NISY NITARAINA NOHONY OMPANY NDRAY NGA TATO E

1. Rajakoo ( 03/06/2009 19:02)
Mamo miantso polisy anie lay bandy é, mampihomehy be,
Ny mpanompa sy mpanao copie coller ndray ato no mitady rariny
Aleo elah faizana any hatsapan'elah fa favy zany tsy manopa mpitsikera zany
MAMO VE ELAH ry andrywui a =)) =))
répondu par xxx le 04/06/2009 22:40
2. xxx ( 03/06/2009 19:28)
Zay ary mbola tsy namely de nitsoaka le bekonetaka klé :lol:
3. fijo ( 03/06/2009 20:06)
aiz aelahy ry wiwi fa tssss;laozana manatongilana akama fotsiny
4. bazylou ( 03/06/2009 22:34)
o ry rajakooo, voa ompany mafy angahaiano no mimenomenona mafy eto!!! =)) =)) =)) =)) =)) :p :p
5. xxx ( 03/06/2009 22:51)
Rajako omena akondro de an'i andrywui ny hodiny :-D :-D :-D
6. Noue ( 04/06/2009 05:57)
mahita lazaina ianareo ka :^) :^)
7. sakaymena ( 04/06/2009 09:06)
RAJAKOO OZAH LEO POLITIKA FA RAH MIGADRA I ANDRY TGV DE TOKONY GADRANA KO RA8
I ANDRY NGE TSY MBOLA NAHAZO E FA MBOLA VERBAL
FA RAVALO EFA NAHAVITA MISSION ARY MATOA IZY TSY TE HIALA RAJAKOO NA ANDRY NA IZA NANGATAKA NY FIALANY TSY HETY HIALA EO INY
SATRIA NAHOAN A ?"AO RAH"

tongava saina oa fa RAVALOMANANA JAMBA NY PETROL E
8. sakaymena ( 04/06/2009 09:09)
NAREO VE DE MINO FA NAHAFOY NY AINY HO ANY FIRENENA MARINA RA8 E?
TSIA DE TSIA NY VALINY AMIKO ARY TSY HOE KOA HO AN NY TIM FA HO AN NY TIKO OK
TONGAVA HOA SAINA SA I NA
9. sakaymena ( 04/06/2009 09:37)
aza valina tsony le fanotaniako etsy ambony f ef hitako ny valiny
TSY MBOLA MISY MIGADRA KAY MOA HATRAM IZAO FA NY OLO NDRAINDRAY TSY MAHAZO RESAKA DE ZAY NO LASA TSAHO
MERCI
TAPITRA NIAKATRA NY SORATRA
10. andrywui ( 04/06/2009 14:48)
--aza manao resaka babakoto letsy rajako a !!

ny akondro marina hoanina de andé mihani-kazo fa fopla !

rah mbola be vava eo elah de gorille no ampanaoviko amlah !



refa tsy miteny ratsy de milay !!

---fa refa tsy mahatanty de aza miditra eto fa be dinika azonlah atao ao ambadika ao !
11. andrywui ( 04/06/2009 18:04)
vakio io kozin'i sakaimena io raha teho may ialahy !!

ampy ho anlah io fananarana io !!

i ravalo hono lety no efa voky fa i TGV vao jojopil mbola tsy nanota a!

ka ny mamo ndray ty re olona no miantso polisy

sa mbola tsy ampy ve ny azo tao e
12. xxx ( 04/06/2009 18:12)
andrywui:
TGV vao jojopil mbola tsy nanota a!
ny fanaovana coup d'état zany tsy ota? ny fanakaramaina ny jiolahimboto hitifitra teny Am/tra sy fanakaramaina ny jiolahimboton'TGVENDRANA handromba, handoro, famonoana olona nataony hatramizay dia azo lazaina fa tsy nanota io TGVENDRANA io?


13. andrywui ( 04/06/2009 18:29)
ho valiako tsirairay ve ??

1/Tsisy nanao coup d'etat tompoko fa izy tompony no nanary ny fitpondrany fa tsy nilainy tsony hono !! ny gardes du corps-ny 300lahy aza nasainy nody daholo fa ariany hono io fitondrana io !!

2/ny nitifitra ireny tompoko de miaramilandravalomanana avy ao Am/btsorihitra fa aza avadika le tantara a!!

3/Ny nandroba ireny ndray rehefa nisy tratra de nibaboka fa TIM daholo no naniraka andry lerony !!miantsoa any amin FIP na BC1,2,3,4 na SAG na SCAC na G6 .. de manotania ny marina any !




TAPITRA
14. sakaymena ( 04/06/2009 19:44)
o ry xxx a ianao aloh de tena x tokoa ka
zao ny ataoko anao satria ianao manohana sady akaman dra8 ka ref ny fonao no azony de voatapina ny masonao marina sa tsia fitiavana no anton \'izay ye mlay kah.saingy moa ve mba fantatrao hoe ahona tokoa moa ny tantara nahatonga andravalo teo am fitondrana e;1ée jereo ny clp ny VELIRANON\'IARIO \"NYAINGA\" de ho tsapanao ny ngidiny sombiny ihany iny;
zao no ataoko anao jereo ny archive ny greve 2002 fa tete de liste ny manifestation ny tenako zaho miresaka aminao zao
tim tamizany vo nanombok hoe nisy tim ok
ATAOKO NGAMBA IANAO MBA MIOMBOKEVITRA AMIKO AM TY
MOA VE METY RAH PANAO TARI BATO VILAMBAVA NO MITARKA E?amiko a tsy ny BAIBOLYT ANY ANTANAN \'NY OLONA IRAY NO ZAVA DEHIBE FA NY FANAHINY LALINA AO ANTINY.TAIZA RAVALO FAHINY HOY IZY TAMZANY:

AZA MATAHOTRA HIANAREO VAHOAKA MALAGASY NIFIDY AHY FA INOA FOTSINY IHANY EEEEEEEEE.HO AVAOZITSIKA AMY FOTONA FOHY DIA FOHY NY FIAINAN\'NY MALAGASY TSY VAKIVOLO EEEEEEEEEEE
indrisy anefa NOKEKERIN\'NY AMBOA BE TIANY NY MALAGASY.nipoitra ny bianco e hatramin\'PIVAROTRA PRODUIT STAR TSY MAHAZO MIVAROTRA PRDT TIKO.TOETSAINA FILOHAN\'INONA IZANY?
MOA VE MBA NISY FOTOANA NATOKAN DRAVALOMANAN TAMIN\'NY FITONDRANY MBA NIJERENY NY MAHANTRA E? OVIANA ARY TAIZA?SAMBORY ZAY MIVAROTRA ENY AMORON DALANA RAH NANAN IZY IRENY DE MBA NANOFA NA NIVIDY TRANO NA DIA KELY HIVELOMANY.
VATO VE NY FONY KO LAZAINAO RY XXX FA TSY MELOKA EEEEEEEEEE
FAHAMARINANA VE YZANY?????????????????????????????????????
15. xxx ( 04/06/2009 19:52)
mba azon'i sakaymena atao ve ny tsy fanoranata mivandravandra be tahak'izao ?
16. sakaymena ( 04/06/2009 19:54)
ARY MBOLA AVERIKO AMINAO RYXXX RAH TSY AZONAO NY TIAKO HAMBARA AAMIN DRAJAKOO ETSY AMBONY FATINA MIARAMILA FIRY NY TROSAN NY TAFIKA MALAGASY AMIN DRA8 DE AMPITOMBOY ZATO ZAY FANTANTRAO. FA NY HITAKO MASO DE FIARA IRAY TSY NISY NIANGANA AFA TSY 1MONJA MANGINY FOTSINY NY TAO AMINY LAPAN NY FARITANIN'FIANARATSOA MIARAMILA MATIN'NY TIM OK

NY ADALANAO TAFIANDAMBA FA NY ADALAN NY OL IHOMEHEZANA .
SAMY MIBABY NY VALIN'ASANY ENY NGE.
17. sakaymena ( 04/06/2009 19:58)
efa antitra aho ka tsy de mahita tsara fa azafady rah tsy tinao e
18. xxx ( 04/06/2009 22:40)
zany anti-bavy zany no tena tian'ny rajakoo :-D :-D :-D
ary toa mitono tena lay voampanga,fa elah marina ve andrywui zany mamo miantso polisy zany é :idea:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3635