HO ANAREO MPANARATSY RA8
1. nalison
(
20/05/2009 14:26)
REHEFA NANDINIKA AHO DIA TOA OLONA TSY MISY ILAVANA AZY IANAO MILAZA FA MANAMPAHAIZANA IO.MILAZA IANAO FA TSY CAPABLE RA8 AMIN'NY TENY VAHINY .TADIDIO ANEFA FA TSY NAHAVITA IREO ORINASANY IREO IZY RAHA TSY NANANA NY NAHA IZY AZY.
NA MBOLA TSY NITONDRA AZA IZY TADIDIO FA EFA MILLIARDERA.
FA IANAO MILAZA HO MANAMPAHAIZANA IO ? MANOMPO VAZAHA NY ANKAMAROANY ? MITATY NY RARAKIVIM-BAZAHA.
MBA INONA NO NENTINAO HO AN'IITY GASIKARA ITY ?
LA FRANCE NO VOKISAN'NY ANKAMAROAN'IALAHY ISANY IREO.MIKARAMA HO AN'I FRANCE MPANJANAKA .
NEFA RA8 MBA OLONA FIRY MOA NO VELOMINY TETO MADA
TIKO: 5000 FAMILLE MPABOLY POMME:10000 PAYSANS (GASY DAHOLO NY 98% NY IREO VOALAZA IREO.
MBA TONONY AMIKO HOE MBA MAMELONA GASY FIRY IALAHY MAHAY BE TENY VAZAHA IO?
IZAHO DIA MILAZA MARINA AMIN'IALAHY ISANY MAIVAVA SY HOE MANAMPAHAIZAIREO FA NY MPANENJIKA TSY MISY LASA ALOHA ZANY.
IZAHO ALOHA TSY DIA MAHAY TENY VAHINY FIRY FA TSY MBA AO ANTSAIKO NY HANARATSY NY GASY MITOVY AMIKO E.
SADY TADIDIO FA RANAVALONA TSY NANANA BACC NAHAVITA NY ROVA

répondu par LAVASANGA le 22/04/2010 04:55
3. xxx
(
20/05/2009 16:12)
nalison =D> =D> =D> =D> =D> =D> tena marina ireo nolazainao ireo. Raha i sarko ve tsy mahay miteny anglisy dia ho haratsiana izy? Raha ny alemana ve tsy mahay teny frantsay dia ho haratsiana ry zareo? Ka maninona ary nahoana raha tsy manana accent @ fitenenana frantsay Ravalomanana no himehezana sy haratsiana ? [quote="vaninna"]miala tsiny raha marary fo i
4. vaninna
(
20/05/2009 16:31)
Tsy faharatsian-toetra mihitsy ny mba mitsiky rehefa misy mapiomehy
Ny mahavoa anareo ange dia entinareo am-po loatra ity fanaovanareo politika ity é
Ny mpiara miasa akaiky aminy ra8 aza manao azy koa!
Ny ahy aloha dia nampiomehy ahy ilay izy e ;
Rehefa tsy te ihomehezana dia miezaka manatsara fa mety hampiezaka koa ange ny fahatsapana hoe iomehezany olona é,satria misy tsy mety ka mila hatsaraina ary raha afaka niresaka mivantana t@ Ra8 aza aho dia sady niomehezako izy no notoroiko hevitra tsara
Rehefa be fo moa dia mety vao maika handà toro hevitra ambava fa any ambadika any mba mety miezaka tsy hamerina intsony
izay no atao hoe "malalan-tsaina " fa tsy tery saina noho ny politika

5. xxx
(
20/05/2009 17:13)
:)
Milliaridera tokoa izy alohan'ny ho EX- prezida izao. Kanefa tsy fivarotan-dronono akory ny fitondrana firenena. Fantatra teny ihany raha toa ka membran'ny G8 i gasikara tamin'ny andron'i Marc. Tsy bizna io ry nalison a! sa mandaitra be ilay ody ao ka dia minia tsy mahita ny zava-nitranga ianao. Ny tsy fahaizana teny vahiny tsy hiverenako fa efa hita-poko hita-pirenena.
Ny mikasika any lafrantsa dia hialako tsiny aminao mihitsy. I lafrantsa reny malala no mamelona ny vady aman-janakay fa tsy i Marc velively. Raha malahelo ny fanjanahana taloha indray ianao dia akory atao. Resy ka! Resy isika! mba marary koa ny fo, fa tantara efa vita izany. Ka tonio ny fo. Aza afangaro daholy izao rehetra izao.
