ARY NIARO TENA BE ANDROANY LE MPANISA ANDRO
1. cyril
(
09/06/2009 21:59)
Fa angaha moa mila miaro tena be elah ry andrywui satria raha be fiarovana eo elah de vao maika lalaoviko fa raha tsy miaro tena elah de resy be ,ka haninona ha ha ha
répondu par xxx le 10/06/2009 17:47
2. xxx
(
09/06/2009 22:01)
Bandy efa lazain-dry zalahy fa dondrona io ve lesy de mbola pehanareo ihany klé :-D :-D :-D
4. bazylou
(
09/06/2009 22:39)
nahoana kosa moa izy notsy hiaro tena!! koa raha tsy misy anaiky asiana fotsiny eto kle!! :-D
7. xxx
(
10/06/2009 08:16)
i Cyril tokoa misy olona manova ny anaranao hoe Socryl ao ambany ao , mitandrema tsara cyril fa ratsy be zany nanovany ny anaranao zany
8. andrywui
(
10/06/2009 08:19)
aleo ihany aho cyril dondrona fa rah ny fiovanle anaranareo ao ambany ao tena ts izy mits klé !! tena le fivoahan'ny pipi an'omby mihitsy no nivadika fiantso an'i tsoà ry cyril malala a!!
ha ha ha !!
aleoko ihany manisa andro !!
ha ha ha !! toy zay socr !! ha ha !!
petsa be !!
ha ha ha !!
aleoko ihany manisa andro !!
ha ha ha !! toy zay socr !! ha ha !!
petsa be !!
10. xxx
(
10/06/2009 17:47)
aleo ihany aho cyril dondrona fa rah ny fiovanle anaranareo ao ambany ao tena ts izy mits klé !! tena le fivoahan'ny pipi an'omby mihitsy no nivadika fiantso an'i tsoà ry cyril malala a!!
ha ha ha ha !! :-D :-D :-D :-D
