scoop!!!
1. bazylou
(
08/06/2009 22:14)
vao resaka androany ity!!! nataoko tamin'ny leadern'ny gtt!! i VR. manakevitra hono ramatoa kelyfa hiala amin'ny gtt fa tsy harany ny fianarany sy ny fiainany. Le8 koa hono efa resy ka aleo mipetraka hono. Ny Ps efa resy tamin'ny eropeana dia tsy misy intsonyny sponsa.
:-D :-D :-D
:-D :-D :-D
répondu par xxx le 09/06/2009 07:57
5. essera
(
09/06/2009 04:13)
Ka ny blem ko alou na tiana na tsy tiana d tsy mety le mi-télécommander toul fa manjary na ianao mpitarika aza tsy maints mizap arakaraka ny fivoaran'n toe-draharaha.
6. mmmhh
(
09/06/2009 04:19)
milamm:
maivandoha i bazylou fucking twat...
milamm> aleo milamm de misesy fa sao de tapaka lalan-dra eo e :wink:
