Nidina be ny vidim-bary, hanomboka hidina koa ny PPN ...

1. KALACK ( 27/05/2009 15:24)
-Efa hita ny lalan-kizorana ankehitriny !

-Efa miha mazava ny dian'ny Firenena fa manaiky ny Fitondrana vaovao daholo ny Firenenadehibe ny ankabeazany !

-Efa hidina koa fa kely sisa étape lalovany ny PPN izay ho vidian'ny Malagasy amin'ny vidiny mora sy takatry ny fahefa-mividin'ny malagasy !

-Mihena ny % n'ny fahantrana sy ny fahasahiranana ankapobeny afaka 6mois eo raha ela indrindra satria tsy hitsahatra intsony ireo PPN sy vary mora afaran'ny Mpitondra Fanjakana !

-Mifanindran-dalana amin'izay dia azo hatao ny mampiditra mpiara miombon'antoka avy any ivelany hitrandraka manara-penitra ny harena ankibon'ny tany sy ny Petrol atsika Malagasy madiodio ,

répondu par xxx le 28/05/2009 10:09
2. xxx ( 27/05/2009 15:50)
efa hita eny antsena izany eeee

dedaka be eo
3. AndriambyII ( 27/05/2009 15:51)
Ary ahoana ny qualité an' ireo PPN nafarana ireo ? sô dé mbola feno produits a base d' OGM indray na ireny sakafo fanome ny biby afahy ireny ihany ? tokony hanome garantie ny tompon' andraikitra @ produits nafarana rehetra ,fa sô dé misy drogués kou ireny entana ireny !! :roll:
4. andrywui ( 27/05/2009 15:52)
manana institut pasteur isika eny Ampasampito tompokolahy ka voavaly avy hatrany ny fanotanianao
5. xxx ( 27/05/2009 15:53)
mba tsy nanisa andro KAWI eto ;-) ;-) ;-)
6. andrywui ( 27/05/2009 15:55)
mba tsy nanisa andro KAWI eto

mbola rahapitso letsy fa efa vita ny anio a
7. andrywui ( 27/05/2009 15:56)
mba tsy nanisa andro KAWI eto
:-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) :-D :-D
8. AndriambyII ( 27/05/2009 16:04)
andrywui:

manana institut pasteur isika eny Ampasampito tompokolahy ka voavaly avy hatrany ny fanotanianao

Tsy ny institut pasteur no tokony mkarakara 'zany fa ny service phytosanitaire ao Ankerana raha ts diso aho .Fa ny succursale any@ province no ahiko ho tsy ho en etat de fonctionner .
:lol: :lol: noho ny situation @ 'zao fotoana zao !!!
9. xxx ( 27/05/2009 17:53)
fa ohatrinona hono izao no litre menaka dia iza avy no afaka mividy menaka
ohatrinona ny vidi mbary dia iza avy no mihinambary ara dalana
10. xxx ( 27/05/2009 17:58)
xxx:
fa ohatrinona hono izao no litre menaka dia iza avy no afaka mividy menaka
ohatrinona ny vidi mbary dia iza avy no mihinambary ara dalana
ahoana moa no ahafantaran'i KALACK an'io? izy aza tsy any dago akory

11. fijo ( 27/05/2009 20:17)
efa tany mandroso izany izao i madagasikara.ouiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii
12. patrick2002 ( 28/05/2009 01:49)
efa hita anie tsy maintsy hidina ny vidim-bary sy menaka eh! aiza koa mbola lafo noho ny aty canada ny litre ny menaka sy ny kg ny vary any madagasikara . Halatra be vava ny nataony Ravalomanana,ary izay no tsy nanekeny ny concurence.
efa tany mandroso izany izao i madagasikara.ouiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii

Tsy voatery hoe tany mandroso ,samy manana ny politikany ny firenena rehetra @ toe-karena ,any venezuela ohatra dia eo @ 0,1$ eo ho eo ny litre ny essence nefa tsy mandroso izy ,sahala aminìzany madagasikara tsy maninona mihintsy raha nasaina nividy PPN lafo ny gasy ,dia ny fanjakana avy eo maka hetra betsaka ary manam-bola hanaovana infrastricture , tsy izay ny zava-misy fa ampividianana vary lafo ny malagasy nefa ny fanjakana tsy misy hetra azony aminìny ,dia aleo ny malagasy mividy vary mora sitrany ahay mitombo ny olona afaka mividy vary, vitsy ny malagasy tsy mihinana.
Hinoako fa tsy mandoa hetra Ravalo aminìreo tombom-barotra azony ireo .
13. xxx ( 28/05/2009 04:58)
vive la HAT !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
14. laxma ( 28/05/2009 05:53)
Efa hidina koa fa kely sisa étape lalovany ny PPN izay ho vidian'ny Malagasy amin'ny vidiny mora sy takatry ny fahefa-mividin'ny malagasy !

-Mihena ny % n'ny fahantrana sy ny fahasahiranana ankapobeny afaka 6mois eo raha ela indrindra satria tsy hitsahatra intsony ireo PPN sy vary mora afaran'ny Mpitondra Fanjakana !

-Mifanindran-dalana amin'izay dia azo hatao ny mampiditra mpiara miombon'antoka avy any ivelany hitrandraka manara-penitra ny harena ankibon'ny tany sy ny Petrol atsika Malagasy madiodio

Ireo no voalaza ery ambony.
Dia tsy mba misy ambom-po hamokatra mihitsy ve zany fa dia hanafatra foana nefa madagascar malalaka be. maninona zao ra fitaovam-pamokarana no atao tsara. Sady ny vary eto amintsika anie milay be e.
Faly ery reto e, manafatra dia mora ny PPN. tsy izany mitsy no mampandroso.
Ary firy % moa ny malagasy hanankarena @ harena ankibon'ny tany sy petrole? Io de ny mpiaramiombon'antoka no matavy lazaiko mazava tsara zay.
Enao tetezamita tsy tokony mbola izany no mahamaika anao, enao ne ka 18 mois no eo nefa manao contrat goavana be @ mpampindram-bola Dia iza ndray no lazaina fa fositra avy eo refa misy ny tsy fetezany any aoriana? Ny mpitodra @ IV Rep ndray.
Tena tsy ny laharam-pahamehana mitsy no mahamaika azy ka.
Nantenain-kanirina toa vao maika nampivandravandra....
15. laxma ( 28/05/2009 05:58)

16. laxma ( 28/05/2009 06:03)

17. laxma ( 28/05/2009 06:09)

18. xxx ( 28/05/2009 10:09)
copie coller aiza hery teo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.037