Azoko avoaka ianareo dia ho gadraina

1. Noue ( 29/05/2009 12:49)
Arretez de critiquer , je peux vous faire descendre et vous faire arreter !!!
http://tf1.lci.fr/infos/monde/0,,4428062,00-quand-un-president-detourne-un-vol-pour-paris-.html
répondu par Noue le 30/05/2009 14:53
2. bozyboleta ( 29/05/2009 13:02)
Efa fombany io manodinkodina io e!
Jiolahy ange io e!
3. nancy ( 29/05/2009 13:21)
Nipoitra indray ny havendranany. A chaque fois dia mivoaka hitan'ny rehetra eny foana fa dondrona ilay Andry Rajoelina, nefa miseho milay mafy ery, be di-doha, mamikitra seza mafy dia mafy...

Noue:

Arretez de critiquer , je peux vous faire descendre et vous faire arreter !!!
http://tf1.lci.fr/infos/monde/0,,4428062,00-quand-un-president-detourne-un-vol-pour-paris-.html



4. Noue ( 29/05/2009 13:34)
ny tsy fanajana ny olona no tena mahatsiravina eee! sady @ zay didy jadona hatrany :^) :^) :evil: :evil:
5. locl ( 29/05/2009 14:55)
Ny namany ihany no nanala baraka azy tao @ LCI.

Miseho hatrany ny hadalana e! Amin'izay afabaraka eran'izao tontolo izao. Tsy aleo ve nanao ohatrin'i Rv8 avec force one e!
6. harybe ( 29/05/2009 15:07)
ito misy fanotaniana?
fa nakaiza sahady ny air force one sy ny air force two? sa ve nentin'i ra8 nanaraka azy sa efa lafo sady?
7. Noue ( 29/05/2009 15:33)
nataony anaty paosy ve ?? :-D :-D :-D
8. xxx ( 29/05/2009 16:28)
Efa natao fatapera sy vilany é !!hihihihihi
Ny pouné efa navadika kiraro sy fekibo!!!hahahahahaha !
:-D :-D :-D
9. patrick2002 ( 29/05/2009 17:10)
Marina aloha fa tsy mety izao ,nefa hinoako marimarina fa latsaka ankaterena ny HAT matoa manao anìzao ,satria
- heverina fa urgent ny fankatoavan`ny communauté international ny fitondrany TGV ,raha tsy izay tsy misy fampandrosoana.
- tsy misy vola ao @ tresor public ho entina manao deplacement ,ka tsy maintsy nindrana avion ny AIR MAD amin`izay ny caisse ny air mad no miala (kerosene ,frais d`aeroport sns )
Raha nisy vola manko tao dia azo atao ny naka vol regulier dia nandeha tany france ohatra avy eo nankany dakar nandeha t@ compagnie hafa ,ireny anefa tsy maintsy payer na ny billet.
10. Noue ( 29/05/2009 17:32)
patrick2002:

Marina aloha fa tsy mety izao ,nefa hinoako marimarina fa latsaka ankaterena ny HAT matoa manao anìzao ,satria
- heverina fa urgent ny fankatoavan`ny communauté international ny fitondrany TGV ,raha tsy izay tsy misy fampandrosoana.
dia mino ve patrick fa hankatohavin'ny CI zao fomba tsy fanao izao ???

Aucun des journalistes malgaches emmenés par la délégation n'a fait de rapport sur le déroulement du vol bien qu'ils étaient témoins des scènes de mécontentement.

Selon les témoignages reçus, il n'y a eu aucune proposition de geste commercial et aucune déclaration de la délégation envers les passagers lors du vol détourné. Les passagers ont mis 12H de plus que prévu pour rejoindre leur point de chute.

Selon les témoignages reçus, il y avait quatre personnes agées victimes d'hypertensions.

Selon les témoignages reçus, le voyage a été très agité durant l'escale à Dakar " cela a failli tourné mal dans le fond de l'avion " car les passagers étaient très mécontents. De nombreux sifflets ont émaillés le vol lors des annonces radio

Dia hanaiky an'zao ve ny CI na ny hafa ??


