tgv
1. fijo
(
12/06/2009 20:20)
efa manomboka mitambatra miady sy manohitra ny tgv sy hat izao ny antoko politika misy hery rehetra.tim,ratsiraka,zafy.
izany hoe ny hat ihany no mitady ny hampahalemy azy.ary rehefa izay no hitranga dia horava hoazy ireo,ary ny tena loza dia tsy ahazo rirany eo akory amin'ny fizarana ny toerana.io no tsy takatry ny sainy.
izany hoe ny hat ihany no mitady ny hampahalemy azy.ary rehefa izay no hitranga dia horava hoazy ireo,ary ny tena loza dia tsy ahazo rirany eo akory amin'ny fizarana ny toerana.io no tsy takatry ny sainy.
répondu par Noue le 12/06/2009 21:22
2. bazylou
(
12/06/2009 20:35)
rerak aeo aiano ry fijo!! ny baolina sy ny tgv mandeha ihany no ady eo!! :-D
4. patrick2002
(
12/06/2009 20:57)
ka hiaraka izany Ratsiraka ,Zafy , Ravalo ,aza hitako anie izany :roll: :roll: :roll: ,matinao izaho ra politika, Simba daholo ny pronostic rehetra
7. bazylou
(
12/06/2009 21:19)
ny fifandonana misy ary hisy hatrany na tamin'ny le8 aza!! fa izao rehefa tsy eo tsony le alikakelinareo dia akombony ny vava fa maimbo be e!! :-D :-D
8. Noue
(
12/06/2009 21:21)
bazylou:tsara rehefa mahatsapa tena bazylou kaaa !!
akombony ny vava fa maimbo be e!! :-D :-D
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
9. Noue
(
12/06/2009 21:22)
sa ve efa norohan'i bazylou avokoa ny olona eto ka zay no ahafantaran'bazylou oe maimbo vava ry zareo ?? =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
