Ny fahamarinana sy ny fahamasinana!

1. xxx ( 23/05/2009 07:01)
Ambetitenin ny mpitondra teo aloha izy ity , samy nahatadidy an io avokoa angamba. Fa ny nahagaga dia maromaro ihany ireo fahamarinana tsy nety nolazain ireo mpitondra mpiray petsapetsa t@ Ravalomanana , nefa zavatra tena importants tokoa

-ny raharaha Daewoo logistics
- ny avions Air Force 1 , 2
-ny fivoahana tany ivelany miisa 12 nandritra ny 2008
-ny abattoir tetsy @ Digue
-ny ady tany tao Ambatondrazaka
- ...

Tsy mba nisy fanazavana mihintsy ireo zavatra ireo hoe ahoana marina? Fa avy dia notapahina fotsiny , hany ka antony nankaleo ny ankamaroan ny olona ,
kosa !
répondu par xxx le 23/05/2009 11:49
2. 08051972 ( 23/05/2009 09:11)
Slt toi! Mba omeo sopapa kely momban'-ny abattoir tetsy @ Digue ny tenanay fa very! Aôn-dray ny momban'io? :idea: :idea: :idea:
3. xxx ( 23/05/2009 11:49)
Manaraha vaovao tsara enao xxx fa toa taraiky be
Jerevo ny archives fa efa any daholo reo voalazanao reo
Ny sasany dia efa any amposin-dry zalahy any daholo ny saosy nandoavana ny capsat
TAPITRA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4176