MBOLA TSY AMPY ?

1. 08051972 ( 31/05/2009 19:55)
http://http://www.savineslelac.com/blog/labels/maison%20de%20retraite.html
IO MISY POROFO IRAY MBA HISAINANTSIKA HOE INONA NO SOA AZONTSIKA T@ FANJANAHANTANY ? RY ZAREO NANAGANA FONDATION MIHINTSY ARY DE AMPIADIANY ANTRANO ISIKA MBA HAHAFAH'IZY IREO HANOHY NY ASARATSINY FA MBOLA TSY AMPY AZY IREO IO!
répondu par xxx le 01/06/2009 16:07
2. xxx ( 31/05/2009 19:57)
ddiiiinnn ! maharikoriko be , voazanaka aratsaina amin fandoalehana am vazaha i 0508192201545 zany
3. locl ( 31/05/2009 20:02)
Ka hadalan'izay te hanaraka izany, izany no hitolomana amin'izao.
Fa le sary teny @ CDG mba alefaso raha mba misy manana.
4. xxx ( 31/05/2009 20:05)
mody manao serieux be lé mpandefa sary porno eto zany an,
Ka hadalan'izay te hanaraka izany, izany no hitolomana amin'izao.
Fa le sary teny @ CDG mba alefaso raha mba misy manana.
5. locl ( 31/05/2009 20:07)
Sao dia mitapy toi aloha e!!!!!

Tena mbô kôzy ange izany lazaiko izany e
6. ifiona ( 31/05/2009 20:11)
xxx:

.... i 0508192201545 zany

:lol: :lol: :lol: :lol:

locl a! aza valiana ntsony zay mpanadala anao eo fa vao maika anie ry zareo manampy trotraka e!
7. xxx ( 31/05/2009 20:11)
Sao dia mitapy toi aloha e!!!!!

Tena mbô kôzy ange izany lazaiko izany e


aza malaky migorera eo ianao fa ianareo sy tafondro mihits no mandefa ireny sary vetaveta ao ireny ééééé alazako an hery refa aveo ianareo roalahy , ts tiako be
8. xxx ( 31/05/2009 20:17)
Hoy i xxx:

.... i 0508192201545 zany




locl a! aza valiana ntsony zay mpanadala anao eo fa vao maika anie ry zareo manampy trotraka e!



f'angah kou i locl no nandefa an'io , nandra kou i ifiona àààà


locl porniste kou ve tindry ? kou ra tsy nahita lelà akia kou
9. ifiona ( 31/05/2009 20:20)
xxx7 lol ts koi
10. 08051972 ( 31/05/2009 20:31)
xxx:

ddiiiinnn ! maharikoriko be , voazanaka aratsaina amin fandoalehana am vazaha i 0508192201545 zany



Tsy aty aminay zany mandohalika @ vazà zany ry se a! Nenay tonga de apôkanay reny vazà reny ravô miseo milay aty !F'zà ndray na mipetrak'aty @ tanin'ireny aza tsy azon'ireny tsindrina alok'izany! Rà tsy azon'i xxx no tiako hambara @ io de zao: RY Andry tô mbola mila Frantsy ndray hanolotsaina azy ! Efa afak'i Madagsikara ary tsy hozanahan'izan'iza intsony! !!!! TIAKO I MADAGASIKARA!!! ARY TSY ATAHORAKO N'IZAN'IZA NY FITIAVAKO NY FIRENEKO
(l) (l) (l) (l)
11. xxx ( 31/05/2009 21:10)
xxx:

mody manao serieux be lé mpandefa sary porno eto zany an,
Ka hadalan'izay te hanaraka izany, izany no hitolomana amin'izao.
Fa le sary teny @ CDG mba alefaso raha mba misy manana.


Mba avohay ny ps rangahy ty f' aza mifananihany ohatry ny ankizy tsy latsa-tavony a!

:twisted: :twisted:
12. ndenn ( 31/05/2009 21:28)
xxx:

Sao dia mitapy toi aloha e!!!!!

Tena mbô kôzy ange izany lazaiko izany e


aza malaky migorera eo ianao fa ianareo sy tafondro mihits no mandefa ireny sary vetaveta ao ireny ééééé alazako an hery refa aveo ianareo roalahy , ts tiako be

Diso ianao ra xxx ny @ izany .Averiko indray fa tsy marina izany lazainao izany . Tsy izaho no mpandefa sary toa izany ,ary raha ny hevitro aza dia tsy dia handaha ny fandefasana izany aho , ary tsy tokony ho hadinonao fa en matière politika an ! dia fomba iray entin' ny mafia isankarazany eto an- tany ny fampiasana sary toa ireny hanaovana discreditations 'ny adversaires politiques .Nefa moa @ maha site malagasy ny serasera dia miteny anao aho hoe ;aza manao fitsaràna tsy ampiheverana fa samy mbola hohenjehin' ny eritreriny daholo isika rehetra rehefa tonga ilay fotoan' izany , ka dia aza dia mibodo teny fatratra sao lanin' ny tsy fahampiana mandinika ianao any aoriana any .

:oops: :oops:
13. AndriambyII ( 01/06/2009 03:06)
xxx:

Sao dia mitapy toi aloha e!!!!!

Tena mbô kôzy ange izany lazaiko izany e


aza malaky migorera eo ianao fa ianareo sy tafondro mihits no mandefa ireny sary vetaveta ao ireny ééééé alazako an hery refa aveo ianareo roalahy , ts tiako be

Fa dikondren' ty ve efa tena ifotra tanteraka sa zaza sary hatramin' zay naha izy azy é ? na ry lerony na tss lerony ,inna no amakina lou @zany ???
valio é , tena efa mkaperotra marna ny loan'ty !!Tsy ampy revy sa tsy ampy sôma ? 'meo sary fotsn ah dé atôko lafatra ny revin' i ngama !!!!ts vazivazzz!!!!

14. xxx ( 01/06/2009 03:08)
Tafaray ny tia sy ny manina é !!mifampikarakaraha ao ,izay velona tohananay @ fo madio . :oops:
15. xxx ( 01/06/2009 07:41)
Fa dikondren' ty ve efa tena ifotra tanteraka sa zaza sary hatramin' zay


vao mamerina manao teny ratsy hafahafa eto amin serasera eto kosa elah ry andriambyll de hiteny amin'ny mpiandraikitra ny serasera izahay !!!
ary mety elah mits le voakozin'ilay sipa ao io rah izao ataonalh zao !!
16. xxx ( 01/06/2009 16:07)
08051972 : ary toa mamely ny vazaha be izato izy nefa manambady azy ? :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1098