kabarin'ny miala aina

1. bazylou ( 21/05/2009 11:33)
toa kabary tsisy dikany akory ary manao resaka aller-retour ôtrany resakyny ol mamo ny nataonle8 ao @ youtube,fampanantenana poakaty,ho avy a oe etc..nefa mbola tsy mety teraka foana i ambatobevohoka,ialahy isany nefa aty asainy mitolona ho azy tsisy stratégie akory!
Ka mba mandiniha ihany fa sady efa miha vitsy an isa koa ange ireo e! :-D :-D :-D
répondu par xxx le 21/05/2009 18:51
2. ndaty ( 21/05/2009 11:41)
ny tetik' i ravalo dia tsotra:
- Mitoloma ho ahy ianareo ao eoropa sy ao madagasikara :

1) Raha mandresy ny tolona : izaho no mandresy , satria izaho no filoha

2)Raha tsy mandresy io , ka matin'ny basy ianareo: dia ianareo no maty , fa izaho velona satria tsy aty andafy migalabona aho

donc:

la victoire sera à moi

la defaite (prison, etc...)et la mort seront à vous. sahala @ nahazo an'i Manandafy

Tout benef izany i leiry koi!

et continue à m'appeler DADA, ça me remonte la morale

3. TWING ( 21/05/2009 12:02)
tenenina foana ka éééééééééééééééééééééééééé
anarina foana ka éééééééééééééééééééééééééééé

EBDRASANA FOANA KA éééééééééééééééééééééééééééé
4. xxx ( 21/05/2009 12:40)
lasa nidaty an'i le8 any afrika i andry de any ndray zany ry zalahy no hifanaraka
5. xxx ( 21/05/2009 14:29)
lasa nidaty an'i le8 any afrika i andry de any ndray zany ry zalahy no hifanaraka


sokirinay avy any Afrika mihintsy, rehefa tsy mody dia izahay no hitondra azy mody, avec daka am-body mody
6. xxx ( 21/05/2009 18:51)
Tonga zahay dada aleo ny zandry hanatona é,mila torohevitra fa tsy zakanay zany fitondrana zany
Azafady re tompoko oo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0918