ho avy i noue sy yuka

1. xxxy ( 25/05/2009 08:07)
ho avy i noue sy yuka fa raha tsy miala ato hono i andrywui na omen i hery pouvoir de tsy miverina eto izy ireo fa matahotra

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
répondu par xxx le 25/05/2009 22:52
2. essera ( 25/05/2009 08:44)
Efa marefo le mouvance Ra8 fa lainga ny ankoatra izay. Aiza i Hery izao ?
3. namanabe ( 25/05/2009 08:53)
Aza miafina ry tsy misy apoaka ity a !
4. ravalotgv ( 25/05/2009 09:13)
sniff
tcroufff
lasa misy cou d etat hatrato amin ny serasera

taty azeran dry zalahy i hery

sniff
tcroufff

i andrywui zany ny hat ato marina moa
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
5. yuka ( 25/05/2009 09:55)
reto kou mahita lazaina foana an!
6. Noue ( 25/05/2009 09:58)
yuka:
reto kou mahita lazaina foana an!
ka atao ahoana akia ry yuka fa tsy manan-katao ry zareo eee


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. xxx ( 25/05/2009 09:59)
Ndreo nareo samy mahay azy eo ka! :-D :-D :-D misia levona eo na ataovy katsaka anaty lapoaly fotsiny e! :lol: :lol:
8. yuka ( 25/05/2009 10:05)
tsisy hipitsika zany eo ry xxx a!
Noue sampona aky reto HATn'ny serasera ireto an!
9. Mirananirina ( 25/05/2009 12:02)
hihihi
10. andrywui ( 25/05/2009 12:11)
Fa ny inona amiko ry Yuka sy noue no hatahorana ??? i Mirana aza tsy mataoatra ahy zany !!
ary Yuka ve efa vonona hiverina ?? taiza foana ?? sa tsy laitra le fanananarana atao ato de niala aloha ?? efa any M/car ve Yuka sa mbola any jap's !!!

Noue kou ve efa tonga ?? tsara ny vakansy ??

zahay sy mirana zany no tsy mba nandeha fa niandry trano teto !!!!!!! ha ha ha
11. Mirananirina ( 25/05/2009 12:52)
zahay sy mirana zany no tsy mba nandeha fa niandry trano teto !!!!!!! ha ha ha

hita hoa,tsy mahita aleha isika e,
za moa efa nisy niteny mihitsy hoe tsy mahita fialahamboly afatsy eto.
12. xxx ( 25/05/2009 22:52)
Ampinanan'sipa ny fotoanany ndray ato rawiwi
Miady ny ho tonga foyoana koa hono anie hono izy io =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0825