Vol MD058 niodina nankany Dakar , satria ....!!!

1. xxx ( 06/06/2009 13:40)
Plan efa maty paika iny satria efa fantatry ry Andry sy Ratsirahonana fa mpomba azy ilay commandant de bord!Fa raha pro Ravalo ilay mpanamory dia tsy sahy nanao iny fihetsika iny ry TGV!
répondu par xxx le 06/06/2009 20:37
2. Noue ( 06/06/2009 13:42)
sur et certain io !!
3. bozyboleta ( 06/06/2009 13:49)
Ka tôtô kelin-jareo le komandà .
Nomena taolana fotsiny de nanaraka ary ny mpandeha nitaky ny rariny indray no nivovozany.

Tôtô ange iny e! :-D :-D :-D :-D
4. xxx ( 06/06/2009 13:49)
Norahonan'ilay commandant de bord hono ireo mpizahantany sy beantitra voafitaka.
5. Mirananirina ( 06/06/2009 13:54)
Plan efa maty paika iny satria efa fantatry ry Andry sy Ratsirahonana fa mpomba azy ilay commandant de bord!Fa raha pro Ravalo ilay mpanamory dia tsy sahy nanao iny fihetsika iny ry TGV!

Azavao misimisy hoe azafady
6. yuka ( 06/06/2009 14:08)
Tsy mahay afatsin'ny mandrahona sy manabe mokondoha ry tgvendrana sy ny tariny :-D :-D :-D
7. xxx ( 06/06/2009 14:12)
tôtô alphonse no anaran'ilay mpanamory fiaramanidina nitondra an'ireo delegasiona an'ny HAT. Io rangahy io dia tsy iza fa premier secrétaire général adjoint du parti LEader FANILO, ary mpiondana mafy an'i TGV.

Nisy vahiny nanopa i TGV tao anaty rôplanina dia hozy Tôtô oe: je ne permettrai jamais qu'un étrange insulte mon président et mon pays.

Olona roa no mpanamory tena mpiondana be an'i TGV ao @ air mad ao.
8. ravalotgv ( 06/06/2009 14:21)
mety tsy ampy 10.000 euro nikaliana raha nade force one lery
sniff
tcroufff
:^) :^) :^) :@ :@ :@ :@
9. harybe ( 06/06/2009 14:26)
gasy anga ilay commandant de bord?
10. xxx ( 06/06/2009 14:28)
harybe gasy be tsara mihitsy ka. Côtier izy, zay no mahatonga ny anarany hafa kely
11. xxx ( 06/06/2009 15:01)
Mirananirina:

Plan efa maty paika iny satria efa fantatry ry Andry sy Ratsirahonana fa mpomba azy ilay commandant de bord!Fa raha pro Ravalo ilay mpanamory dia tsy sahy nanao iny fihetsika iny ry TGV!

Azavao misimisy hoe azafady


Efa mazava be ilay izy mama Mirana a!N'ahoana ary no tsy avion Air Mad no nitondra an i Andry avy tao Dakar nankao Paris? Dikany afaka niandry avion ny maraina ho any Senegal ry Andry , ohatra naka vol ho any Johannesburg , na Kenya ...N'ahoana koa ilay commandant no tsy nisy réaction mihintsy fa dia noraisiny a bord ry TGV!

Ary mbola io commandant io koa no équipage nitondra an dry TGV sy ry Ratsirahonana nody , donc mazava be ilay izy !
12. xxx ( 06/06/2009 15:05)
harybe:

gasy anga ilay commandant de bord?



quelle question? Ery ambony efa mazava hoe 1er secretaire ny antoko Leader Fanilo !
13. xxx ( 06/06/2009 15:09)
xxx:

tôtô alphonse no anaran'ilay mpanamory fiaramanidina nitondra an'ireo delegasiona an'ny HAT. Io rangahy io dia tsy iza fa premier secrétaire général adjoint du parti LEader FANILO, ary mpiondana mafy an'i TGV.

Nisy vahiny nanopa i TGV tao anaty rôplanina dia hozy Tôtô oe: je ne permettrai jamais qu'un étrange insulte mon président et mon pays.

Olona roa no mpanamory tena mpiondana be an'i TGV ao @ air mad ao.




Tsy marina ilay hoe 2 no pro TGV , maromaro izy no ao ary tsy tena hoe TGV fa ny tena izy PRo AREMA !..

14. xxx ( 06/06/2009 15:31)
lasa manao polifika hatramin ny pilote sao isy mametraka baomba

sniff
tchroufff
8) 8) 8) 8) 8)
15. lemenakely ( 06/06/2009 16:44)
xxx:

harybe gasy be tsara mihitsy ka. Côtier izy, zay no mahatonga ny anarany hafa kely



Mbola mandaitra mihintsy iry resaka fihaviana ity @ gasy ! Mérina e, côtier e, ...
16. xxx ( 06/06/2009 17:19)
nga raha milaza hoe cotier dia midiaka inn, tsy misy jugement de valeur mihitsy io fa mba hanazavana ny anarany fotsiny, dia zay no antony hilazana hoe: avy any @ cotes, na province izy. Mitovy ihany zany amiko.

17. Noue ( 06/06/2009 17:22)
xxx:

tôtô alphonse no anaran'ilay mpanamory fiaramanidina nitondra an'ireo delegasiona an'ny HAT. Io rangahy io dia tsy iza fa premier secrétaire général adjoint du parti LEader FANILO, ary mpiondana mafy an'i TGV.

Nisy vahiny nanopa i TGV tao anaty rôplanina dia hozy Tôtô oe: je ne permettrai jamais qu'un étrange insulte mon président et mon pays.

Olona roa no mpanamory tena mpiondana be an'i TGV ao @ air mad ao.
tsy mahagaga ee ! kinona moa fa dia ny didin'be sandry hatrany no mitohy ???


18. ravalotgv ( 06/06/2009 17:32)
ka hanao inna aza ny kely sandry sy ny kely loha eo anatrehan ny be sandry sy ny be loha

sniff
tchrouff

tonde handaka ve

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
19. Noue ( 06/06/2009 19:02)
"lemenakely":
Mbola mandaitra mihintsy iry resaka fihaviana ity @ gasy ! Mérina e, côtier e, ...
ny sasany aza milaza oe misy manao lohan'andevo ! :^) :^) :^) :^)
20. xxx ( 06/06/2009 19:58)
ka zavamisy ireo ka ataonareo ahoana aza tsy afaka fafana amin ni diktionera ireo tompoko ooooo :/ :/ :/ :/ :/
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5492