Hoy ianao hoe i Marc mamelona olona firifiry. Dia tsy mba manontany tena ve ianao hoe naninona no lasa monopolisen'ny TIKO ny marché gasy rehetra???? Fa angaha koa ny raharaham-pirenena mifangaro amin'ny aferan'ny irery any??? koa raha tsy inona koa ataon'ny ohatry ny orinasany i madagasikara. Azafady ataony ohatry ny tokantranony mihitsy kay. Aiza va re koa i dada no iantsonareo azy. :)
Farany fa lasa lava loatra ilay resaka, tsy i Marc vatatenany akory no tsy tiana fa ny zavatra ataony.

6. xxx
(
20/05/2009 18:49)
nalison::D =D> =D>
REHEFA NANDINIKA AHO DIA TOA OLONA TSY MISY ILAVANA AZY IANAO MILAZA FA MANAMPAHAIZANA IO.MILAZA IANAO FA TSY CAPABLE RA8 AMIN'NY TENY VAHINY .TADIDIO ANEFA FA TSY NAHAVITA IREO ORINASANY IREO IZY RAHA TSY NANANA NY NAHA IZY AZY.
=D>=D> ka ilay fialonana no antony ka,tsy faly mahita ny hafa tafita sy mahavita zavatra satria manao fampitahana ny vahoaka
NA MBOLA TSY NITONDRA AZA IZY TADIDIO FA EFA MILLIARDERA.
fa tsy ny rehetra kosa moa e,ireo mpisolelaka rrrr manao ny gasy ho tsinontsinona sy vazaha taratasy mpamadika tanindraza ireo ,very seza ka mitady iverina indray =))
FA IANAO MILAZA HO MANAMPAHAIZANA IO ? MANOMPO VAZAHA NY ANKAMAROANY ? MITATY NY RARAKIVIM-BAZAHA.
MBA INONA NO NENTINAO HO AN'IITY GASIKARA ITY ?
angaha vitan'izay ihany koa fa mbola mamone vola azy ireo ilay ratsy iraka mpamadika tanindrazana
LA FRANCE NO VOKISAN'NY ANKAMAROAN'IALAHY ISANY IREO.MIKARAMA HO AN'I FRANCE MPANJANAKA .
angaha vitan'izany ihany fa ny sekoly marobe tsy sahirana intsony ny fianakaviana mampiana-janaka fa akaiky dia akaiky ny fianarana ary afaka mianatra daholo na tantsaha na mpanankarena na mahantra .Tsy tiandry zareo ho tafita sy ahay hanoratra ny tantsaha e,tsy tiany fa nambakainy foana hatrizay ,izao mihiratra ny mason'ny rehetra ka veloma hatreo ry mihevitra ny gasy ho dondrona
NEFA RA8 MBA OLONA FIRY MOA NO VELOMINY TETO MADA
TIKO: 5000 FAMILLE MPABOLY POMME:10000 PAYSANS (GASY DAHOLO NY 98% NY IREO VOALAZA IREO.
:D mamelona zana-baratra izy
MBA TONONY AMIKO HOE MBA MAMELONA GASY FIRY IALAHY MAHAY BE TENY VAZAHA IO?
ekena ,ny alika no manenjika sy aoriana fa tsy ao aloha: ka olon'alika no tratran'ny taona hoy ilay fitenenana izay
IZAHO DIA MILAZA MARINA AMIN'IALAHY ISANY MAIVAVA SY HOE MANAMPAHAIZAIREO FA NY MPANENJIKA TSY MISY LASA ALOHA ZANY.
IZAHO ALOHA TSY DIA MAHAY TENY VAHINY FIRY FA TSY MBA AO ANTSAIKO NY HANARATSY NY GASY MITOVY AMIKO E.
ka fanaovana tsinotsinona ny mahavita io re e,ny manao ihany no enjehina fa raha endry izy dia asaivo asehony eo izay mba vitany.Halatra ? fandrombana? fanenjehina? famakiana tranon'olona,fangalarana enta-madinika ny tsy manan-tsiny ,matahotra ireo maro an'isa ka sakanana etsy ,savaina ny poketran'ny hafa angalarana,tena mba nahita zavatra tokoa isika tamin'ireo tsy matahotody .
