Azo itokisana ary ve ireto mpanao politika Malagasy?
1. xxx
(
28/05/2009 22:09)
Rehefa fehezina izay zava- nisy rehetra izay , dia tsy misy lojika mihintsy ny politika malagasy !Tia Kely , Ory hava - manana, mpamadika palitao ...
Ka noho izany azo itokisana ve izy ireo ?
Ka noho izany azo itokisana ve izy ireo ?
répondu par fijo le 29/05/2009 21:31
3. xxx
(
28/05/2009 22:17)
I Manandafy kosa t@ ity mba omeko chevalier d ordre national sy grand croix , mba sambany izy tsy namadika palitao !Efa be loatra koa angamba ary efa rovodrovitra ny doublure , dia oaiaka ?...
4. fijo
(
28/05/2009 22:20)
zara tsy ny silipo no navadiny tao ko.efa tsinjony fa tsy holasa iretsy,de izay no tsy nivadiany
5. xxx
(
28/05/2009 22:28)
fijo:
zara tsy ny silipo no navadiny tao ko.efa tsinjony fa tsy holasa iretsy,de izay no tsy nivadiany
aough ! Fetsy lahy koa ilay grand manitou iny an!
Ha ha ha !
Izay mpijery western dia mahay ny Tiana ho lazaina
6. naritsimba
(
29/05/2009 07:45)
Izaho aloha dia mpanohitra ny tsy rariny sy ny halatra na iza na iza, izay no nanoherako an'i Ra8 sy anisan'ny nanekeko ny hanonganana azy. Rehefa tsy mety koa ny ataon'izay mpitondra eo na TGV na iza dia avy foana aho @ angady sy ny harona.
Rehefa mijoro @ marina tsy mila mamadika palitao na silipo zany, ny an'i Manandafy dia resa-bola, ka izay manome vola dia mandeha izy.
Rehefa mijoro @ marina tsy mila mamadika palitao na silipo zany, ny an'i Manandafy dia resa-bola, ka izay manome vola dia mandeha izy.
7. fijo
(
29/05/2009 21:31)
ka raha izany hanongana foana izany dia aza miresaka demokrasia mihintsy ry naritsimba an.
i sarkozy aty ,misy grevy firy hanoheran any tsy mety ataony.moa va misy fanonganana eto?????izay no tsy handrosoana mihintsy,ar yrah ambola maro an'isa ny gasy toa izany fisainan aizany ,dia minoa ahy,fa na ny zafikelin'ise aza tsy ahita fandrosoana ao mada.
tsy midika izany fa mety aby ny nataon'i ravalo.saingy ny tokony natao azy dia ny nitory azy ary notsarain aizy.izay,fa tsy ahongana daholo izya eo.io izao i andry efa manomboka manimba sy mandrava ny ekonomia ko.de ahongan aindray koa rehefa lany eo????