Iza ndray zany misandoka general tato zany é
1. Rajakoo
(
10/06/2009 22:08)
Zay vao mirehitra ty zany fa mba misy generaly kely ato
Fôpla le izy fa hamboarinay ihany na dia izany aza sa elah ndray io ry andrywui ,elah mantsy malaza ratsy mintsy ato :twisted: :twisted: :twisted:
Fôpla le izy fa hamboarinay ihany na dia izany aza sa elah ndray io ry andrywui ,elah mantsy malaza ratsy mintsy ato :twisted: :twisted: :twisted:
répondu par fijo le 11/06/2009 20:46
2. xxx
(
10/06/2009 22:15)
general fopla sady mody manao vehivavy i rawuiwui e! i rawuiwui nge passpartout e! sady lah no vavy :lol: :lol:
3. Rajakoo
(
10/06/2009 22:18)
Reny no atao hoe tsisy hazon-damosina,mpiondana sy mpandefa sary vetaveta eto @ serasera
