NA HO ESORIN'I HERY AZA ITY DE J-5 anio !!

1. andrywui ( 03/06/2009 10:15)
esory ndray ARY FA OTRITY LE IRAY TEO !

ny an'i hery de ny higafy eto foana no mba hainy !

na tian'i Hery na tsia dia J-5 anio ! zany hoe amin'ny alatsinainy izany raha lé tena andro aradalana !!

IANAO ANEFA NANGATAKA NY HOE MBA ATAOVY AMIN'NY 23 JUIN LE IZY ANDRYWUI!

mbola ho dinihana zany iny fangatahanao iny ry Hery fa io aloha izao no mipetraka !!

afaka manome prolongation ze angatahinao zahay fa tsisy ninoninona mitranga eo e !!
--ny vola miditra amin'ny fanjakana sy azony aza izao no efa betsaka loatra ;ka efa afaka manao ny fotodrafitr'asa laharampahamehana izao ny fanjakna !
de inona ndray zao no holazainareo aminzany ? efa tafavoaka ny HAT e !
--tsy resaka olona mitsena atsy sy aroa no inona !! ity tadidio fa raha misy malagasy 10 ao amin'ny firenena lalovana iray ka mitsena eo ny 7 de 70% izay no nitsena anao !! fa raha nisy olona 4000 ka nitsena teo ny 2000 de 50% fotsiny izay ! saino kely izany ry TIM !
répondu par fijo le 04/06/2009 21:14
2. andrywui ( 03/06/2009 10:21)
---hirodana zany ny HAT amin'ny alatsinainy ?

---tsy hi-existe tsony zany ny TGV manomboka ny alatsinainy ? hony ry hery ?

---hanomboka tsy handray karama tsony zany ny membres ao amin'ny HAT izao manomboka ny alatsinainy ?

--lazao eto lé analyse sa Faminanianao e !

lazao ho ren'ny vahoaka malagasy marobe izay manaraka ity forum ity direct eto !

--aza asianareo TIM teny ratsy sy sary mamoafady fotsiny eto fa resaka politika madio no atao !!

3. hery ( 03/06/2009 11:10)
Mirodana ny HAT rehefa afaka 3 volana taorian'ny nitsanganany.

:-) tsy haiko izany na amin'ny alatsinainy na tsia fa tsy anjarako ny manisa fa anjaranareo matahotra firodanana isao hoe oviana no nijoro ny HAT dia oviana izany ny 3 volana... Raha amin'ny alatsinainy dia ho rodana @ alatsinainy ny HAT :-)

4. ifiona ( 03/06/2009 11:12)
aaaaaoka kosa letsy ra wiwi a... tena miaiky aho e! tena omeko oscar du meilleur acteur toi fa tena... favori e! aoka fotsiny oaaaa


:lol: :lol:
5. locl ( 03/06/2009 11:51)
Ka raha ny faniriana ve tsy hirodana na dia androany aza, sady mpangalatra no mpandroba, ny insulte rehetra ao @ dictionnaire dia an'ny HAT avokoa.

sa ve ry andrywi tsy mba mahita izany e???
6. andrywui ( 03/06/2009 12:12)
Ka raha ny faniriana ve tsy hirodana na dia androany aza, sady mpangalatra no mpandroba, ny insulte rehetra ao @ dictionnaire dia an'ny HAT avokoa.

sa ve ry andrywi tsy mba mahita izany e???


tsy zay aloha ny réel locl fa aza midelira a!! ze tena izy jerena !
7. mmmhh ( 03/06/2009 12:26)
hery:
tsy haiko izany na amin'ny alatsinainy na tsia fa tsy anjarako ny manisa fa anjaranareo matahotra firodanana isao hoe oviana no nijoro ny HAT dia oviana izany ny 3 volana... Raha amin'ny alatsinainy dia ho rodana @ alatsinainy ny HAT

:-D :-D :-D
mampme koa nareo sy Andriwui @ fanisan'andronareo ty ka

andriwui:
IANAO ANEFA NANGATAKA NY HOE MBA ATAOVY AMIN'NY 23 JUIN LE IZY ANDRYWUI!

mbola ho dinihana zany iny fangatahanao iny ry Hery fa io aloha izao no mipetraka !!

afaka manome prolongation ze angatahinao zahay fa tsisy ninoninona mitranga eo e !!

hay efa nahazo prolongation kay i hery koa, de oviana ndray zany ny daty vaovao tian'i Hery fa nahazo prolongation, .... hararaoty ry Hery a, omeo daty vaovao fa efa manakaiky anie le Latsinainy e, :-D :-D :-D :-D

Ny tian'i Hery ahatongavana zany de AVANT 26 JUIN le izy e, ......





8. andrywui ( 03/06/2009 12:29)
Ny tian'i Hery ahatongavana zany de AVANT 26 JUIN le izy e, ......


tena azon'i mmmh le resakééé nisy resabe mantsy ataondry mpanohana an'i aradada (fa tsy ara-dalana) fa hiverina hanao 26juin eto amn tanana hono izy de io no mapiendiendy andry zalahy mafy io !!! ha ha ha
9. Mirananirina ( 03/06/2009 12:53)
Ataovy hoe rangaha jour J androany ry Andrywui an;
efa tianay hirodana izao dia izao io HAT io,enga anie
10. andrywui ( 03/06/2009 12:57)
Ataovy hoe rangaha jour J androany ry Andrywui an;
efa tianay hirodana izao dia izao io HAT io,enga anie


Mirana ko zany hanao toetra ratsy otran'ny nataon'i hery ahy tanikeo maraina ??
11. Mirananirina ( 03/06/2009 13:02)
Mirana ko zany hanao toetra ratsy otran'ny nataon'i hery ahy tanikeo maraina ??

inona kay izany fa tara ange aho e
12. andrywui ( 03/06/2009 13:09)
lazainlery fa diso toerana hono no tokony ho nametrahana anle dinika nataoko oe :
--ahoana no hitanao ny XXX nataoko nefa odianao faninnn ny XXX mandefa sary porno eto ??

-de nokendaiko tamzay lery de nanokafako dinika momba anzay de tonga de nofafainy haingana !
-haingana anie zany e! zara raha nipetraka 4mn de vita teo de io izy mody gisa mialaala pà eo io
13. ravatorano ( 03/06/2009 13:14)
za sady tsy tim no tsy pro ravalo fa ny zava misy no jereko ah
maagaga ahy aloha ilay hoe :
--ny vola miditra amin'ny fanjakana sy azony aza izao no efa betsaka loatra ;ka efa afaka manao ny fotodrafitr'asa laharampahamehana izao ny fanjakna !

inona lessy zandry azafady ilay foto-drafitrasa ???
d aiza no natao na aiza no nisy nai'zany satria ny reko dia izay efa vita tamin nya ndron i le8 ihany no tokanan'ny HAT amizao sa izay ilay antsoinareo indray hoe continuité de l'Etat !
na jour J anio tsy mbola hirodana io HAT io na d tsy maelmy aza fa ny mahagaga ahy aminy dia efa manomboka miady antrano zareo izao .
Jereo ireny teny Amasapito ireny : ny fifanitsahana andraikitra ka nahatonga ny CEMGAM tafateny hoe : "izaho no lehibenareo fa tsy Alain Ramaroson" raha niresaka tamin'ireo miaramila nalefa nisava teny amin'ny ALMA izay nahita fitaovam-piadiana izy !
Jereo ange ny gazety taratra !

14. xxx ( 03/06/2009 13:30)
andrywui:
Mirana ko zany hanao toetra ratsy otran'ny nataon'i hery ahy tanikeo maraina ??
ny mahagaga @ nareo anie dia manao olona ianareo tsy misy mitaraina , ny fidirana xxx , ny fanovana ps isaky ny raim sy valo zao ! ny fanaratsiana olona lazaina fa maivan-doha na donto sy ny tsy voatanisa eto, tsy misy mitaraina ny olona fa rehefa tsy araly ny sitraponareo dia be fitarainana ? mahaiza mijinja zay nafafy e ! sady ianareo koa tsy mba azo tenenina fa ny mamingavinga olona tsy misy farany ataonareo ireny izany ahoana fotsiny ?


15. ravatorano ( 03/06/2009 13:38)
saika nifampitifitra ny miaramila

Tezitra mafy…

Nanoloana ity toe-javatra ity, naneho ny hatezerany ny Lehiben’ny Etamazaoro, ny Kolonely Ndriarijaona André. Re nandritra ny fifanazavana teo mantsy fa tsy nisy fampilazana sy fampandrenesana azy akory tamin’izao raharaha izao. Niezaka nanazava taminy ireo miaramila namita iraka, ary nilaza fa Alain Ramaroson no naniraka azy ireo rehefa nahazo taratasy fahazoan-dalana avy amin’ny fitsarana. «Tsy mety no ataonareo, manjary mifamono isika, izahay efa vonona ny hanafika. Izaho no lehibenareo fa tsy i Alain Ramaroson», hoy ny Cemgam tezitra mafy tamin’ireo miaramila. Naharitra ora iray teo ho eo ny fifanazavana. Tsiahivina fa ny fifanitsahan’andraikitra tahaka izao no efa nahatonga ny fifampitifiran’ny samy miaramila tany Ivohidiala, Ambatondrazaka, iray volana lasa izay. Ho fisorohana izany, tsy hiverina intsony, no nandraisan’ny Cemgam andraikitra amin’ny fampanarahana baiko tokana ho an’ny ny miaramila rehetra.

Nalaina avy hatrany ny basin’ireo miaramila 3 ary nentina ho any an-toby izy ireo taorian’izay. Nasaina namonjy ny tobiny kosa ireo zandary 5 lahy. Tsy nisy ny fanazavana manokana ho an’ny mpanao gazety tamin’ity indray mitoraka ity na teny an-toerana avokoa aza ny ankamaroany.

gazety taratra
03/06/09

Yves S.


ohatran ny hoe santionany amin ilay faharavan'ny HAT ange tony zalah e !
efa manomboka izy zao !



:-D :-D
16. Noue ( 03/06/2009 15:19)
Izaho no lehibenareo fa tsy i Alain Ramaroson», hoy ny Cemgam tezitra mafy tamin’ireo miaramila. ay ay ay !!!
17. andrywui ( 03/06/2009 18:39)
saika nifampitifitra ny miaramila

Tezitra mafy…

Nanoloana ity toe-javatra ity, naneho ny hatezerany ny Lehiben’ny Etamazaoro, ny Kolonely Ndriarijaona André. Re nandritra ny fifanazavana teo mantsy fa tsy nisy fampilazana sy fampandrenesana azy akory tamin’izao raharaha izao.


resaka fananan'i ravalo io ka tsy olana fa refa tafaverina amin fanjaknaizay nalainy tsy aradalana de izay no tanjona e !!

mbola saika izany fa tsy tena izy !!

ka aza atao resabe mankarary andoha eto fa efa leo tsaho sy angamba ny olona !!

ze tena resaka réel resahina de tsy asin'ny TIM teny ratsy sy sary ratsy de mlammm ny kozy !! :evil: :evil: :evil: :evil: :twisted: :twisted:
18. Rajakoo ( 03/06/2009 19:17)
TSY RARAHINAY ZANY TGV ZANY RANGAH RETO A
REFA SARIM-BAVY elah ry halloween de MANDE ARY @ DINIKA RESABEHIVAVY :evil: :evil: :evil:
19. ravatorano ( 04/06/2009 05:38)
andrywui < inona ilay hoe tsaho ? dia inona ilay resabe ?
tsisy tsaho io na resabe fa tena zava nisy
tsy nahazo alalana tamin'ny fitsarana izany ny CNME araky ny tenin'i ramatoa minisitra omaly fa resabe sy tsaho fotsiny ary lainga ilay hoe efa nahazo mandat de perquisition teny amin'ny fitsarana
Tsy tsaho izany zandry satria minisitra ao amin'ny fitondrana tetezamita mihitsy no nilaza izany nanoloana ny mpanao gazety rehetra izay nampanatsoiny !
mahaiza ary manavaka tsara ny tsaho afafianareo sy ny lainga tsy mari pototra rehetra fa tena leo tokoa izahay vahoaka tsy mandadiharona kle
:x :x :x
20. fijo ( 04/06/2009 21:14)
hehehe hanomboka hiady amin'i naritsimba koa i ravato izany rah aizao kle...manohana sy milaza ny marina eto?hummmmm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0452