commandant charle
1. xxx
(
25/05/2009 16:07)
henonareo angamba ilay fifapitifirana tany ambatondrazaka iny!! i commandant charle saika hanao ankeriny vary tao @ silô an'i ra8 iny no notifirin'ny miaramila niambina tany!!
ao amin'ny hopital militaire eto andrenivohitra izy no tsaboina dia sady mangataka mafy ho alefa aty ampita fa tsy matoky ny dokotera gasy ao @ io hopitaly io,tsy misy atahorana hono ny ainy satria t@ faritra tsy mahafaty no voatifitra lery!

répondu par xxx le 26/05/2009 11:44
2. ndaty
(
25/05/2009 16:11)
de nanao porno hono i bodo
de nisy ni-menacer basy hono i Ravalomanana
de HLM hono no ipetrana'ny ratsiraka
de ho avy hono i dada
de.......
de tsy namono hono i kotity
mavandivandy avao
de nisy ni-menacer basy hono i Ravalomanana
de HLM hono no ipetrana'ny ratsiraka
de ho avy hono i dada
de.......
de tsy namono hono i kotity
mavandivandy avao
3. andrywui
(
25/05/2009 16:25)
ha ha ha !!!
mampiomehy kou letsy elah ty ry ndaty !! ha ha ha !!
efa mazava anie ny adin'ny TIM ato fa de io milaza angano eto amin serasera eto io e !! tsy mahita atao any ry lerony de mitantara habobo eto !!
--Koa manafo reo ane volaniko aminao ndaty koragna to ndro maro fa izikoa tena ankitiny tsisy mafoaka ! io kabarin'ny tsy hagnano raha leroa ! hainao ma misengy raha tsy hay ! tromban'ny teta io valilahy vola miboaka ! eto atsika mahita izy !! sa karakory ??

4. xxx
(
25/05/2009 16:28)
andana i ndaty makao @ hopitaly de jerevo ao raha lainga!! sa tsy mahita ny lalana eto antananarivo?
7. Noue
(
25/05/2009 18:33)
tsy dia mahagaga loatra raha oe eny @ hopital izy ary voatifitra satria ahoana koa moa ity halatra tsisy farany ity ee ???
ary tena mety marina mahintsiny oe lery voatifitra tao satria depuis iny resaka iny dia tsy heno intsony izy, na aiza na aiza manko dia iny izy hita @ basiny iny foana, @ zao fotoana izao nefa dia toa nangiana tampoka teo ?? misy coup fourré ao ambadika ao!!

8. xxx
(
25/05/2009 19:15)
voatifitra teo @ basiny i chareles :-D :-D :-D a lasa mibkabaka be no mandeha
9. xxx
(
25/05/2009 23:35)
Voan'i salopard zany lery sy andrywui fa vao teo nedala mandé hotrany misy karoty zany ao am-bodiny ao ha ha ha,aza be taraina hono enao ry sarim-bavy ozy cyril =)) =)) =))
11. xxx
(
26/05/2009 07:01)
Ka manky visy elah de nomena blao sy tournevisy de asao i Oay=essera hisery ny mikorontana ha ha ha
12. xxx
(
26/05/2009 09:44)
tsy hay aloha na bilao fa ilay tena hafenina be , ny nahafantarako izany dia dokotera miasa ao amin'ny hopitaly militaire , satria nentina teny ilay miaramila voatifitra tany Ambatondrazaka iny dia izay no nolazain'io dokotera io oe ilay commandant charles io voatifitra io!
13. xxx
(
26/05/2009 11:44)
essera:
Bilao be io. Sao d tany am top mada kosa no naka vaovao.
Mba lazao ary ho aiza izy fa toa nangina be ny tanàna tsy naharenesana ny feon'ingama :-D :-D :-D