nahazo jet ra tgv ho any mali su borkinafaso
1. ravalotgv
(
28/05/2009 17:14)
hihihihih
tsy hanodina avion tsony hono lery fa mifona ee efa nomen i wade jet privé izy mitsamm
tena mahery ny setroka any afrika any zany
sniff
tcroufff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
2. Noue
(
28/05/2009 17:52)
nga tsy ilay ilay oe deuxième Air Force One ??? :^) :^) :^)
3. fijo
(
28/05/2009 21:35)
ngaha izy mahay mitaingina an'iny???
4. xxxy
(
28/05/2009 21:44)
tsy misy lakloe koa io fa tsy voaloha ny patanty lol
5. fijo
(
28/05/2009 22:02)
maty hoazy izany ny tgv ko
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0896