07 juin lay fotoana tsika ramosé fa 26 juin !!!

1. andrywui ( 21/05/2009 07:30)
Aza mangalatra fotoana mihitsy ianao ndrematoa !! hitako io resakao ao ambany io oe amin 26juin no mitontna le kozy !! tsy zay le izy fa ny 07juin no nizy ka aleo mifanaja fotoana isika de tsy misy olana :!!!! fa tsy misy mataoatra olana eto !! ha ha ha

rehefa fotoana de fotoana ndrematoa !!
répondu par fijo le 21/05/2009 21:34
2. andrywui ( 21/05/2009 07:31)
tsy 26 juin le izy kà aleo matotra tsara isika e!! tazony ny teninao ndrematoa !!
azo hanotaniana Oay rah mandainga aho rams a
3. xxx ( 21/05/2009 07:36)
tsy hain ela angaha le oe fotoangasy sy saingasy

4. xxx ( 21/05/2009 07:37)
ary nde miangona fa aza be devoly vao maraina eto sady maimbo be ela


5. hery ( 21/05/2009 08:26)
lol

Fa 7 Mars angaha no nanaovana investiture an'i Andry RAjoelina ho filohan'ny HAT teny Mahamasina? lolll

Sa nanomboka tamin'ny fitaritanareo ny olona hovonoina teny Ambohitsorohitra tamin'ny 7 mars tokoa ny HAT?

Efa tenenina foana hoe mianara manisa fa e e e...

Io tsy fahaizana manisa io ihany no nanajanonanareo ny mandat-n'ny olona ara-dalàna mbola 5 taona. 5 taona ny mandat fa tsy 2 taona.

6. hery ( 21/05/2009 08:27)
Fa tsy maninona fa raha maika hiala aloha ianareo dia azo karakaraina amin'ny 7 juin io ka :-)
7. Mirananirina ( 21/05/2009 09:18)
Aoka re izay ity fanisanao ity ra Andrywui,efa nozarainao vola sy menaka ary vary ve aloha ny any antanana????Laozana manisa andro ve :(
8. andrywui ( 21/05/2009 09:37)
manaiky le 26 juin ary isika raha tena efa miady varotra be i hery ; fa izao kosa anefa ! raha tsy tafa aminio 26juin hiadianao varotra be io ary le fikanao de ahoana ? manaiky ny hibaboka eto anatrehan'ny mpisera eto ve ianao ndrematoa ? manaiky ny hifona sy hilaza ny tsy fahatanterahan'ny faminaniana ve ianao ? ka hiaiky amin tany amandanitra fa nanao faminaniana sandoka ?? raha eny de manaiky le fangatahanao andro amin 26juin aho na tsy izay ary le fotoana !!!
fa hono oa raha manisa ve ny Tim tsy tokony mbola ho ratsiraka ve no tompion'ilay fito taona voalohany ramosé ??? sa ririnindasa ve iny nangalarana fitondrana tam 2002 iny ka ref misioaka ny olona de vorondolo
9. ravalotgv ( 21/05/2009 09:41)
fa ahoana koa zany bikina telo volana zany de manala zaza

sniff
tcrouff
mety dozy be angamba le dokotera

:@ :@ :@ :@
tsy 9 volana ve no izy ee

:@ :@ :@ :@ :@
10. andrywui ( 21/05/2009 09:44)
manaiky le 26 juin ary isika raha tena efa miady varotra be i hery ; fa izao kosa anefa ! raha tsy tafa aminio 26juin hiadianao varotra be io ary le fikanao de ahoana ? manaiky ny hibaboka eto anatrehan'ny mpisera eto ve ianao ndrematoa ? manaiky ny hifona sy hilaza ny tsy fahatanterahan'ny faminaniana ve ianao ? ka hiaiky amin tany amandanitra fa nanao faminaniana sandoka ?? raha eny de manaiky le fangatahanao andro amin 26juin aho na tsy izay ary le fotoana !!!
fa hono oa raha manisa ve ny Tim tsy tokony mbola ho ratsiraka ve no tompion'ilay fito taona voalohany ramosé ??? sa ririnindasa ve iny nangalarana fitondrana tam 2002 iny ka ref misioaka ny olona de vorondolo
11. xxx ( 21/05/2009 09:46)
Tena mampalahelo mafy anie Andrywui zany e! sady tsy mahita tory, tsy mahalatsakanina, tsy mahay manisa, dia eto no mba saika hianatra hanisa ve? sady mila vonjy mafy avy @ i Oay! ntonaléééééé mila bonbek ? :-D :-D :-D :-D
12. ravalotgv ( 21/05/2009 09:49)
minana somnifera ra wiwi de manofy tsara aa

sniff
tcrouff

:@ :@ :@ :@ :@
mety manofy lasa prezida koa ela amizay
:^) :^) :^) :^)
13. hery ( 21/05/2009 09:51)
Oudry...

