Deba ....

1. xxx ( 31/05/2009 13:52)
Marary hono i Rtsiraka , dia manao crise de parkinson ,miampy ny taona mandroso.Mipipss am-pataloha foana hono izy isan' alina , dé asina couche xxls ,dé mtady nono @ maman celine fôna isaky ny te hatory @ hariva .
Andefasana mofogasy sy ramanonaka manokana isankerinandro hono i léry , ary djama roa damizana isam- bolana .
Eleo lery hisotro ronono @ zay f' aza avela aty ivelany intsony é , aleo izy mba hody any antanindrazana !!hihihihih :-D :-D :-D :-D
répondu par bazylou le 31/05/2009 21:57
2. xxxy ( 31/05/2009 14:06)
masiso be zany an
3. ravalotgv ( 31/05/2009 14:32)
mila mihanika kely lery amizay tsy manofy mipipipandrina tsony

sniff
tcroufff

:@ :@ :@ :@ :@ :@
4. xxx ( 31/05/2009 18:41)
ARY I RA8 ?
5. bazylou ( 31/05/2009 21:57)
i le8 hoe mbola ifaninanan'ny swazi sy rsa taingenana , i ka lalao efa nahazo basy lava maizina be koa!!! :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0723