Tokony écarténa daholo ireo filoha taloha !....

1. xxx ( 25/05/2009 11:19)
Efa hita fa surtout i RAVALO sy RATSIRAKA no tena olana depuis 2002 ka mandrak izao , dia ireo olona ireo ve no hanimba ny fiainan ny 20 .000.000 malagasy isa , tsy aleo ve izy ireo alàna faty any dia mijery olom-baovao ,GASIKARA tsy lany olo-manga ?
répondu par xxx le 26/05/2009 09:36
2. penguin ( 25/05/2009 11:24)
Mila olom-boafidy fa tsy olo-manga terena hapetraka izahay. Ravalomanana no mbola olom-boafidy noho izany fifidianana no manala azy. Ahoana no terena tsy afaka hirotsaka izy ? SATRIA TSY MANANA OLO-MANGA SY OLO-BAOVAO TIAN'OLONA VE ?
3. bazylou ( 25/05/2009 11:42)
nendry penguin koa de tena hita mihitsy hoe mpiverina amin'ny naloany!! de maninona izao raha ecartena tateraka ireo anti dahy sy soavaly be loalika ireo!! feno tokoa ny olo manga vaovao e!! izay no antony anesoranaireo soavaly lany bala ireo!!
4. andrywui ( 25/05/2009 11:45)
MERCI penguin fa nivadika ihany kay elah letsy !! zay mihitsy letsy penguin a!! alao tsy ahazo hirotsaka tsony marina letsy ravalo iny fa nanabotry ny firenena aa!! merci letsy !!
--merci aminio xxx nataonlah eo ambony io fa zay mihitsy penguin a!! rehefa tsy hanao raha de aleo ny olombaovao sy tanora toa ny TGV marina no hitondra !! lasa akamako zany penguin ra- hery a!! nareo sisa eo !!
--MERCI PENGUIN FA TENA EFA TONGA SAINA ZANY ELAH FA TSY MAMELY LE TIM EE ??

ALEO ZE TSY HIOVA TGV LETSY HO ANY FA ISIKA MPIAKAMA ZAO A !!! ha ha ha !!!!!


MERCI PENGUIN !!!!! bye :-* :-* :-* :-* :-* :-*
5. penguin ( 25/05/2009 11:48)
Tsy naloan'ny olona mihintsy Ravalomanana fa noterena niala. Tsy miova izany fijerinay izany. Resy amin'ny fifidianana no atao hoe naloan'ny olona.
6. andrywui ( 25/05/2009 11:52)
hoy penguin

naloan'ny olona.
. Tsy miova izany fijerinay izany. Resy ary naloan'ny olona zany ravalomanana izany naloan'ny olona ka tsy ilainay tsony .


merci letsy penguin a! ampiriato ao letsy reo TIM tsy mety tonga saina reo a!!!!
7. andrywui ( 25/05/2009 11:54)
hoy bazylou

nendry penguin koa de tena hita mihitsy hoe mpiverina amin'ny naloany!! de maninona izao raha ecartena tateraka ireo anti dahy sy soavaly be loalika ireo!! feno tokoa ny olo manga vaovao e!! izay no antony anesoranaireo soavaly lany bala ireo!!


aoka amzay letsy penguin fa efa nandefa mesaz tamiko teo izy fa hiova hiaraka amitsika amzay ony fa leo le tsy fahombiazan'ny TIM
8. andrywui ( 25/05/2009 11:55)
--MERCI PENGUIN FA TENA EFA TONGA SAINA ZANY ELAH FA TSY MAMELY LE TIM EE ??

ALEO ZE TSY HIOVA TGV LETSY HO ANY FA ISIKA MPIAKAMA ZAO A !!! ha ha ha !!!!!


MERCI PENGUIN !!!!!
9. penguin ( 25/05/2009 12:03)
Efa ela no tonga saina hoe tgvendrana mbola vendrana foana. Io andrywui mpanohana azy mbola mijery ampoton'orona io ihany.
10. andrywui ( 25/05/2009 12:06)
hoy penguin !

Efa ela aho no tonga saina hoe tokony hiova TGV aho fa mbola vendrana foana. Io andrywui mpanohana ny tgv io no hitako fa marina de narahako, ny TIM tokony hiova fa de mbola mijery ampoton'orona io ihany.


11. andrywui ( 25/05/2009 12:07)
hoy penguin !

Efa ela aho no tonga saina hoe tokony hiova TGV aho fa mbola vendrana foana. Io andrywui mpanohana ny tgv io no hitako fa marina de narahako, ny TIM tokony hiova fa de mbola mijery ampoton'orona io ihany.


MERCI LETSY PENGUIN A
MANKASITRAKA EEEE

12. penguin ( 25/05/2009 12:20)
Mitapy le andrywui tgvendrana ka mampiasa ny hevitra ampoton'orona fa heveriny tsy mamaky ny eo ambony ny olona angamba. izany le mamadika ny "Train à Grande Vitesse" ho tgvendrana gasy
13. halloween ( 25/05/2009 12:23)
hoy penguin
Efa ela aho no tonga saina hoe tokony hiova TGV aho fa mbola vendrana foana. Io andrywui mpanohana ny tgv io no hitako fa marina de narahako, ny TIM tokony hiova fa de mbola mijery ampoton'orona io ihany.

misaotra nanohana ny TGV aradalana zany ry akama a, de tohizo fa efa mihiratra tsara zany masonareo e
14. halloween ( 25/05/2009 13:29)
hoy penguin !

Tsy miova izany fijerinay izany. Resy ary naloan'ny olona zany ravalomanana izany naloan'ny olona ka tsy ilainay tsony .


misaotra an'i penguin eeeee!! zay tokoa letsy
15. halloween ( 25/05/2009 16:41)
hoy penguin
Efa ela aho no tonga saina hoe tokony hiova TGV aho fa mbola vendrana foana. Io andrywui mpanohana ny tgv io no hitako fa marina de narahako, ny TIM tokony hiova fa de mbola mijery ampoton'orona io ihany.


marina zany
16. cyril ( 25/05/2009 23:18)
Tonga fotoana ve le sarim-bavy io é? toa rediredy be tsy misy ilavana azy le resany ha ha ha
Lasa TIM i andrywui ty marina,manova zavatra le ho tonga fotoana zany
17. xxx ( 25/05/2009 23:42)
Lasa fako hoe ,arian'ny olona eny anjori-dria sisa ty :roll: :roll:
18. xxx ( 26/05/2009 09:36)
hoy cyril

Mpandefa : cyril
Lohateny : Re : Tokony écarténa daholo ireo filoha taloha !....
Tonga fotoana ve le sarim-bavy io é? toa rediredy be tsy misy ilavana azy le resany ha ha ha
Lasa TIM i andrywui ty marina,manova zavatra le ho tonga fotoana zany


anao ko* kaza be vava anao fa anao lat...omby sokryla anao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1489