Fa nisy inona tokoa tamin'ny 2002?

Sao dia mbola tsy teraka ary nareo ka tsy mahalala izay nitranga t@ 2002.

Aleo ampatsiahiviko :-)

T@ 2001 dia lany ny mandat-n'i Ratsiraka (izay 5 taona natomboka t@ 1996). Dimy taona ny mandat satria efa lalam-panorenana vaovao t@ andron'i Zafy io fa tsy fito taona... sa mbola tsy fahaizana manisa indray?
Dia nisy fifidianana t@ 2001 (décembre moa iny? :-p)
Dia nangataka famerenana ny fanisambato fotsiny ry zareo TIM sy izay nifidy Ravalo tamin'izany (Efa hatr@ izany angamba ilay tsy fahaizana manisa ka na ny vaton'oul aza tsy hay ny manisa azy), saingy tsy nanaiky ny mpitondra mbola tsy voafidy.
Dia raikitra ny gidraka.

Dia averiko indray fa tsy faminaniana no nataoko... fa nareo moa efa manafangaro an'io resaka masina masina io. Ny ahy ny Andriamanitro tsy ampidiriko amin'ny zavatra toa izany. Responsabilité-ko ny resaka politika ka tsy ampidiriko na Andriamanitra na Osy mainty na Ondry sns...

REsala lojika io... resaka kajy (ho an'izay mahay manisa). Hoe rehefa tsisy ny vola dia mikomy ny vahoaka, dia rava ny HAT.
Na ny HAT aza dia mahatsapa an'io ka izay no mahatonga azy mitotototo etsy sy eroa eny fa na dia hatrany @ Arabo aza.

Fa dia tena matahotra ny faharavan'ny HAT tokoa ve no mitady vola etsy sy eroa amin'ny tsy ara-dalàna?

Azo atao ange ny tonga dia mivarotra an'i Madagasikara @ frantsay rehefa tena krizy loatra e.

fa dia ho hitantsika eo ny tohiny e.

Ary raha tsy rava ny HAT amin'ny 23 juin? :-)
Andraso aloha ho tonga ny fotoana dia hitantsika eo fa izahay tsy mahay maminany izay hatao.
14. endrika01 ( 21/05/2009 09:58)
Ory hava-manana ny Gasy,manao havako raha misy patsa.Lolom-po,fandrahonana!Manaraka eny iany,refa maty anefa vovon-tany aby fa tsisy lasa vovo-bolamena, :D
15. endrika01 ( 21/05/2009 10:01)
Ory hava-manana ny Gasy,manao havako raha misy patsa.Lolom-po,fandrahonana!Manaraka eny iany,refa maty anefa vovon-tany aby fa tsisy lasa vovo-bolamena, :D
16. xxx ( 21/05/2009 10:11)
io ramosé sy andrywui eto ny preuve mba hanala azy kely e
http://www.dailymotion.com/relevance/search/+TEMPO+GAIGY+/video/x2tfwm_tempo-gaigy-ramose-tatanta_music
17. fijo ( 21/05/2009 21:03)
ary nahagaga fa izao i andry vao tena mikoropak amivadika atsy sy eroa;mangataka,nef ateo nanome tsiny an dravalo hoe mangataka lava no atao.sa rehefa ny hafa no manao dia devoly fa rehefa ny ten adia anjely tampoka???efa mahazatra amin'ny TGV moa izany ko
18. xxx ( 21/05/2009 21:29)
Hoy Hery


Dia averiko indray fa tsy faminaniana no nataoko... fa nareo moa efa manafangaro an'io resaka masina masina io. Ny ahy ny Andriamanitro tsy ampidiriko amin'ny zavatra toa izany


Ka ry zalahy tgviste ato efa fanatik be de manatavy resaka io no sisa no paikany ,indrindra ta andrywui ,iza no tsy mahita an'iny bandy iny hoe misy fahavoazana

Dodo tsara lesy andrywui a,makà elah sominifera klé
19. fijo ( 21/05/2009 21:34)
ka ny filohany kosa n onampianatra azy an'io mandainga lava io ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0477