Mba naika hanontany azafady e!

1. ari.malala ( 05/06/2009 05:31)
Miarahaba indray,

Misy maharary foana ny ila kiboko ankavanana (efa nodidiana appendicite t@ fevrier 2004 aho, fa mbola misy maharary foana), dia nasain'ny dokotera nanao echographie. Nivaly ary ilay izy ary ny valiny tao dia hoe dystrophie ovarienne (ovaire gauche), dia misy hoe "petite lame liquidienne dans le cul de sac de Douglas". Inona kay ilay petite lame liquidienne? tsy mila fandidiana ve? misaotra mialoha.
répondu par ari.malala le 15/06/2009 12:33
2. fahamarinana ( 05/06/2009 06:20)
:arrow: ari :tsy dia haiko loatra io akia fa mirary soa ho anjy dia ho sitrana soa aman-tsara akia a!Raha sanatria tsy maintsy mandalo fandidina dia tsy maintsy atrehana satria izay no mahasoa sy mahasitrana an ! kiss be ho anjy !! :-* :-* (l)
3. mmmhh ( 05/06/2009 08:36)
tena tsy misy zavatra fantatro ny @ zany,
maninona anefa rah entina miverina any @ le Dr nampanao echo anao? de asiana hazavainy le izy?

Mirary fahasitranana e,
4. Tazana ( 05/06/2009 11:01)
Ari a, ireto no valiny hitako, kanefa kosa, maka rendez vous amin'ny dokoteranao hahaizana ny tena mahazo "anao".

c'est un petit kyste qui s'est rompu et l'exudat contenu dans le kyste se trouve encore dans le cul de sac de douglas mais va finir par s'evacuer tout seul .

ity ny définition an'ilay exudat: L'exsudat provient d'une partie des éléments du sang qui sont passés à travers la paroi de vaisseaux. L'exsudat est riche en albumine (variété de protéines) et en leucocytes (globules blancs). Le plus souvent il est dû à une inflammation des membranes qui enveloppent un organe, à l'origine d'un épanchement aboutissant parfois au remplissage d'une cavité entière.

Ka io misy hoe minime, ny anao hoe petite ka tsy fantatro hoe arakaraka ny quantité ve avaokan"ny vatana daholo sa na minime na petite dia avaokan'ny vatana...Manontania dokotera e. (Ny ahy ny dokoterako manao vocabulaire tsy hay sady zara raha tena mamaly rehefa hanontaniana dia raha ny sitrapoko efa ela aho no niova fa aty liste d'attente be ny dokotera satria tsy ampy dia miafy eo aloha mandra-pa...ka rehefa tsy mamaly mahafa po ny dokoterana dia mijere dokotera hafa (za mandeha any @ ireny walk in clinique ireny)
Mirary soa Ari a!



5. ari.malala ( 05/06/2009 12:57)
Misaotra daholo @ valin-teny :) tsy maintsy mbola hoany ihany aho fa mbola mila manao analyse hafa iray koa ka miandry ny fahavitàn'izay dia mandeha any ka :) misaotra indrindra :-* :-* hoanareo rehetra :)
6. ikaretsaka ( 06/06/2009 12:10)
De tsy misy ooooh darling ooo........ itsony zany aloha ce soir mandra pa? 8-)
7. rova30 ( 08/06/2009 04:55)

Dia mirary fahasalamana ho anao izany, fa tsy mahafantatra na olona efa voan'izany aretina izany ary!

Ary ika , toa manana maso telo? :-P
8. ari.malala ( 15/06/2009 05:42)
Misaotra daolo e! kyste hono zany lay izy :cry:
9. ni81 ( 15/06/2009 05:51)
Misaotra daolo e! kyste hono zany lay izy
ka misy izy ireny toa levona ihany angamba ary misy tsy maintsy didiana! Dia mirary soa ho an'i ari chérie izany kou
10. fahamarinana ( 15/06/2009 05:52)
:arrow: mirary soa koa akia ry zandriko malala a! kiss be ho anjy ! :-* (l)
11. ari.malala ( 15/06/2009 12:33)
Merci akia :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0889