sunisite

1. nomenaj ( 08/06/2009 16:15)
Miarahaba antsika rehetra,mba mila fanapiana aminareo namana rehetra izay mba afaka hanampy,zaho dia apijalian'ny aretina sunisite,nandrirtra ny taona maro,efana nanao fitsaboana ihany,saingy mbola tena tsiafaka,ary tsiavitana asa mihintsy,saika isanandro dia marary,tsimahita ny olona tena mahay mitsabo azy,efa tena grave mihintsy,koa dia misaotra ireo izay afaka hanampy.
répondu par nomenaj le 18/07/2009 16:01
2. bacouli ( 08/06/2009 17:58)
Eny @ny homéopharma(Ratsimamanga )ve d tsy mahita fanafody momba @io, sinon le ravintsara koa malaza fanafody mikasika momba ny ORL hatao evoka raha tsy diso aho.
3. bacouli ( 08/06/2009 18:00)
handramo fa tokony ho mety io
4. xxx ( 08/06/2009 18:03)
mijere dokotera
5. xxx ( 08/06/2009 18:26)
nomenaj:

Miarahaba antsika rehetra,mba mila fanapiana aminareo namana rehetra izay mba afaka hanampy,zaho dia apijalian'ny aretina sunisite,nandrirtra ny taona maro,efana nanao fitsaboana ihany,saingy mbola tena tsiafaka,ary tsiavitana asa mihintsy,saika isanandro dia marary,tsimahita ny olona tena mahay mitsabo azy,efa tena grave mihintsy,koa dia misaotra ireo izay afaka hanampy.


Zah zao dia teo f'efa sitrana, ny RIRA no novonjeko efa 3 taona lasa zay, Hatramin'zao mbola tsy niverina. RIRA no novonjeko satri zah reraka sady lany vola mankany @ dokotera.
Misy ranopanafody zay nomeny de iny no atete any anaty orona, somary may sakay le izy fa ianadraha fa te hoafaka. Ilay namako zay no nahafantarako io koa.
6. andrywui ( 09/06/2009 09:03)
Miarahaba antsika rehetra,mba mila fanapiana aminareo namana rehetra izay mba afaka hanampy,zaho dia apijalian'ny aretina sunisite,nandrirtra ny taona maro,efana nanao fitsaboana ihany,saingy mbola tena tsiafaka,ary tsiavitana asa mihintsy,saika isanandro dia marary,tsimahita ny olona tena mahay mitsabo azy,efa tena grave mihintsy,koa dia misaotra ireo izay afaka hanampy.



raha any M/car ianao de mandehana ao amin'ny HOMEOPHARMA fa sady tsy trohana ponctionena reny no efficace !! misy fanafody omeny anao hoe menthe poivré ,sunisarome !! na tonga de vidio ao ireo !!

--na raha tena efa grave be dia mividiana "penicilline1M X3 de atete tsikelikely ataovy evoka anaty kininipotsy" zay kou no tena naha afaka tanteraka ny an'ny zokiko lahy !

sitrana soa amantsara ary e!

andefaso mesaz ah raha mbola te hanotany ianao!
7. rtcflora ( 12/06/2009 16:24)
ANY @chino mahintsy no nandehanako fa eficace aloha e za efa tany @ rira
fa tsy sitrana .f anafody manamaina le nana ao no omeny de gotifoty atete zay fa eficasy t@ko alohe
8. nomenaj ( 18/07/2009 16:01)
Miarahaba antsika,misaotra betraka nareo namana nanampy sy nanoro hevitra;Atra hamaly fitia anareo,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.183