Efa nahazo grace tamiko letsy i HERY ry Locl sy mlammm a !
1. andrywui
(
09/06/2009 09:19)
Hay tokoa ry Essera tsy fantatrelah ny vaovao omaly ?? nomeko grace omaly letsy Hery fa hitako mampalaelo be lery a !!
--sady izy efa nanaiky fa diso tamle teniteny foana nataony de nekeko !! ka avelao amzay lery hilamn fa anatra ho azy iny ra-esssera a!! ha ha ha ha !!
--sady izy efa nanaiky fa diso tamle teniteny foana nataony de nekeko !! ka avelao amzay lery hilamn fa anatra ho azy iny ra-esssera a!! ha ha ha ha !!
répondu par xxx le 09/06/2009 21:54
2. locl
(
09/06/2009 09:29)
Taiza koa i Hery no niaiky fa diso ry andrywi??????
Zavatra foron'là ao antsaininlà ao izany, tandremo fa fanombohan'ny démence izany a! Mitady hanao folie de grandeur toi zany ka mihevitra fa an'toi ny verité.
Tsy eritreretin'ny toi @ izao fotoana izao ve fa kenda tanteraka ny HAT e? Fa raha ny plan noeritreretiny ange dia nandeha nisosa toy ny rano nefa dia hita mibaribary izao fa tsy fantany akory izay hataony. Ry zareo azy moa mifanipaka toy ny valalan-karona.

5. xxx
(
09/06/2009 09:38)
nga misy limite ny politika kosa leaza aaa
hahahahaha
te hanao politika eo ko
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) :p :p :p :p
hahahahaha
te hanao politika eo ko
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) :p :p :p :p
6. essera
(
09/06/2009 09:41)
Izao no atao hoe toe-tsaina tena mbola mirefarefa. Na notazaina tany anaty ala aza mbola hendry sy manaja oul.
8. hery
(
09/06/2009 09:54)
Momba ilay reaka 3 volana dia tsy miova ny hevitro.
Telo volana ihany no faharetan'ny HAT. Fa arakarak'ilay fanisan'ny sasany ny 3 volana moa io. Ny sasany manisa hoe nanomboka hatr@ désambra ny HAT lolll :-)
Telo volana ihany no faharetan'ny HAT. Fa arakarak'ilay fanisan'ny sasany ny 3 volana moa io. Ny sasany manisa hoe nanomboka hatr@ désambra ny HAT lolll :-)
9. xxx
(
09/06/2009 09:56)
andrywui:fa iza kay Andrywui no hoe nanome grace zany ?
Hay tokoa ry Essera tsy fantatrelah ny vaovao omaly ?? nomeko grace omaly letsy Hery fa hitako mampalaelo be lery a !!
--sady izy efa nanaiky fa diso tamle teniteny foana nataony de nekeko !! ka avelao amzay lery hilamn fa anatra ho azy iny ra-esssera a!! ha ha ha ha !!
dia rehefa vita iny fanisana andro zay tena azo lazaina fa nahatofoka teto , dia izao indray zany no dinika ho hita tsy misy farany eto ?
dia hoe avelao @ zay himalina nefa zao foana no mba dinika ataonao ?
aiza ve dia tsy mba ahitana dinika matotra fa dia tahak'izao foana no hita eto isan'andro lava zao ?
10. essera
(
09/06/2009 10:01)
Iray izay no tao : xxxy fa mbola misy akiray any fa tsy hamelanay kosa raHery.
11. xxx
(
09/06/2009 10:05)
izaho kosa aloha dia tena contre @ filazan'ny sasany ny ps cyril ho sokril e !!
12. Noue
(
09/06/2009 10:47)
"essera":fantatro indray no tian'lah lazaina eto :-D :-D :-D :-D
Iray izay no tao : xxxy fa mbola misy akiray any fa tsy hamelanay kosa raHery.
13. andrywui
(
09/06/2009 11:12)
Momba ilay reaka 3 volana dia tsy miova ny hevitro.
Telo volana ihany no faharetan'ny HAT. Fa arakarak'ilay fanisan'ny sasany ny 3 volana moa io. Ny sasany manisa hoe nanomboka hatr@ désambra ny HAT
hay mbola manamafy ndray zany hery nefa omaly nibabababa be teo !!
--hay tsy olana ! fa izao hitampoko hitampirenena ndray zao i hery io manisa andro io ann !!
--tsy nisy depart decembre kosa teo ry hery fa aza mananararaotra be aa!!
--FA NA HATOMBOKAO OVIANA NA HATOMBOKAO OVIANA LE 3 VOLANA NAO IO RY HERY DE TSY MISY HAT RAVA ZANY FA HIANAREO NO VELOMBOLO AMIN TSY MISY ANTONY A !!
---vao misy olana kely mitranga ao amin HAT defa hiazakazahana havoaka eto na hampitomboina sy hanaovana honohono le izy !!! ity anefa no tadidio fa ny ""adiady kely hono no mampiorina ny tokatrano !"" ha ha ha !!
14. xxx
(
09/06/2009 11:23)
izaho kosa aloha dia tena contre @ filazan'ny sasany ny ps cyril ho sokril e !!
koa na izy aza tsy tezitra koa,
15. andrywui
(
09/06/2009 13:38)
gaigy zany le !! hay ve i ravaotgv no xxxy mpanao sary porno ato hatramzay e ! Locl sisa zany no andrasana de voadio ny serasera !! misy kozy narahako zay manko teto ndray alina zay manitrikitrika ilay vehivavy fa i Locl no ZORRO eto am tanana na de misarotava aza
16. cyril
(
09/06/2009 21:33)
Iza tokoa moa le nanompa anah tato iny e, i Ndaty koa zany esory any fa manompa , elah koa ry andrywui efa nanompa anah asorina koa zany
Avelao eo aloha ry zalahy ampiresahiko eto Rahery a :lol:
Avelao eo aloha ry zalahy ampiresahiko eto Rahery a :lol:
17. xxx
(
09/06/2009 21:54)
Elah kosa aloha dia mahay mampiteny ny moana ény dondrona manko é,azafady ha ha ha