SIGARA

1. 08051972 ( 23/05/2009 09:47)
Slt daôlo e! aôna no fomba atao mba hialàna @ sigara? Ny tena marina angamba dia ilay ohatrin'ny fanina be iny e!
répondu par Seeno le 04/02/2010 06:57
2. xxx ( 23/05/2009 13:38)
miala fotsiny tsotra izao tsy asiana fanontaniana ry 08051972 a!
3. essera ( 03/07/2009 13:47)
Zany hoe ianao te hifoka ihany fa tsy mahataty an'ilay fanina, sa tsy izay ???
4. xxx ( 03/07/2009 13:58)
Mila ezaka aloha e! Sarotra ny miala aminy, zaho zao manko no efa nifoka taloha. Ny nataoko :
Tsy niezaka tsy nifoka aho androany, avy eo nataoko roa andro indray ny apitso, vita ny roa andro tsy nifohana nampiako efatra andro indray, taorianio valo andro, ainsi de suite. Azonao angamba ilay fomba nialako; mila fahafehezntena izy io, tsy mihataka na mtsoaka mpifoka sigara fa ezahana toherina ilay filàna ao anaty raha mahare fofontsigara.
Mirary soa
5. Seeno ( 04/02/2010 06:57)
mila finiavana bdb io r se ah! mila miaf tanterk, mivonon tsar n saina sy n vatan d tafial enao, za d ten niaf tanterk vo taf'ala aloh pendan 1mois teo d nivern indray, fa heritaoan ao zao no ten afk tanterk ka ts hivern intson, ten n saiko no namboarik ka isakiny matsiar t hifok d mihinn bon2 jok no nataok ka as rah het @nao f andram.
mzto d mahrza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3432