Aiza ny lojika? Averina an-taninandrazana ve Ravalo?

1. kidoropamba ( 27/05/2009 19:15)
1300 ny tanindrana nogadrain-dRavalo t@ 2002, ary 8 Merina.
120 ny vehivavy tanindrana nataon'ny TIM ankeriny t@ 2002
300 ny tanindrana nataony sesi-tany t@ 2002
10 ny manamboninhitra novonoiny tao am-ponja
Novonoiny Francisque Ravony
80 ny Merina novonoiny t@ 07 febroary 2009
20 ny tanindrana novonoiny t@ 07 febroary 2009
2.000.000 ny vahoakan'Iarivo nataony fahirano nanomboka t@ desambra 2007 naharesy azy t@ kaominina.

Saika MBOLA HANOHY IHANY izy miaraka amin-dry Manandafy sy Raoelina.

Soa ihany fa teo TGV indrindra fa ny CAPSAT sy commandant Charles.

Raha tsy mibaboka amin'ireo heloka nataony ireo Ravalo dia tsy tafverina eto an-tanindrazana mihitsy.
répondu par fijo le 28/05/2009 22:40
2. fijo ( 27/05/2009 20:00)
avereno izy dia tsarao raha misy porofo ireo
3. xxx ( 27/05/2009 20:20)
Matetika ny fery vao maharary hoy ny fiteny. Tadidy sy raikitra an-tsaina ireo satria mbola tsy ela angamba !!!!! Ny fahamarinan'ireo tsy fantatro, fa mihoatra avo roa na telo heny ny vitan'izay tsy tononina anarana ankoatry ny 10 Aôut 1991. Ka ahoana ?
Sady amin'ny malagasy sasany ny manao hadisoana tsy de manakory loatra dia "atao antso avo" fa ny mahavita heloka bevava very anjavony tahaka ny tsifoky ny mpifana fotsiny. Azafady @ fomba fiteny fa io no mahalaza azy.
Sady tsy ny fanindrahindràna ny ratsy vitan-Ravalomanana akory no hamafa ny soa vitany ho an'ny firenena. Ny ankamaroan'ny tantsaha mahatsapa ny ezaka nataony tamin'ny fitondràny.
4. fijo ( 27/05/2009 20:24)
ka izay no ilazako hoe tsarao izy rah amisy porofo.de tsaraina koa i andry rajoelina raha manana porofo ny tsy pomba azy de ho ita eo izay tena ratsy.
5. xxxy ( 27/05/2009 20:45)
tokony ho vonoina i tgv sy ra8 de averina i deba
6. fijo ( 27/05/2009 20:49)
sy kotiti ve?
7. xxx ( 28/05/2009 04:39)
reefa nahavita heloka be vava de tsy maintsy tsaraina na Le8 io na Deba io na TGV io,
8. xxx ( 28/05/2009 06:50)
Araka ny filazan'i fijo 'zany dia miandry an'i Marc ho avy hitsarana azy. Fa maninona izy raha mody tokoa amin'izay e!
9. naritsimba ( 28/05/2009 06:56)
Aiza ary ilay filazana fa Ratsiraka no ao an-damosin'ny Andry TGV? Toa tsy tia an'i Andry TGV akory Ratsiraka, izay ilay atao hoe na inona na inona lazaina dia mila migadra daholo ny mpitondra teto fa nagalatra Ratsiraka, Ravalomanana, maninona moa Zafy no tsy misy manenjika, fa mipetraka tsy nandositra an'i Madagasikara satria madio ny fisainany sy ny feon'ny fieritreretany.
Raha tena madio ny sain'ny Ra8 inona no antony nandosirany nefa tsy nisy nihevitra ny hanafika azy na hamono azy fa ny hoe tsy maintsy samborina izy ary atolotra ny fitsarana dia iny izy no tsy hita.
Mahagaga...?
10. xxx ( 28/05/2009 08:25)
ity naritsimba ty noheveriko fa olondeibe sy zoky ray amandreny manakaja hay ka olona miteniteny foana mitovy amin'ito kidorapanda ito!
tena hita mintsy oe azo tenitenan_mpohana ato dia manararoatra ! raha bandy hoatry andriwiwi moa tsy dia napaninona ihany satria reny bandy kely tsy mbola vory saina fa ito nariotsimba ito no tena nahadiso fanatenana ahy ity fisainany
11. andrywui ( 28/05/2009 10:06)
1300 ny tanindrana nogadrain-dRavalo t@ 2002, ary 8 Merina.
120 ny vehivavy tanindrana nataon'ny TIM ankeriny t@ 2002
300 ny tanindrana nataony sesi-tany t@ 2002
10 ny manamboninhitra novonoiny tao am-ponja
Novonoiny Francisque Ravony
80 ny Merina novonoiny t@ 07 febroary 2009
20 ny tanindrana novonoiny t@ 07 febroary 2009
2.000.000 ny vahoakan'Iarivo nataony fahirano nanomboka t@ desambra 2007 naharesy azy t@ kaominina.

