Feo-dakolosy hafa
1. Annie2006
(
21/05/2009 19:04)
Aza raisiny an-tendrony izay voalaza fa mahalasa saina ihany ity feon-dakolosy ity: http://gasikarasahy.blogvie.com
répondu par fijo le 22/05/2009 20:44
2. fijo
(
21/05/2009 20:04)
famakafakana maka antendrony io.
ratsiraka,zafy,tsiranana samy tanindrana,nandroso ve ny malagasy tamin'ireo?????
ny filazana fa ny tanindran adia tsy mahay mitondra na hoe ny merina no manimba ny malagasy dia tena fijery marivo.ny manimba ny gasy dia ny mpanoa politika.na merina io na tanindrana,io no mila fanovana haingana raha tiana handroso ny gasy

3. ndaty
(
21/05/2009 20:28)
fijo:
famakafakana maka antendrony io.
ratsiraka,zafy,tsiranana samy tanindrana,nandroso ve ny malagasy tamin'ireo?????
Ka manao safobemantsina aloha iha , t@ Tsiranana dia nitovy @ PIB ny portugal ny PIBn-Tsika, ary aty madagasikara ny Evasan rehetra na la reunio, na île maurice,
zafy albert=3ans, Ratsiraka afaka niresaka direct t@ TVM sy RNM, 1ère radio libre et privée partout, multipartisme et opposition libre tao @ assemblée, 60% ny maire tsy UNDD, 20% Arema: côté politique sy demokrasia tsy mbola nisy hoatr'izay
Par contre ratsiraka, d'accord aminao fa = 0
donc mahaia tsy manao safobe mantsina, fa tsy metyy le hoe samy ratsy daholo
Ny resaka merina indray, diso tanterake io ry annie2006, satria ny merina toa azy koa aza nopotehin-dravalo koa (razafindravahy, quartz, ramaroson...).
I TGV ndraike, asa, 3mois tsy azo itsarana olo, d'autant plus roindefo ny PM, on verra...
4. fijo
(
21/05/2009 20:35)
izay no hilazako hoe tsy mitombona io lazainy io.rah aavy di ahanaratsy foko izay nisy ny mpitondra dia tena loz ano hitranga.
fanamarian akely,(marina)fa niaina isika tamin'ny andron'i tsiranana,fa mba lazao ahy,iza no nitantana ny volantsika tamin'izany????moa ve nanana banky foibe isika tamin'izany?
fanamarian akely,(marina)fa niaina isika tamin'ny andron'i tsiranana,fa mba lazao ahy,iza no nitantana ny volantsika tamin'izany????moa ve nanana banky foibe isika tamin'izany?
5. ndaty
(
21/05/2009 20:45)
fanamarian akely,(marina)fa niaina isika tamin'ny andron'i tsiranana,fa mba lazao ahy,iza no nitantana ny volantsika tamin'izany????moa ve nanana banky foibe isika tamin'izany?
ary @ izao , surtout depuis 1985, Ny FMI sy ny banky modial, ary ny APD frantsay ro miteny hoe mampidira fonksionear nareo @ ity volana ity, ka aza atao mihoatra ny izao pour cent ny PIB ny masse salariale nareo, etc...
ny hata-bola @ libye, sy chine sy japon moa isan-taona isan-taona
ka mba mavandivandy
6. fijo
(
21/05/2009 20:48)
tsy manda izany aho,fa fanamarihana no nataoko.
aza hadino ,fa i andry no be vava hoe tsy mila fanampiana avy any ivelany,nefa aiz aizao?????
aza hadino ,fa i andry no be vava hoe tsy mila fanampiana avy any ivelany,nefa aiz aizao?????
7. xxx
(
21/05/2009 20:50)
Mitovy loha @ bandy ni-citer-ny annie2006 io ny fihevitr'ty ndaty ty samy mitady hampiady foko fotsuny ,Roindefo ve no tena tian'elah eo é?tsy tonga de tsoriny hazava ny resaka fa on verra !!!
Fa zah milaza @ lah fa tsy tafa eo iny tsisy on verra zany fa de zay no tsy maintsy izy
Fa zah milaza @ lah fa tsy tafa eo iny tsisy on verra zany fa de zay no tsy maintsy izy
8. fijo
(
21/05/2009 20:54)
la manakana hevitra kosa aloha tsy mety,avelao izy hiresaka.
i monja aloha tsy tafavoaka eo izany.toa an'i rolland ratsiraka ihany io.ny tena ahatahorandry zalahy ireo anie izao dia i pierrot sy ravalo e.izay no mahatonga andry zalahy ireo hiolaola amin'io amnistie sy ny fahatahoran any hiverenan'i levalo io.matahotra ny hovoahendaka daholo.

