Les légalistes veulent un face à face avec la HAT

1. Noue ( 25/05/2009 18:30)
Hevitra hitako oe tsara io @ zay tsisy intsony ny desinformations à gauche à droite ! @ zay mba tsy hisy intsony ilay oe OK !!!

[size=70]Un débat télévisé doit étre organisé sur la chaîne nationale a lancéle député Yves Aimé mercredi pour que la HAT et les légalistespuissent faire une véritable face à face. Selon le député, lapopulation a le droit d’avoir des informations justes, surtout sur cequi se passe actuellement. La HAT est en train de faire de ladésinformation et de lancer des mensonges pour embrouiller l’esprit dela population. Un face à face sur la TVM pourra éclairer la populationet éclaircir la situation. Et les légalistes ne veulent que la HATdans ce face à face, il n’y a que deux protagonistes actifs dans la situation actuelle [/size]

Satria manko ny zavatra lazaina ao @ radio na télé dia hita tsotrizao fa be dia be ny lainga !!
Be dia be koa ny olona tsy afaka manara-baovao via le net ary ny gazety moa dia samy miara-mahita ireny fa be ny zavatra tsy marina.
Ohatra fotsiny ilay resaka kadafi iny, ny gazety any an-toerana dia nilaza fa i rajoelina dia en tant que rajoelina fa tsy président na oe inona akory, nefa ny voalaza vao tonga teny ivato dia efa zavatra hafa no hasisika.
répondu par xxx le 26/05/2009 07:05
2. ravalotgv ( 25/05/2009 20:01)
dia ho hita eo ze mihanika sy tsy mihanika

sniff
tcroufff

:@ :@ :@ :@ :@ :@
3. xxx ( 25/05/2009 23:36)
Nandositra ny tgvendrana tsisy nahita ambara ,
ha ha ha manindrony be le marina an
4. essera ( 26/05/2009 05:29)
Zany ve ? Sahirana Dada sy ny mpanara-dia. Minoa fotsiny ihany wa. Dada sy ny akamany ange no nanao be sofina nahatonga an'ity situation ity e. D izao ve vao te hanokatra sofina sy vava am zay.
Noue !!! Naninona no natao diso tara loatra e ???
5. xxx ( 26/05/2009 07:05)
Elah essera ny fitombenan'elah sokafana fa tsy mahay miteny elah sady maimbo vava ,tsy hay ntsony na inona no miresaka any @ nareo any ha ha ha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 5.4873