Tsiranana junior et ses partisans .

1. tafondro ( 23/05/2009 08:00)
Mbola tsy nahare ny momba ny zanak' i Tsiranana ni se manifester aho na indray mandeha aza manoloana ny zavatra miseho ao @ firenena @ izao fotoana izao, na dia efa karakarain' ny frantsay mangingina aza izy hilatsaka ho filoha @ io fifidianana ho avy io .
Sur fa anisan' ny acteur nahatonga izao toe- javatra izao izy indirectement , ary tokony hanao fanadihadiana ny @ izany ny mpiandraikitra ny transition raha toa ka te ho credible internationalement .
Mitady ho fetsy lery fa mila mailo ny malagasy, futur marionette 'ny occidentaux io fa jereo tsarany fiovan- javatra.Surtout la france , mba ahazahoana main mise sur les magnes petrolier malagasy. :roll: :roll:
répondu par xxx le 23/05/2009 16:51
2. 08051972 ( 23/05/2009 09:07)
Aiza iz'zany Tafondro a! Ao tsara ve? Ka iza eo no tena acteur tianao ambara @ le oe"Mitady ho fetsy lery fa mila mailo ny malagasy"Le lafrantsa sa le Tsiranana? :oops:
3. xxx ( 23/05/2009 11:37)
Ka zay no tsy mety @ tony fanakatonana Radio ,TV,fanamborana mpanao gazety tony satria raha misy reny fandaharana mi-inviter reny olona mpanao politika reny dia hanontaniana izy hanome ny heveny manoala izao toe draharaha izao,ka raha tsy ho tonga aza izy dia lazaina ampahibemaso fa ni-décliner ny fanasana ,tsy afaka ny hialangalana lava foana ,miala bala lava zao nefa ny tanàna ty efa mamay
Tokony hilaza ny heviny daholo ny lohandoham-politika izao ,
Fikan-dry zalahy reo zany ,io mantsy no mahamora le mivadika palitao ,satria raha heno ampahibemaso fa ho nomba ny tasy na nameloka ny taroa dia tsy ho masin-teny intsony raha mbola mivadibadika hotran'ny lela may
4. milamm ( 23/05/2009 13:56)
petrakevitra mety hitombina nefa hevitra efa lomorina ny zanaky Padesm nolovainy Arema nanimba an'i M.kara sy ny malagasy,olombaovao no ilainy firenena hanarina ny ankehitriny sy hanorina ny ho avy tsaratsara kokoa,tia filaminana ary mikarakara ny vahoakany sy mampivelatra ny fiaraha-miasany ivelany @ ireo firenena vonona hitondra fampandrosoana fa tsy ho any frantsay akory,Madagasikara ho any Malagasy
5. xxx ( 23/05/2009 16:51)
Izay no mbola betsaka no tsy maharaka ny vahoaka Malagasy refa manipulen-dry zalahy reo zay tohanan'i frantsay,fa io koa tokony misy manao propagandy,
sarotra ihany le izy ,tena atody miady @ vato raha tsy betsaka no sahy manao hotran'i R8
(le saina mahasahy frantsay no lazaiko fa tsy ny fitantanana raharaha bizna-état akory) ,saingy zao ny frantsay ihany no nandrava azy tao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2166