misy sahy hamono ve ra8 raha miverina izao

1. xxx ( 21/05/2009 07:48)
misy sahy hamono ve ra8 raha miverina izao
tsy hitako hoe inona no atahorany no tsy miverina izy fa mitabataba any anan any fotsiny
répondu par fijo le 22/05/2009 21:07
2. hery ( 21/05/2009 08:28)
Tsy nisy nieritreritra hoe hisy sahy hisambotra i Manandafy :-)

Tsy nisy nieritreritra hoe hisy gasy, na miaramila aza, hisehoseho @ video sy alaina sary misambotra depiote...

Koa mety hitranga izany raha tsy ampy ny fiarovana.
3. bozyboleta ( 21/05/2009 08:45)
Efa hita miharihary ny lohamboto sy habibian'ny fat(y) ka tsy isalasalana ny hahavitany an'izany.
4. Mirananirina ( 21/05/2009 09:29)
misy sahy hamono ve ra8 raha miverina izao
tsy hitako hoe inona no atahorany no tsy miverina izy fa mitabataba any anan any fotsiny

tena eny ny valiny.
Ireo olona efa voafahana bala sy vola ireo ve raha mahita azy tsy hamono?????????Aleo mitandrina
5. ravalotgv ( 21/05/2009 09:37)
mety tifirin i sarla lery raha makaty madagasikara de avy eo miahanika kely

sniff
tcroufff

6. andrywui ( 21/05/2009 09:42)
zao e !! be loatra le vava n'ny tim avoakany ka alao mihitsy izy hiverina de alefa ery soanierana hatao otran'ny rasendrahasina iny !!
7. bazylou ( 21/05/2009 11:26)
dia torahana t avy eo!! :-D :-D :-D
8. xxx ( 21/05/2009 12:04)
Raha toa ka henoina marina ny tenin'ity Marc ity ao amin'ny youtube (eny fa na dia tsy hainy loatra aza ilay miteny ) dia hoy izy:
maromaro ilay izy fa ny nanaitra anà dia ny hoe tsy ara_dalàna hoy izy ny HAT ka mila hatrahatra tsy misy hatak'andro. Izy any amin'ny tany tsy haihay indray ity no manome baiko, izà no anatanateraka izany?? Miaraka amiko hoy izy ny firenena rehetra, nefa aiza?? sa dia tena matanjaka mihitsy i TGV ity ka na dia efa miaraka amin'i Marc lesabotsy aza ny firenena rehetra dia mbola eo ihany ity bandy kely ity. :)

Miverena re ry lesabotsy alias dada fa hitsenanao eny i sarla. sa le manao fangalapiery mihitsy no tianao. Tandremo fa havelan'ny olona any enao raha toa ka ela loatra koa!

Dia samy miandry ny hahatongavanao zany ny TIM sy ny TGV. Enao no andrasana.
9. TWING ( 21/05/2009 12:05)
omena daka v kosa angamba fa tsy vonoina e
10. Rajakoo ( 21/05/2009 13:08)
Ny anay aloha tsy mirarà zany le8 zany fa ny volo tsy maintsy entinao ry Andry fa potehinay ty HAT ty,efa mampitandrina anao zay fa ataoko mahalala ny anarako enao :twisted: :twisted: :twisted:
11. xxx ( 21/05/2009 14:10)
Vola ve no tadiavinareo maninona raha tsy vakina ndray ny banky fa zany efa mahazatra anareo, sa efa lanin'i Andry daholo ny tao
Ary hitako be fika hoe tsy ampy vola no tsy nanoloanay an'ireo ambasady ha ha ha ,nefa tsy niekeny ny mpampiatrano ny candidany
Andraso eo paoly é
12. fijo ( 21/05/2009 20:50)
ny fanontaniana ngamba dia hoe hisy hamono ve io andry io,rehefa vita ny tetezamita?
13. xxx ( 21/05/2009 21:54)
Zah eto milaza @ lah ry fijo fa ratsy fiafara io Andry io
Betsaka mantsy ny tao ambadika tao zay ka refa tsy mirotsaka io de mety ho dinozoro no tafa eo ,ary reny tsy tia hamela secret mandéndé zany
14. fijo ( 21/05/2009 22:16)
izay mihintsy no ahiako,ka mahatonga ahy hametraka io fanontaniana io
15. pitchou ( 22/05/2009 03:03)
ny olana zao d mety hiray fasana ery @ mausolée izy 2lahy ko! d hifanena eny indray ny mpomba azy 2lahy d eny no hifampisintom-bolo!!!
16. fijo ( 22/05/2009 21:07)
de kakasana ny loha de sintona poketra no atao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0588