Ravalomanana chez MUGABE

1. xxx ( 08/06/2009 10:07)
Izay miaraka amin'ny amboalambo hoy ny fitenin-drazatsika dia amboalambo.
Raha zohina hoe aiza i Ra8 no milafika raha tonga ilay tsy nampoziny. Dia hita fa any amin'ireo olon-dratsin'i Afrika izy no milafika sy misolelaka. Dia mbola tsy mahatonga saina anao iahany ve izany??? Betsaka mantsy ny zavatra maizina sy lainga azo atao ary mbola afaka ifanarahana raha ao Afrika. Efa amam-bolana maro izay izy no any Afrika any ary ny mahagaga dia tsy sahy mandeha any Europe na US eny fa na any Asia izay nanome azy ilay honoris cosa aza.
Mahagaga ity ry lahy
répondu par xxx le 08/06/2009 21:19
2. andrywui ( 08/06/2009 11:01)
Ao afrika ihany izy no misy manaiky oe mbola Filoham-pirenena letsy fa ny firenena rehetra efa milaza azy fa olontsotra izy zao !

--
3. andrywui ( 08/06/2009 12:54)
efa hiomehezan'ny firenena rehetra mhitsy anie ry reto le dadanareo e !! otran olona efa mipaorina lery !! raha tena azy nareo de ny mitady psy4 ho azy no ataonareo !!
4. xxx ( 08/06/2009 21:19)
Hoy andrywui

Efa amam-bolana maro izay izy no any Afrika any ary ny mahagaga dia tsy sahy mandeha any Europe na US eny fa na any Asia izay nanome azy ilay honoris cosa aza.
Mahagaga ity ry lahy


Koa raha tsy tgvendrana ty koa hitonatonana nisolelaka tany nefa tsy nahazo afa tsy toraka ALLEZ MANDE!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1476