Saika MBOLA HANOHY IHANY izy miaraka amin-dry Manandafy sy Raoelina.

Soa ihany fa teo TGV indrindra fa ny CAPSAT sy commandant Charles.

Raha tsy mibaboka amin'ireo heloka nataony ireo Ravalo dia tsy tafverina eto an-tanindrazana mihitsy.


tena marina izany kidoro a ! fa ny hanampiako kely azy na ny marimarina kokoa dia 3.500.000 izao ny vahoaka eto Iarivo izay nataony fahirano rehefa tsy lany ny TIM tam elec Maire
12. perfectly ( 28/05/2009 10:12)
misehoa rala lehilahy fa aza miafina ry taim-body a!aza manaratsy ol toa io,fantaro tsara lé ol vao miteny sady in zao ny zavatra hafahafa lazain Naritsimba eo?
13. naritsimba ( 28/05/2009 10:21)
xxx> zà ve? tsy taitra @ zany ny aty satria efa vita vaksiny, raha ny namana azo lazaina fa fokontany iray manontolo raha izay no lazainao, matoa ianao tsy sahy miseho dia mahafantatra ahy tsara izany, olona xxx ve dia hampalahelo ahy, mba ny hafa ahay.Ny tianao izany dia ny hangina ve manoloana ny tsy rariny ? tsy naritsimba mihitsy zany tompoko.
Raha mangina naritsimba eo anatrehan'ny tsy rariny dia ny vato no hiantsoantso.
14. andrywui ( 28/05/2009 10:24)
9. Mpandefa : xxx [ Valio ] 28-05-2009 10:25:24
Lohateny : Re : Aiza ny lojika? Averina an-taninandrazana ve Ravalo?
ity naritsimba ty noheveriko fa olondeibe sy zoky ray amandreny manakaja hay ka olona miteniteny foana mitovy amin'ito kidorapanda ito!
tena hita mintsy oe azo tenitenan_mpohana ato dia manararoatra ! raha bandy hoatry andriwiwi moa tsy dia napaninona ihany satria reny bandy kely tsy mbola vory saina fa ito nariotsimba ito no tena nahadiso fanatenana ahy ity fisainany


penguin io letsy a! iny ihany no mpanao otran'io ato ! ataovy lanaka mihitsy io perfectly a! ha ha ha
15. xxx ( 28/05/2009 10:26)
ny tena mipimé anah ange dia i naritsimba ty ka nangina be tà andron'ny fitondrana teo aloha fa nony voadaka i ra8 zay vao sahy mamoaka aloha!! ianao zao ilay lazain'ny olona oe alika mahery antanana!
fahitako anaoizao dia ohatr'ireo olona mafana fo be ao ampiangonana mananao dekôna sns .... nefa ny hikaoty ny vadin'olona sy hitady taoka miaraka amin'ireo dekôna namanao no tena halehanao ao!
ary aza ny xxx no averimberina fa izay no safidiko! mihaina amin'ny demôkrasia isaka ka izay tiko io na manao xxx ny tenako na tsia!
16. naritsimba ( 28/05/2009 10:26)
xxx> zà ve? tsy taitra @ zany ny aty satria efa vita vaksiny, raha ny namana azo lazaina fa fokontany iray manontolo raha izay no lazainao, matoa ianao tsy sahy miseho dia mahafantatra ahy tsara izany, olona xxx ve dia hampalahelo ahy, mba ny hafa ahay.Ny tianao izany dia ny hangina ve manoloana ny tsy rariny ? tsy naritsimba mihitsy zany tompoko.
Raha mangina naritsimba eo anatrehan'ny tsy rariny dia ny vato no hiantsoantso.
17. fijo ( 28/05/2009 22:38)
rehefa tena tsy hangina eo anoloan'ny tsy rariny ry naritsimba ,dia lazao daholo izay tsy rariny misy.sa rariny daholo izao misy ao mada izao??????
18. fijo ( 28/05/2009 22:40)
fanamarinana;
na dia mitovy fijery amin'ilay xxx etsy ambony aza aho,dia tsy tiako ny ataony satria rah ahiresaka olona dia misehoa.de arosoy ny hevitra,fa izay no miady eto,fa tsy olona.namako i naritsimba nefa tsy mitovy fiery izahay roalahy de samy miresaka eto,fa tsy mila mifampiafina akory.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.436