9. xxx
(
21/05/2009 21:08)
ka aza raisina mihitsy ny hoe t@ androny Tsiranana d nety sy nandroso fa i Tsiranana anie ka symbole fotsiny é!nomena fahaleovantena ny gasy d tsy maintsy misy ny filoha ary gasy no tsy maintsy filoha, fa nitantana ny toe-karena rehetra t@ zany d mbola ny vazaha, ka tsy mahagaga raha hoe ny PIB t@ zany fotoana d mitovy ny PIB ny Portugal na ny firenena hafa, ka izany no nahtonga ny olona nigréve t@ 72 fa nahita sy nahatsapa fa mbola tsy nisy ny fahafahana, betsaka foana ny olona miteny fa t@ androny Tsiranana nety sy nandroso ny firenena. Amin'izao d nomena ny malagasy tanteraka ny fomba hitondrany ny fireneny nefa d zao foana no hita! Tsy misy mihitsy ny fampandrosoana fa ny fampahantrana ny malagasy foana no hita sy ataony reo mpanao politika. Io tsy misy hoe merina na tanindrana fa rehefa tena misaina ny mpanao politika d tokony hisy foana ny fandrosoana na d hoe kely aza.
Zany hoe ny fanonganana foana fitondrana iray tsy midika fa handroso ny firenena.
Zany hoe ny fanonganana foana fitondrana iray tsy midika fa handroso ny firenena.
10. fijo
(
21/05/2009 21:13)
io anie no nahatonga ahy nanao ilay fanamarihana e.fa lava io ka kamo ny hanazava aho.io toa an'i la reunion ihany,izao isika mitsiriritra an'io nosy io,fa homeo fahaleovan tena eo io,de ho ita eo izay fandrosoany.
11. ndaty
(
21/05/2009 21:34)
Mitovy loha @ bandy ni-citer-ny annie2006 io ny fihevitr'ty ndaty ty samy mitady hampiady foko fotsuny ,Roindefo ve no tena tian'elah eo é?tsy tonga de tsoriny hazava ny resaka fa on verra !!!
Fa zah milaza @ lah fa tsy tafa eo iny tsisy on verra zany fa de zay no tsy maintsy izy
fa ahoana aho no lazainao mampiady foko!!! tsy vakianao akory le volaniko, fa rehefa ndaty ny anarako (pseudo) dia lazainao mampiady foko)
zany ndaty izany olona no dikany @ mahafaly, tandroy sy tanalana, ny vezo tsy miteny ndaty, fa olo
tsy mirevy Monja aho satria adva ny PSD tsiranana ny Monima t@ izany, hoy ny tonton...nay
rajemison sy rakotovahiny no bien
12. fijo
(
21/05/2009 21:37)
rakotovahiny mihenjana loatra ka tsy mety.aza hadino f aao amintsika dia misy karazana olona maro,ka io tsimaintsy jerena amin'ny fitondrana.ka raha diso mihenjan aloatra sarotra be.
ao antalaha ao koa misy an'i andreas claude ,io koa tsara sy mahay
ao antalaha ao koa misy an'i andreas claude ,io koa tsara sy mahay
13. pitchou
(
22/05/2009 03:14)
ehe! ze mahasahy midira e! ze teo rehetra klo ha@ izao tsy misy azo antenaina handrosoan'ny gasy fa ny fandrosoan'ny fanjakany daholo no nimasoany! le eo @izao sain-jaza loatra! nga raha niteny ra8 taloha we modia nareo amerikana refa tsy faly d hiiteny an'izay koa?
fa zao d hita mazava be fa natao te ambany vahohon'ny vahiny i mada! marina ihany klo we tsy aleo ve adim-poko samy isika eto toa izay gasy hiady @ mercenaires sy vazaha rehetra izao e! maty ringana eto izahay mianakavy :evil:

14. ravonjison
(
22/05/2009 08:07)
xxx:
ka aza raisina mihitsy ny hoe t@ androny Tsiranana d nety sy nandroso fa i Tsiranana anie ka symbole fotsiny é!nomena fahaleovantena ny gasy d tsy maintsy misy ny filoha ary gasy no tsy maintsy filoha, fa nitantana ny toe-karena rehetra t@ zany d mbola ny vazaha, ka tsy mahagaga raha hoe ny PIB t@ zany fotoana d mitovy ny PIB ny Portugal na ny firenena hafa, ka izany no nahtonga ny olona nigréve t@ 72 fa nahita sy nahatsapa fa mbola tsy nisy ny fahafahana, betsaka foana ny olona miteny fa t@ androny Tsiranana nety sy nandroso ny firenena. Amin'izao d nomena ny malagasy tanteraka ny fomba hitondrany ny fireneny nefa d zao foana no hita! Tsy misy mihitsy ny fampandrosoana fa ny fampahantrana ny malagasy foana no hita sy ataony reo mpanao politika. Io tsy misy hoe merina na tanindrana fa rehefa tena misaina ny mpanao politika d tokony hisy foana ny fandrosoana na d hoe kely aza.
Zany hoe ny fanonganana foana fitondrana iray tsy midika fa handroso ny firenena.
Tena d' accort tanteraka @ ireo voalazanao aho, saingy somary averiko fotsiny ilay izy.
1- I Tsiranana dia saribakoly na tsangan' olona fotsiny, noho izany izay voka-tsoa avy eto Dago dia naondrana tany frantsa daholo. Ka na mitovy @ portugal aza ny PIB- ny Dago t@ izay fotoana izany, dia tsy nisy tombotsoa ho an' ny malagasy izany.
2- Ny fanonganana foana dia tsy midika fa handroso ny firenena.Au contraire, mandritra izany dia potika indray ny efa mba natsangana, ny olona maty ihany. Nisy ady hevitra be mikasika an' iny tany aloha tany, fa ny niafarany dia toy izao:
- izaho nilaza fa tsy tokony nasiana fanonganam-panjakana, fa tokony ara-dalána no fomba nanesorana an-dRavalo, raha toa ka misy milaza fa tsy mahavita azy izy.Satria nilaza ireo juriste sasany fa azo natao tsara ny nanala azy @ fomba ara-dalána.
- ny sasany moa nilaza fa tsy nisy fomba hafa intsony fa tsy maintsy natao iny fanonganana iny.
Amiko dia mazafa fa misy raison hafa nahatonga azy ireo nanao an!iny fanonganana iny, saingy mody sarotsronina reska hafa ilay izy.
15. fijo
(
22/05/2009 20:44)
azo nesorina taminn'y fomba aradalana anie izy e,maro ny fomba azo nanesorana azy;ireo solombavam bahoak anivedika ireo izao dia efa hafaka nanala azy raha tamin'izany no nivadika,fa tsy izao vao mamadika silipo.