May !! may!! fa vonjeo ee !!!

1. Noue ( 26/05/2009 20:45)
"kidoropamba":
Lany vola ve Ra8? tapaka ny sônô tao @ Magro omaly
io ilay resaka tsy mandeha @ zay hozany !!! fa ity kosa no tena azo lazaina oe lany ny saosy satria

[size=200]19h00 Le ministre des finances et du budget de la HAT Benja Razafimahaleo est en tournée de travail en Europe depuis hier.[/size]
répondu par fijo le 27/05/2009 20:31
2. xxx ( 26/05/2009 21:07)
Normalement ,dia ny tokony hataony raha izy no ministre ny budget sy ny finances dia tokony haka ny droits de tirages speciaux ho an' i Mada any @ FMI sy ny BM aloha izy fa tsy handendeha fahatany fotsiny aty @ izao , sa misy zavatra hataony maizimaizina ao ambadika ao ? sa hisoloky ny fananan' ny malagasy efa mitsipozipozy kely etsy sy ery ao an- tanàna indray ? Sa kosa tsy ampy ny vola hametrahana ilay assise nationale ? Tokony tonga dia donainany any io DSK DG' ny FMI io fa anisan' ny goaika nanimba ny firenena maro erak' izao ntontolo izao .D' ailleurs ,c' est un transfuge du parti socialiste qui a trahi sa confiance!! :roll: :roll:
3. xxx ( 26/05/2009 21:15)
Hoy Noue

Razafimahaleo est en tournée de travail en Europe depuis hier.

ha ha ha ,miasa ao @ MacDo place d'Italie ao @ dry essera ,de ny alina mivarotra sex toys ery pigalle miaraka @ oay,de ny alarobia etsy @ place dauphine mivarotra miaraka @ andrywui ha ha ha ,sady mora be ,ha ha ha ngena ao tena mifaly mintsy :-D :-D :-D :-D

LANY SAOSY
Mety ho voalohan-dry zalahy ihany ve le capsat
4. Noue ( 26/05/2009 21:34)
lany ny saosy ee ! hanomboka hitokona ny mpiasa, ny capsat etsy an-daniny, ry sarla moa mila vola koa hanaovana evacuation :^) :^) :^)
5. benkintana ( 26/05/2009 22:15)
Apiriatako io na hitsoka aiza na hitsoaka aiza :twisted: :twisted:
6. xxx ( 26/05/2009 22:51)
avelao lesy zay hirevy a
7. naritsimba ( 27/05/2009 05:02)
Noue> aza dia manely tsaho re eh, tsy lany izany ny vola ny hetra aza niditra 87% be izao, eisy aho ry Ravalomanana e!
8. Noue ( 27/05/2009 06:35)
mety tsy hain'naritsimba koa angamba ny dikan'ity
Le ministre des finances et du budget de la HAT Benja Razafimahaleo est en tournée de travail en Europe depuis hier.
fa mila traduction ? sa azon'i naritsimba hazavaina oe inona no ataon'io mitety ny europe , @ zay en tournée eee !! kay ! kay ! kay !! lany nga ilay vola be nitatatataina oe firy dolara moa ??? dia voaloha daholo zao ny karaman'ny mpiasam-panjakana ??? ny capsat sns ??? dia tsy hisy intsony zany ny fangalaram-bary, menaka, lafarina sns ??? hay moa efa vita matavy koa rasarla ka possible mahintsiny oe tsisy intsony ny didin'be sandry @ fangalarana eee :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
9. xxx ( 27/05/2009 09:16)
Noue:

Ataon'i Naritsimba hoe nanao tourisme akia i Benja a ... aza mba badraodra ihany marina na mitapi-maso

10. Oay ( 27/05/2009 09:34)
Noue:

Le ministre des finances et du budget de la HAT Benja Razafimahaleo est en tournée de travail en Europe depuis hier.

Noue a! misy zavatra tsy azoko d hoe:"Fa inn moa izany no asan'ny mpitondra fanjakana raha toa ka tsy hitady vola sy fotodrafitr'asa entina hanatsarana ny fiainam-bahoaka"

Tadidio ohatra fa ny antony nividianan'i Ravalomanana an'iny avion iny d ny hoe:" Mba ahafahana mandeha aingana" satria tsy maintsy notadiavina eran-tany ny vola nentina hamatsiana an'ilay MAP.

11. coucou2 ( 27/05/2009 10:32)
naritsimba:

Noue> aza dia manely tsaho re eh, tsy lany izany ny vola ny hetra aza niditra 87% be izao, eisy aho ry Ravalomanana e!

Ary sao dia mba misandoka ho mpiasan'ny radio fahazavana kosa ianao ty mba hanosorapotaka an'io onjampeo io? Otran'izany foana manko ny fanaon'ny TGV isany nefa tsisy apôka akory.
12. xxx ( 27/05/2009 10:36)
Oay:

Noue a! misy zavatra tsy azoko d hoe:"Fa inn moa izany no asan'ny mpitondra fanjakana raha toa ka tsy hitady vola sy fotodrafitr'asa entina hanatsarana ny fiainam-bahoaka"

Tadidio ohatra fa ny antony nividianan'i Ravalomanana an'iny avion iny d ny hoe:" Mba ahafahana mandeha aingana" satria tsy maintsy notadiavina eran-tany ny vola nentina hamatsiana an'ilay MAP.

Aza avadika moa ilay resaka e, eo be vava tsy mila CI, tsy mila amerikana , mahavita tena , misy manampy wa wa wa ... kay tsy arak'izany fa tsy ampy akory ny ao

13. Oay ( 27/05/2009 11:31)
xxx:

Aza avadika moa ilay resaka e, eo be vava tsy mila CI, tsy mila amerikana , mahavita tena , misy manampy wa wa wa ... kay tsy arak'izany fa tsy ampy akory ny ao

Fa iza indray izany tsy mila Carte d'Identité izany é! hihihi... ka tsy tonga d voahidy raha voasava ny polisy @ izany tsy filavana CI izany???

Tsy misy mahavita tena izany eo é! Jereo fa i Ravalomanana izao efa mitety firenena maro, omaly izy izao noraisin'i Obama, d rahapitso Gordon Brown no mifanao fotoana aminy, satria efa avy niresaka tamin'i Angela Merkel izy afak'omaly io ilay nolazainy hoe efa niresaka t@ firenena maro izy.

Ka iza ndray no bevava fa tsy mila CI izany???

Zavatra efa ny CI izao no mitondra an'i Madagsikara nanomboka t@ 2002!

14. booboo ( 27/05/2009 16:48)
Ary hono ho'aho ? haninona any Dakar Ratsirahonana sy ny ekipany kay ? Manainga androany hariva zareo.
15. salopard ( 27/05/2009 16:55)
haninona any Dakar Ratsirahonana sy ny ekipany kay ?

ho any dakar hitady d'accord e!

sy hiakanjo booboo senegalais
16. fijo ( 27/05/2009 20:31)
hianatra lalana any amin'i wade fa tena efa hadino ny lalananianarana fahiny.
ary tsy sahy nandalo tao amin'ny ambasade le hoe minisitra le???? tsy hafahafa ve izany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0074