discour du pm mahazo manodimbola fa tsy mahazo mamoaka any i

1. xxxy ( 30/05/2009 07:23)
AZO ATAO NY MANODINA VOLAMPANJAKANA FA TSY AZO ATAO NY MANDEFA VOLA ANY IVELANY FA HANAOVANA ZAVATRA ETO MADAGASIKARA NY VOLA AHODINA MBA AHAFAHANA MAMORONA ASA HO AN IREO TSY MANANA

VAOVAO TVM OMALY HARIVA IO TOMPOKO

ZANY HOE AFAKA MANODINA 10 MILIARA DE MANAMBOATRA GARGOTY 300.000 AHAFAHANA MAMORONA ASA

HO ELA VELONA HAT
répondu par xxx le 30/05/2009 18:01
2. Noue ( 30/05/2009 07:27)
xxxy:
HO ELA VELONA HAT
mahagaga, mahatalanjona


:^) :^) :^)
3. andrywui ( 30/05/2009 08:57)
aza mamorona lainga fè-'ae
4. andrywui ( 30/05/2009 08:58)
nahita an'io daholo ny olona rehetra fa tsisy anzany e !! alefaso ny vaovao tvm anity zany de ho alefako eto ny tena marina !!

hay tokoa mo ts nanokakatraps toi!! pppfffffff !
5. Mirananirina ( 30/05/2009 09:30)
Dia hanodikodina daholo izany an;aleo mba hoany koa izahay hanodina
6. Noue ( 30/05/2009 10:00)
dia samy mihodikodina ao zany koo :^) :^) :^) :-D :-D :-D
7. xxx ( 30/05/2009 14:57)
Izay voa manodidina izany hoy ilay fitenenana .Tss tsy mlay zany é !!! :snif: :snif:
8. dadabe ( 30/05/2009 16:30)
system sy teknika SINOA io ...possible mety mahomby raha arahina didy jadona sahala @ eto chine ...d tsy maintsy manaiky ny vahoka maro an'isa ...possibl handroso haingana sahla @ chine isika
9. tafondro ( 30/05/2009 16:43)
Dia efa tena voadona marina ny lohan' ny sasany @ ity resaka fampiasam- bola ity .Tsy mahita afatsy ny systeme d' exploitation importée foana .Hita fa efa io fangalan- tahaka io no nahavoa ny firenena maro eran' izao tontolo izao dia mbola misy manitrikitrika ny hanandrana izany foana .Tena ho very ny fahaiza-manao malagasy fahiny raha mbola betsaka ny firehan- kevitra ohatr' izao.
Maninona raha miainga amin' ny tena fototra malagasy no hanamboarana ny andrin' ny toe-karena fa tsy handika ny an' ny sasany é!
Jereo kely anie ny degré de pauvreté misy aty @ ireo lazainareo hoe tany mandroso ireo é , rehefa hoe tena mahantra izany dia mety ho tonga dia ny aina no manefa .Tsy mahazo na dia rano ho sotroina akory aza indraindray ireny mahantra ireny .
:oops: :oops:
10. xxx ( 30/05/2009 18:01)
hahaha, tsy sahy mody ? f'angah r'ilay io ambony io tsy misy afa-tsy halatra any @ nareo any a? Alefaso daholo ho'aho izay fanaratsiana an-dravalo, tsy misy hotantarain-tsika @ sarla & nandra rehefa any nosilava sy tsiafahy ry leirony. Sady fahanan-tsika mangahazo izy no hataon-tsika eo am-baravarana hoe "mpangalatra ravalo, mpanompo sampy ravalo, mpandainga ravalo".

Aleo haveriko kely etsy ambany mihitsy ireny kozy ireny e:

osy e! osy e!
ONU e! ONU e!
TIKO e! TIKO e!
ALMA e! ALMA e!
SADC e! SADC e!
ôtrisy e! ôtrisy e!
sampy e! sampy e!
Tabera e! Tabera e!
la pont e! le pont e!
rameva e! rameva e!
Sommet e! sommet e!
rongony e! rongony e!
7 février e! 7 février e!
tatezana e! tatezana e!
DAEWOO e! DAEWOO e!
monopole e! monopole e!
EMMONAT e! EMMONAT e!
Force One e ! Force One e !
carte grise e! carte grise e!
tsy tia côtier e! tsy tia côtier e!
bois de rose e! bois de rose e!
mpangalatra e! mpangalatra e!
virijiny swazi e! virijiny swazi e!
aina germain e! aina germain e!
kravaty mena e! kravaty mena e!
honoris causa e! honoris causa e!
tambanivohitra e! tambanivohitra e!
(le hintsy) maika lava e! maika lava e!
mpivaro-dronono e! mpivaro-dronono e!
fanampenam-bava e! fanampenam-bava e!
pasitera mandainga e! pasitera mandainga e!
mpitaingina bisikileta e! mpitaingina bisikileta e!
fampidirana hery avy any ivelany hanani-bohitra e!

Ireo ny sopapa ka dia mahaiza mampiasa e! 'nareo mantsy tsy dia ampy saina izay ka raha tsy bitsihina tsy misy atokona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0335