SADY TADIDIO FA RANAVALONA TSY NANANA BACC NAHAVITA NY ROVA
NY FIRAISANKINA IHANY NO HERY ,RAHA MISARAKA DIA HO VERY
AZA MIRAVIRAVY TANANA FA TONGA DIA MIARAHA MIRAHINA
RAHA VAO MITONANTONANA MITADY ANAO ZAVATRA HAFA NY VAHOAKA
ATAOVY TAMBABE AMIN'IZAY ,METY TSY MANANA FITAOVANA ISIKA FA REHEFA MIARAKA NY REHETRA TSY AFAKA MAKAIZA INTSONY IREO E
METY MANDEHA HATRAMIN'NY TSIMOTADY AMIN'IZAY RAHA IZAO NO MITOHY
=D> =D>
7. xxx
(
21/05/2009 16:27)
Ampinanan-dry zalahy hatraty le vaninna,zany refa tsy mahay miara-monina @ olombelona :-D :-D :-D
9. xxx
(
22/05/2009 05:32)
za aloha tsy mpomba ravalo, tsy mpomba tgv ary tsy politisiana , politika tsy hinanan-kanina ireny , jereo nge nareo eto éé!! miakatrakatra ny tosidrà anareo raha vao misy manaratsy ny soavalinareo roa tonta
(zà aloha tsy ireo nanao xxx eo ambony ireo an!) fa mety ho olona mpiresaka aminao ny sasany @ izy ireo, dia tsy sahy mampiseho ny tena PS-ny fa dia miafinafina @ xxx noho ny fihatsaram-belatsihy. :-D :-D :-D
10. soanja
(
22/05/2009 14:57)
nalison:
REHEFA NANDINIKA AHO DIA TOA OLONA TSY MISY ILAVANA AZY IANAO MILAZA FA MANAMPAHAIZANA IO.MILAZA IANAO FA TSY CAPABLE RA8 AMIN'NY TENY VAHINY .TADIDIO ANEFA FA TSY NAHAVITA IREO ORINASANY IREO IZY RAHA TSY NANANA NY NAHA IZY AZY.
NA MBOLA TSY NITONDRA AZA IZY TADIDIO FA EFA MILLIARDERA.
FA IANAO MILAZA HO MANAMPAHAIZANA IO ? MANOMPO VAZAHA NY ANKAMAROANY ? MITATY NY RARAKIVIM-BAZAHA.
MBA INONA NO NENTINAO HO AN'IITY GASIKARA ITY ?
LA FRANCE NO VOKISAN'NY ANKAMAROAN'IALAHY ISANY IREO.MIKARAMA HO AN'I FRANCE MPANJANAKA .
NEFA RA8 MBA OLONA FIRY MOA NO VELOMINY TETO MADA
TIKO: 5000 FAMILLE MPABOLY POMME:10000 PAYSANS (GASY DAHOLO NY 98% NY IREO VOALAZA IREO.
MBA TONONY AMIKO HOE MBA MAMELONA GASY FIRY IALAHY MAHAY BE TENY VAZAHA IO?
IZAHO DIA MILAZA MARINA AMIN'IALAHY ISANY MAIVAVA SY HOE MANAMPAHAIZAIREO FA NY MPANENJIKA TSY MISY LASA ALOHA ZANY.
IZAHO ALOHA TSY DIA MAHAY TENY VAHINY FIRY FA TSY MBA AO ANTSAIKO NY HANARATSY NY GASY MITOVY AMIKO E.
SADY TADIDIO FA RANAVALONA TSY NANANA BACC NAHAVITA NY ROVA
Ento mora re o. Ny mpanao politika manao ny ataony dia isika eto ve no hifandrovim-borondamba?
11. rakaroka
(
23/05/2009 13:45)
Tena azoko mihitsy ny fametrak'i Nalison resaka eto ^:^ ^:^ ^:^ :-$
Ary tsapako makarary fo tokoa ny iharan'ny hoe : mikikitra , mively vy anefa tsinontsiniavin'ny olona ny herim-po !
Etsy andaniny mampiaka-bozona bbbe ireo 'zay tsy hita tsy re akory fa mba nanao zavatra ho an'ny fhm, indrindra moa ny fireneny "latsaka an-katerena toa izao!" , fa dia niahy ny tenany sy nibanjina ny diplomany mbo irantiratiany no hany nimatimatesany!
Ka ny rafitra nisy no nametra ny fijery hihevitra ny manam-pahaizana ho ny hany manana valera angamba, ka na tsy eken'ny saintsika aza le izy , on a interét hoe "manana ilay "Sata" napetraky ny "fiheveran'ny maro vao eken-teny!"

12. xxx
(
17/06/2009 07:32)
nalison:
REHEFA NANDINIKA AHO DIA TOA OLONA TSY MISY ILAVANA AZY IANAO MILAZA FA MANAMPAHAIZANA IO.MILAZA IANAO FA TSY CAPABLE RA8 AMIN'NY TENY VAHINY .TADIDIO ANEFA FA TSY NAHAVITA IREO ORINASANY IREO IZY RAHA TSY NANANA NY NAHA IZY AZY.
