hi hi hi ! 15jrs sisa de hirefotra ny serasera !

1. andrywui ( 24/05/2009 10:38)
Mba mangataka kosa zahay mba hiseho ho hitan'ny olona eto andriamatoa mpiandraikitra aminio andro io !! tsy misy inona akory fa zista miresaka eto , fotsiny , zany oe mamaly ny fanotanian'ny mpanao serasera eto ianao !!

--raha lavinao le afaka 15jrs anefa de tsy maninnn , fa le 23juin n,dray no raisiko , mandefitra foana ee!!!! de raha lavinao kou le 23huin de le 26juin niyalahoanao ndray no raisiko !! raha lavinao ndray io , de hanao veloma eto aho !! ha ha ha !!!! TAPITRA
répondu par xxx le 25/05/2009 22:34
2. xxx ( 24/05/2009 11:04)
Mihinanana nivaquine 8 de sikiro fa managataha fanampiana fa aza atoa irery fa sao maty2 foana ao enao
Raha tsy tonga hotr'izay dia bevohoka zany enao,
3. Mirananirina ( 24/05/2009 12:05)
de hanao veloma eto aho !! ha ha ha !!!! TAPITRA

tena marina ve?
4. 08051972 ( 24/05/2009 13:29)
xxx:

Mihinanana nivaquine 8 de sikiro fa managataha fanampiana fa aza atoa irery fa sao maty2 foana ao enao
Raha tsy tonga hotr'izay dia bevohoka zany enao,



:-D :-D :-D :-D :-D :-D Taizan-dray no nianarana an'io fomba misikotrikotr'io?Efa zatra na!!!!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. xxx ( 24/05/2009 13:59)
efa miseho isan'andro izy ry se a
6. Mirananirina ( 24/05/2009 14:01)
mba hiseho ho hitan'ny olona eto andriamatoa mpiandraikitra

efa miseho isan'andro izy ry lery a
7. ndaty ( 24/05/2009 15:09)
andrywui:
Mba mangataka kosa zahay mba hiseho ho hitan'ny olona eto andriamatoa mpiandraikitra aminio andro io !! tsy misy inona akory fa zista miresaka eto , fotsiny , zany oe mamaly ny fanotanian'ny mpanao serasera eto ianao !!

--raha lavinao le afaka 15jrs anefa de tsy maninnn , fa le 23juin n,dray no raisiko , mandefitra foana ee!!!! de raha lavinao kou le 23huin de le 26juin niyalahoanao ndray no raisiko !! raha lavinao ndray io , de hanao veloma eto aho !! ha ha ha !!!! TAPITRA

tu donnes trop d'importance an'i Mr mpiandraikitra.

Mr le mpiandraikitra est très fort en WEB-business, donc internet côté technique, sy ny hamapandeha ny boutique- sur internet, Mahery Ra-zoky

fa laha politika indray, dia ZERO manatody garabola leiry.

donc aza ka asia importance ze teneniny en politique, fa laha resaka internet kosa, d'acc
8. andrywui ( 24/05/2009 19:01)
ok !letsy ndaty !! misy marina zay teninlah zay letsy ! tena marina mihitsy zay !! fa izao letsy ndaty a! alao faizina amin tsy mety ataony ny olona fa raha avela amzao izy manjary mirehareha !! ka izao letsy no tao a!!
andrasantsika ihany le date nomeny io oe 17 , 23 , 26 juin sy ze mety mbola aforonony eo io ! fa tsy ela de tonga io fa refa tonga kosa le fotoana de atao tsy mahatombina eto izy !:! marina alou le teninlah oe tsy mahay politika lery !! nefa refa hiditra koudetety eo izy angah tsy otran marina foana ze lazainy !! ka aleo letsy izy andrasana ihany a !! io teniny io kou anie lety ry ndaty tsy politika fa Faminaniana e! ka hisy olona handefa mesazy antsokosoko amiko hanajanona ity kendaroroka atao aminy ity ato ho ato fa hitako eo, sady efa fantampantatro (faminaniako ndray io) ha ha ha !! petsa mihitsy cny olona eee !! TAPITRA e!
9. xxx ( 24/05/2009 22:31)
andrywui:

ka izao letsy no tao a!!
andrasantsika ihany le date nomeny io oe 17 , 23 , 26 juin


2009 sa 2010 sa 2011 sa 2014 loha io resaka n daty io e




:-w :-w :-w :-w :-w :-w
10. xxx ( 25/05/2009 01:34)
aoka lesy wiwiw an ny politika anie lesy tsy misy farany e raha nadresy ialahy diandroany dia mety ho resy koa dem1 :* :* :*
11. hery ( 25/05/2009 08:07)
:-)

an'i andrywui indray zany ny serasera rehefa afaka 15 jrs? lol..

12. ravalotgv ( 25/05/2009 09:24)
tena tratran ny coup d'etat ra hery sniff
tcrouff

nde hividy capsat koa hanao coup d etat
sniff
tcrouff

:@ :@ :@ :@ :@ :@
13. halloween ( 25/05/2009 12:39)
tena tratran ny coup d'etat ra hery sniff


ha ha ha !! mivily le resaka zany ! ny serasera. = hery fa ny hevitra mivoaka amin 17 na 23 na 26 no an'i andrywui ny laka zany !! zay no mazava !!
14. xxx ( 25/05/2009 22:34)
Tsisy laka ho anelah zany eo fa aza manonofy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0801