Miketrika ady ve no atao sa fitakiana e!
1. Bazily
(
12/06/2009 13:42)
Tsy iraisako atidoha @ TIM kosa aloha raha ady no ketrehina fa tsy fitakiana ny ara-dalàna e! Ao amin'ny site-TIM ao misy resaka mandreraka be ndraindray fa toa fanomankomana ady, vono sns no hita ao. Ohatra izo ity (asa na hiseho na tsia fa efa nisy fotoana tsy niseho nivantana ilay forum fa lasa page hafa )
http://www.tim-madagascar.org/forum/read.php?1,333464
Toy izao ilay dinika mifanesy ao
Dia misy manohy ihany:
Dia mbola misy manampy ihany
Dia mitohy io an.
Tsy ny hitakiana ny hiverenana @ ara-dalàna ve no atao fa tsy izay hampikorontana e!
Dia vao maika ahazo vahana ny FAT raha manaonao foana eo reo.
http://www.tim-madagascar.org/forum/read.php?1,333464
Toy izao ilay dinika mifanesy ao
ANDAO ENCERCLER6NA IREO MIARAMILA AO ANATIN'AMBOHIJATOVO
Atao tsy tafavoaka ao.
Raha azo ny basiny dia raikitra
Dia misy manohy ihany:
tsopazo coktail molotov aloha e sy ny fronde ary tora bato izay vao afaka mi encercler azy,na rarahana essence ny manodidina dia hampiretina ny afo
Dia mbola misy manampy ihany
Tena tokony atao an'izany mitsy reo tsy manan'asa ireo!
Dia mitohy io an.
Tsy ny hitakiana ny hiverenana @ ara-dalàna ve no atao fa tsy izay hampikorontana e!
Dia vao maika ahazo vahana ny FAT raha manaonao foana eo reo.
répondu par fijo le 12/06/2009 19:57
2. essera
(
12/06/2009 13:51)
Hatrao am top mada misy an'io rabazily, mba niditra tao aho ndray mande fa efa naazo opa razana sy ny l... ambo. Zah mo tsy maka lagy satria vao miha-noriatako nataoko nivoaka setroka hatrany am sofiny satria opa tsy mahafaty fa ny dadany no efa poa-katy. Tsy dinika ny ao fa toraka voninkazo sy fifanentanan'ny MPANARA-DALANA tsy HANARA-DALANA
3. patrick2002
(
12/06/2009 14:06)
ireny site ireny topmada sy tim.org raha vao TGV ialahy miditra ao dia bloquer ny IP nao ,tafiditra indray mandeha ianao ,fa avy eo tsy tafiditra intsony ,tsy maintsy miova ordi hafa mihintsy.
4. essera
(
12/06/2009 14:10)
Io le tsy mampandroso io. Or ny dinika ataonao, na tim ianao na tgv azo akana lesona ange. Izay no itenenako oe fanatisma no betsaka fa tsy tena fitiavan-tanindrazana
5. Noue
(
12/06/2009 14:12)
Ianao ry Bazily no te hitsikilo any @ tsy tokony hitsikilovana any ! dia izay zavatra voalaza any @ forum rehetra any ve dia andeha ho tanterina eto koa e ? :^) :^) :^)
6. Bazily
(
12/06/2009 14:15)
Matoa io ry Noue nosokafany dia naao ho jerena sy hovakiana. Zah koa raha mahita zvt manaitra ny masoko tsy maintsy mba manipy kôzy ihany.
Ohatra anao mba mametaka afisy ouzy ry zalah zay. Ianao zany anie ry Noue mitady tsy ahazaka tsikera e!
Ohatra anao mba mametaka afisy ouzy ry zalah zay. Ianao zany anie ry Noue mitady tsy ahazaka tsikera e!
7. patrick2002
(
12/06/2009 14:17)
Noue:
Ianao ry Bazily no te hitsikilo any @ tsy tokony hitsikilovana any ! dia izay zavatra voalaza any @ forum rehetra any ve dia andeha ho tanterina eto koa e ? :^) :^) :^)
fantatra ihany ny ambodia mitafy odin-njanak`ondry :lol: :lol: :lol:
8. Noue
(
12/06/2009 14:18)
Bazily:samy hafa re ny zavatra lazain'ny gazety sy ny hevitra personely ary ny zavatra voalaza any @ forum aa !
Matoa io ry Noue nosokafany dia naao ho jerena sy hovakiana.
9. Bazily
(
12/06/2009 14:21)
Ekeko samy hafa fa dinika io. Entimpo loatra ny ao @ site-TIM ao, manala baraka tena samy hafa. Azy marina ny site dia manarampo ery.
10. Noue
(
12/06/2009 14:26)
Bazily:ka zay no nolazaiko teo oe zay zavatra hita any ve dia ho tanterina eto ?? raha te hanala-bara-tena kosa aloha ry zareo dia azy zany eee !
Ekeko samy hafa fa dinika io. Entimpo loatra ny ao @ site-TIM ao, manala baraka tena samy hafa. Azy marina ny site dia manarampo ery.
Marina koa ny voalazanao oe azy marina ny site sia manarampo ry zareo ! ka atao ahoana eee ?? azy io kooo
11. Bazily
(
12/06/2009 14:31)
Ka izay anie ry Noue e! Fanehoankevt ny ahy, samy tsy mankasitraka ny fitondrana nalaina tamikery fa tsy iraisako kosa ny fandranitana ady sy ny fiantsiana tsotra izao. Hevitra no aseho e!
12. Noue
(
12/06/2009 14:36)
ny ahy aloha dia eto ihany aho no mba tena misera eee ! ny zavatra tena hitako eto manko dia azo lazaina oe moderé tsara ny zavatra miseho eto sady na tsy mitovy aza ny fijerin'ny tsirairay ny fandehan-zavatra dia mitohy foana ny adi-hevitra (voatsipaka kosa ny mpandefa sary mamoafady sy ny mpiteny ratsy)
13. locl
(
12/06/2009 16:00)
Tsy misy maniry ny haidy Bazil a! Raha manaiky mora hianareo @ fiverenan'i Dada dia vita ho azy ny resaka. ary tsy hoe akory hiady no diany miaramila aty fa raha tsy misy ny fiantsiana avy @ TGV dia mandeha ho azy ny resaka.
Fa hianareo mitady hanao resabe ambony vavahady eo fotsiny, izahay tsy hanaiky raha tsy miverina eo Dada.
Sady raha matoky ny herinareo hiaanreo...avereno izy e!!! dia eny @ urne no miresaka isika
Fa hianareo mitady hanao resabe ambony vavahady eo fotsiny, izahay tsy hanaiky raha tsy miverina eo Dada.
Sady raha matoky ny herinareo hiaanreo...avereno izy e!!! dia eny @ urne no miresaka isika
