Tsy ialaina ny fahatongavan'i dada !!

1. ronaldo09 ( 28/05/2009 12:03)
Tsy misy Ravalomanana miverina izany eo na hivadika ho lanitra aza ny tany ,afaka matory eny amin'ny Magro ialahy isany ry vendranosy ,afaka mitabataba sy mandany kaloria ihany koa fa tsy maninona fa raha toa ka miverina eo idadan'itenisany dia any Tsiafahy no fonenany ary any koa ny fasana andevenana azy!
Marary ihany ange ny fanenjehana tanindrana nataony e!Ireo mpanao politika avy any amy faritany no nogadraina ary tena tsy nomena sehatra mihitsy ny tanindrana tamin'ny fitatanandraharaha tteto amy firenena ,olona hoatry izany ve no mendrika hiverina eto Mada!
Valiny tsia avy hatrany ary raha tsy faly ialahy isany mpanohana akapohy amy rindrina ny loha dia misotroa asidra iray litatra fa anjaranay indray izao ny mihinana!
répondu par fijo le 29/05/2009 21:42
2. Mirananirina ( 28/05/2009 12:06)
Rehef resy aloha Ronaldo omaly dia aza mivovo
3. ronaldo09 ( 28/05/2009 12:11)
Ialahy no mivovo, ronaldo09 = ronaldo bresilien fa tsy cristiano!
4. 08051972 ( 28/05/2009 12:33)
ronaldo09:

Tsy misy Ravalomanana miverina izany eo na hivadika ho lanitra aza ny tany ,afaka matory eny amin'ny Magro ialahy isany ry vendranosy ,afaka mitabataba sy mandany kaloria ihany koa fa tsy maninona fa raha toa ka miverina eo idadan'itenisany dia any Tsiafahy no fonenany ary any koa ny fasana andevenana azy!
Marary ihany ange ny fanenjehana tanindrana nataony e!Ireo mpanao politika avy any amy faritany no nogadraina ary tena tsy nomena sehatra mihitsy ny tanindrana tamin'ny fitatanandraharaha tteto amy firenena ,olona hoatry izany ve no mendrika hiverina eto Mada!

:roll: ;-) ;-) ;-) ;-) :lol: :lol: Diso be ny hevitrao mitady hampiady Gasy satria revô miteny Deba na koa i Dadatoa de mihaino ny Tanindrana lazainao fa voaenjika! Izy roalahy mihintsy izao no mpiakama k'aza miteniteny fôna fa mahamenatra ary ny adimpoko izany hoa efa lany daty be t@ 1 856 à 1960! Hatreo ihany io no niasa ! Efa 2009 isika izao! Ny deputé ny cotier efa miaraka @ legaliste k'aiza intsony zay Tanindrana sy Merina eo ? Ary farany I Andry ?????

Valiny tsia avy hatrany ary raha tsy faly ialahy isany mpanohana akapohy amy rindrina ny loha dia misotroa asidra iray litatra fa anjaranay indray izao ny mihinana!



5. naritsimba ( 28/05/2009 12:37)
Aleo ho avy raha sahy fa ny aty efa vonona e!
6. 08051972 ( 28/05/2009 12:49)
Ka ry Lalatiana sy ny tariny koa efa vonona ny hanao rindrankira ho fanadraian ireo exilé :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. andrywui ( 28/05/2009 15:31)
Tsy misy Ravalomanana miverina izany eo na hivadika ho lanitra aza ny tany ,afaka matory eny amin'ny Magro ialahy isany ry vendranosy ,afaka mitabataba sy mandany kaloria ihany koa fa tsy maninona fa raha toa ka miverina eo idadan'itenisany dia any Tsiafahy no fonenany ary any koa ny fasana andevenana azy!
Marary ihany ange ny fanenjehana tanindrana nataony e!Ireo mpanao politika avy any amy faritany no nogadraina ary tena tsy nomena sehatra mihitsy ny tanindrana tamin'ny fitatanandraharaha tteto amy firenena ,olona hoatry izany ve no mendrika hiverina eto Mada!
Valiny tsia avy hatrany ary raha tsy faly ialahy isany mpanohana akapohy amy rindrina ny loha dia misotroa asidra iray litatra fa anjaranay indray izao ny mihinana!


Ronaldo a!! za ndray letsy manao oe aleo hiverina tsy kotabaina aloha fa rehefa tafiditra tsara eto falifaly iny vao alefa amzay charles misintotsitona azy amin vozon'akanjony sady miteny oe : "aia Ravalomanana , aia Ravalomanana teo aia ! alefaso aty Ravalomanana !! mahay anarako anao androany !! ha ha ha !! tonga de latsaka pipi soamantsara iny pelaka kely iny raha azo tampoka eo !
8. xxx ( 28/05/2009 15:39)
Tsy Dada ny olana na TGV fa samy GASY reo.Ny olana dia Frantsay,ny politikany.aza varina miady isika fa misy Firenena mahazo tombony @ zao fahavoazan-tsika zao,Tongava saina,hoy izay hira zay hoe " Misy fahavalo maro,zay manimba,ny firaisantsikahina hatrizay.tohero hatrany aza avela ahazo laka mivondrona,tsy ho rava izao ny tolona!" Ka hoy aho heo: Mahereza ary aoka izay mahatsapa tena fa homeny an'izany fahavalo izany ny taniny mba ho tonga saina fa mbola tsy tara zao. MIRAVIRAVY TANANA DIA OMENA VOLA SA MIASA DIA MAHAZO VOLA? io ny safidy mahazo ny Firenena tiany hanjakazakan'io Firenena io. Dinio tsara ary isaino tsara fa mbola tsy tara zao.
9. fijo ( 28/05/2009 22:08)
tahoatra ve no mahatonga izao resaka izao sa inoan marina??,
10. ronaldo09 ( 29/05/2009 10:27)
Tsy misy matahotra eo ry zoky a!
11. fijo ( 29/05/2009 21:42)
ka aza sakanana izy raha tsy matahotra.
ny fanakanana dia hendriky ny tahotra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0583