FITIANAN-TANINDRAZANA

1. 08051972 ( 30/05/2009 13:11)
Efa mazava be zao fa samy tia an'i Madagasikara daholo ny Malagasy eny fa na dia eo aza ny fahasahiranana ara-bola mianjady @ tsirairay na ny TIM sy ny mpanohan'azy na ny HAT sy ny mpanohan'azy! Nefa aza adino ry MALAGASY fa raha tiantsika handroso i Madagasikara dia mila mametraka lalàna isika MALAGASY hifehezana ny fiandriampirenetsika fa izany no antsoina hoe teny miakatra ifampieràna ary ny teny mididna hifampitondràna! (l) (l) (l)
répondu par xxx le 30/05/2009 17:59
2. xxx ( 30/05/2009 13:20)
Ny lalàna ange misy eto amin'ny tany sy ny firenena e! Fa tsy misy manaraka ilay izy.
3. xxx ( 30/05/2009 13:20)
8O 8O Anjay hihihi http://www.facebook.com/video/video.php?v=1130647316514
Aza maditsa oa an!!
4. 08051972 ( 30/05/2009 13:51)
xxx:

8O 8O Anjay hihihi http://www.facebook.com/video/video.php?v=1130647316514
Aza maditsa oa an!!



:-D :-D :-D :-D EH §! INON JAY IO ATONAO IO ? :-D :-D :-D :-D ENAO AN!!
5. locl ( 30/05/2009 13:53)
Ka iza no hanaiky hanaraka lalàna eo, hé ireto gidrolahy ny HAT izay mandika lalàna isan'andro izao!!!!
6. Noue ( 30/05/2009 14:42)
ka lalàna inona nefa zany ee ?? ny lalàna ataon'ny hat ve ??? nahoana moa ny olona no hanaraka an'zany nefa ry zareo aza tsy manaraka lalàna akory fa manao zay danin'ny kibony fotsiny kooo :^) :^) :^)
7. xxx ( 30/05/2009 17:52)
hahaha, tsy sahy mody ? f'angah r'ilay io ambony io tsy misy afa-tsy halatra any @ nareo any a? Alefaso daholo ho'aho izay fanaratsiana an-dravalo, tsy misy hotantarain-tsika @ sarla & nandra rehefa any nosilava sy tsiafahy ry leirony. Sady fahanan-tsika mangahazo izy no hataon-tsika eo am-baravarana hoe "mpangalatra ravalo, mpanompo sampy ravalo, mpandainga ravalo".

Aleo haveriko kely etsy ambany mihitsy ireny kozy ireny e:

osy e! osy e!
ONU e! ONU e!
TIKO e! TIKO e!
ALMA e! ALMA e!
SADC e! SADC e!
ôtrisy e! ôtrisy e!
sampy e! sampy e!
Tabera e! Tabera e!
la pont e! le pont e!
rameva e! rameva e!
Sommet e! sommet e!
rongony e! rongony e!
7 février e! 7 février e!
tatezana e! tatezana e!
DAEWOO e! DAEWOO e!
monopole e! monopole e!
EMMONAT e! EMMONAT e!
Force One e ! Force One e !
carte grise e! carte grise e!
tsy tia côtier e! tsy tia côtier e!
bois de rose e! bois de rose e!
mpangalatra e! mpangalatra e!
virijiny swazi e! virijiny swazi e!
aina germain e! aina germain e!
kravaty mena e! kravaty mena e!
honoris causa e! honoris causa e!
tambanivohitra e! tambanivohitra e!
(le hintsy) maika lava e! maika lava e!
mpivaro-dronono e! mpivaro-dronono e!
fanampenam-bava e! fanampenam-bava e!
pasitera mandainga e! pasitera mandainga e!
mpitaingina bisikileta e! mpitaingina bisikileta e!
fampidirana hery avy any ivelany hanani-bohitra e!

Ireo ny sopapa ka dia mahaiza mampiasa e! 'nareo mantsy tsy dia ampy saina izay ka raha tsy bitsihina tsy misy atokona.
8. xxx ( 30/05/2009 17:59)
Aza adino le Tinondia e ! Tinondia e! fa razoky ko mitanisa be tsatsatsa mintry!!! :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5497