Raha ny fahazoako azy izany dia ady ifanaovan'ny merina samy tia seza no mahapotika ny firenena. Diso fiteny aho é fa adin-dRajoelina sy adin-dRavalomanana no mahapotika ny firenena.
Maninona moa ry malagasy no tsy samy aloa any daholo ireo de mijery olona hafa, sahala amin'ny hoe tsy misy olo-manga intsony eto Gasikara no ireny foana no hotohanana na maina andro na manitsy andro.
Adabohy any ny fanohanana an'ireo fa olon-kafa tadiavina é , efa manomboka entsaka koa zah zany.
9. benkintana ( 15/06/2009 22:18)
Aza misy mikotaba fa pehako any daholo reo de aoka hangina any fa ny vaovao tsy lany ho lanina akory no tsy misy
10. reeves ( 16/06/2009 11:32)
Ka raha halatra tokoa ary , maninona i TGV tsy sahy mikarakara fifidianana contre Ra8 , maninona no mitady hevitra rehetra hi-eliminer-na an-dRa8 raha tena favori leiry ? Ny antony dia tsotra , na dia betsaka aza ny fanaratsiana atao an-dRa8 , izay ekena tsy mihambahamba fa misy marina ny sasany , ( ny sasany ihany ) , tsy nahafoana ary tsy nampihena ny fitiavan`ny Malagasy ( MARO AN`iSA ) azy ny zavatra tsy nety nataony teto amin`ny Firenena satria betsaka kokoa ny tsara vitany raha oharina amin`ny ratsy sy raha oharina amin`ny vitan`ireo zay nifandimby teo aloha . Tsy afaka manoatra fotsiny izy ireo manoloana ny BASIN`NY CAPSAT ka tsy azoko hoe aiza no misy ny fandrahonana amin`izany ? . Efa ela no efa adino tanteraka i Ra8 ary tsy olana ny nanala azy teo raha toa ka tsy tia azy daholo ny olona , tahakan`izay nitranga tam`2002 . Fa maninona no mbola olana be ho an`ny HAT sy ny Frantsay ankehitriny Ra8 ? Ny antony , mbola maro be ireo mbola tia azy , tsy voatery hoe nahazo tombon-tsoa manokana , na koa hoe mpiondana Ra8 fotsiny izao , fa tahaka ahy , TSY MANKASITRAKA FITONDRANA ALAINA AN-KERINY SATRIA EFA 2009 ISIKA IZAO , EFA DILAN`NY ELA SY NY ELA NY TAMIN`NY ANDRON`I CONAN LE BARBARE !!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1024