SAMY RATSY I RA8 SY TGV
1. profesera
(
21/05/2009 07:04)
Raha izao miseho izao aloha dia hita fa samy ratsy i ra8 sy tgv e!!
-samy tsy manao demokrasia
-samy miaro ny interet personel
-samy mpamitabahoaka
-samy be demagozia
-samy mpanolobato mafana
-samy mpihinambolambahoaka
dia mahagaga ahy ireto malagasy maro dia maro manaraka sy mihebohebo an'izy roalahy ireo. Dia raha tsy misy ireo ve dia tsy handeha ny raharahampirenena.
Hatreto amin'ny serasera avy no misy marary fo mihintsy ary misy mandrahona ny sasany. Tandremo fa misy lalana koa ny internet

répondu par fijo le 21/05/2009 21:17
2. xxx
(
21/05/2009 07:23)
izà indray dia plutot dakoro amin'ny TGV amin'ity gidra ity fa kosa manaiky sy dakoro mihitsy aho hoe tokony miala ny sehatra politika malagasy i TGV sy Marc satria izay no hitako ampilamina haingana ny tanana.
3. Mirananirina
(
21/05/2009 09:23)
Hatreto amin'ny serasera avy no misy marary fo mihintsy ary misy mandrahona ny sasany. Tandremo fa misy lalana koa ny internet
Ry zareo tena izy aza mifanaratsy sy mifamono ;koa maika fa ny vahoaka,inona no mahadiso izany???????? :( Nisy nandrahona ve teto fa hamono an'i tgv na Ra8???????????? :( .
Raha tsy izay malalaka tompoko ny vava miteny :lol:
4. xxx
(
21/05/2009 15:55)
profesera igloo a
elah zah no voalohany nandrahona reo bandt roalahy reo voalohany dia voazazy enao ,tsy hanoratroratra foana eto
elah zah no voalohany nandrahona reo bandt roalahy reo voalohany dia voazazy enao ,tsy hanoratroratra foana eto
5. mazavajery
(
21/05/2009 17:24)
amiko aloha na dia te hoany amin ny 4eme republika aza isika ka tsy maintsy handalo tetezamita dia tsy tokony hanao ireny fomban i tgv ireny .aiza ve rangaha dia fanapotehana fananan olona ,fanaovana sorna ain olona ,dia fanaovana be mokondoha,mampalahelo eh;na dia miady hevitra amireny tgv ireny aza ianao dia hita miitsy fa manao raisonnement de bougre ry zalahy tsy kely tsy lehibe na olotsotra na mpiasa ambony.na dia nisy aza ny hadisoandra8 mba betsaka ihany ny zavabitany ,rha misy ny hetra tsy nalohany niaraka tsy nandoha taminy daholo ny mpandraraha multimilliardera tet o mcar stria niara tsy nandoha ladoany niara nahazo fanamaivanana hetra daholo , fa tsy fitiavana fotsiny izao sady fialonana ka dia naleo nopotehana ,izao anefa mampiditra terorista sy mafia hamatsy ppn ;ireo anefa hanadio vola no tanjony sady tsy hampandoavina ladoany mba ho mora ny dogrice sy hentana akaiky ho lany daty,aleo ny vahiny no hanao taingimbozona ,toy izay ny samy gasy no mba reharehan i mcar.
6. xxx
(
21/05/2009 18:24)
Hoy mazavajery
Kanefa refa ataon'olona anie tsy mahatanty
Aleo lalaovin'i xxx tsara ao
na dia miady hevitra amireny tgv ireny aza ianao dia hita miitsy fa manao raisonnement de bougre ry zalahy tsy kely tsy lehibe na olotsotra na mpiasa ambony.
Kanefa refa ataon'olona anie tsy mahatanty
Aleo lalaovin'i xxx tsara ao
7. fijo
(
21/05/2009 21:17)
mahagaga tokoa,fa ny olona manohan atgv dia olona tia adiady sy amboletra izany ....asa izya mitovy tokoa ngamba no mifanohana