11. patrick2002 ( 29/05/2009 17:45)
inona ny hidirany CI amin`izay avion nandeha nankany Dakar .
au point de vue commercial ilay izy tsy mety ,ary mamono ny clients ny Air mad ,ny Air france izao faly ery satria tsy misy handeha air mad izany trsony nu voyageur ,fa haleony mandeha compagnie hafa.
Izaho manokana dia efa ela no tsy nitaingina Air mad antony nandeha tany singapoore izaho ,handeha hody avy eo ,en panne ny avion ny air mad ,tsy niantoka hotel anahy izy ,fa hitany fa olona tsy milay kou ,tsy azo atao izany @ lalanany aviation civil nefa dia tsy te hahalala fotsiny izao ny chef d`escal
12. Noue ( 29/05/2009 18:00)
"patrick2002":
inona ny hidirany CI amin`izay avion nandeha nankany Dakar .
"patrick2002":
heverina fa urgent ny fankatoavan`ny communauté international ny fitondrany TGV
13. patrick2002 ( 29/05/2009 18:09)
ny avion mankany dakar tokony ho any frantsa no teneniko fa tsy ny fandehanana mankany dakar ,tsy misy hidirany CI anìzay avion requisitioné nakany dakar .
Sahala @ hoe tsy misy hidirany CI amin`izay monopolisation hataony Ravalo ,aminy rehefa ny vahoaka malagasy no manaiky dia zay no tadiaviny ,ny vola hampitrosainy tsy misy mangalatra ,
14. Noue ( 29/05/2009 18:13)
patrick2002:
nefa hinoako marimarina fa latsaka ankaterena ny HAT matoa manao anìzao ,satria
heverina fa urgent ny fankatoavan`ny communauté international ny fitondrany TGV ,raha tsy izay tsy misy fampandrosoana.



15. Noue ( 29/05/2009 18:15)
patrick2002:
Marina aloha fa tsy mety izao ,nefa hinoako marimarina fa latsaka ankaterena ny HAT matoa manao anìzao ,satria
heverina fa urgent ny fankatoavan`ny communauté international ny fitondrany TGV ,raha tsy izay tsy misy fampandrosoana.



16. harybe ( 29/05/2009 19:36)
patrick2002:

Marina aloha fa tsy mety izao ,nefa hinoako marimarina fa latsaka ankaterena ny HAT matoa manao anìzao ,satria
- heverina fa urgent ny fankatoavan`ny communauté international ny fitondrany TGV ,raha tsy izay tsy misy fampandrosoana.
- tsy misy vola ao @ tresor public ho entina manao deplacement ,ka tsy maintsy nindrana avion ny AIR MAD amin`izay ny caisse ny air mad no miala (kerosene ,frais d`aeroport sns )
Raha nisy vola manko tao dia azo atao ny naka vol regulier dia nandeha tany france ohatra avy eo nankany dakar nandeha t@ compagnie hafa ,ireny anefa tsy maintsy payer na ny billet.



lany sahady ve izany ilay 50million de $ nodradradradraina teny ami'ny 13 mai eo nisy nanomé? de lasa aiza hoy aho ilay air force one sy air force two?
17. fijo ( 29/05/2009 20:20)
mihaiky izany rapa eto fa kenda vola ny HAT?????? rah amitsotra anie de tsy olan ae.fa rah ahanao herisetra lava to aizao,ngamba tsara kokoa ny miala mora rehefa tsy zaka ny entana
18. patrick2002 ( 30/05/2009 01:50)
fa rehefa Ravalo no eo misy ho azy ny vola ve ra fijo , :roll: :roll: , raha izany no izy dia mazava izany fa naviliny Ravalo any @ caisse ny TIKO ny volam-panjakana ,tokony hasina herisetra indray hamakiana ny caisse ny TIKO raha izany ,ny minisitra haja aza moa ,(minisitry ny vola t@ androny Ravalo ) tsy hita popoka koa toa hoe noentiny Ravalo nanaraka azy hono
19. xxx ( 30/05/2009 09:02)
patrick2000>ataovy matotra ilay resakao fa tsy ampy argument ianao izany!
20. Noue ( 30/05/2009 14:53)
tsy mahagaga eee :^) :^) :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5183