NA MBOLA TSY NITONDRA AZA IZY TADIDIO FA EFA MILLIARDERA.
FA IANAO MILAZA HO MANAMPAHAIZANA IO ? MANOMPO VAZAHA NY ANKAMAROANY ? MITATY NY RARAKIVIM-BAZAHA.
MBA INONA NO NENTINAO HO AN'IITY GASIKARA ITY ?
LA FRANCE NO VOKISAN'NY ANKAMAROAN'IALAHY ISANY IREO.MIKARAMA HO AN'I FRANCE MPANJANAKA .
NEFA RA8 MBA OLONA FIRY MOA NO VELOMINY TETO MADA
TIKO: 5000 FAMILLE MPABOLY POMME:10000 PAYSANS (GASY DAHOLO NY 98% NY IREO VOALAZA IREO.
MBA TONONY AMIKO HOE MBA MAMELONA GASY FIRY IALAHY MAHAY BE TENY VAZAHA IO?
IZAHO DIA MILAZA MARINA AMIN'IALAHY ISANY MAIVAVA SY HOE MANAMPAHAIZAIREO FA NY MPANENJIKA TSY MISY LASA ALOHA ZANY.
IZAHO ALOHA TSY DIA MAHAY TENY VAHINY FIRY FA TSY MBA AO ANTSAIKO NY HANARATSY NY GASY MITOVY AMIKO E.
SADY TADIDIO FA RANAVALONA TSY NANANA BACC NAHAVITA NY ROVA
angaha mou ty rubrique ty tsy ho an'ny resaka fiaramonina fa tsy politika e! otrany efa misy rubrique natokana ho amizan raha tsy diso a,
13. ni81
(
17/06/2009 07:41)
miakatrakatra ny tosi-drà
http://www.dailymotion.com/video/x27lqe_ny-nanahary-tosidra :-D :-D :-D

14. rhina
(
07/09/2009 14:37)
nalison:
REHEFA NANDINIKA AHO DIA TOA OLONA TSY MISY ILAVANA AZY IANAO MILAZA FA MANAMPAHAIZANA IO.MILAZA IANAO FA TSY CAPABLE RA8 AMIN'NY TENY VAHINY .TADIDIO ANEFA FA TSY NAHAVITA IREO ORINASANY IREO IZY RAHA TSY NANANA NY NAHA IZY AZY.
NA MBOLA TSY NITONDRA AZA IZY TADIDIO FA EFA MILLIARDERA.
FA IANAO MILAZA HO MANAMPAHAIZANA IO ? MANOMPO VAZAHA NY ANKAMAROANY ? MITATY NY RARAKIVIM-BAZAHA.
MBA INONA NO NENTINAO HO AN'IITY GASIKARA ITY ?
LA FRANCE NO VOKISAN'NY ANKAMAROAN'IALAHY ISANY IREO.MIKARAMA HO AN'I FRANCE MPANJANAKA .
NEFA RA8 MBA OLONA FIRY MOA NO VELOMINY TETO MADA
TIKO: 5000 FAMILLE MPABOLY POMME:10000 PAYSANS (GASY DAHOLO NY 98% NY IREO VOALAZA IREO.
MBA TONONY AMIKO HOE MBA MAMELONA GASY FIRY IALAHY MAHAY BE TENY VAZAHA IO?
IZAHO DIA MILAZA MARINA AMIN'IALAHY ISANY MAIVAVA SY HOE MANAMPAHAIZAIREO FA NY MPANENJIKA TSY MISY LASA ALOHA ZANY.
IZAHO ALOHA TSY DIA MAHAY TENY VAHINY FIRY FA TSY MBA AO ANTSAIKO NY HANARATSY NY GASY MITOVY AMIKO E.
SADY TADIDIO FA RANAVALONA TSY NANANA BACC NAHAVITA NY ROVA
angamba kosa lo ts fanaratsina le iz ry se ra amiko manoka fa @ fotona iray na ora iray na andro iray rehafa hita fa misy zavatra tsy mety ataon'ny olona iray dia tokony hanainky ny rehetra satria ny daholo be (zany hoe ny masse populaire) no jerana fa tsy ny hevitra ny olona vitsy mahozo na nahazo tombotsoa taminy no jerena
fa ny vahoaka rehetra zany hoe @ koteany tokony hanaiky koa izy fa tsy hiovaova hevitra. Amiko d namita ny tenany izy izany no nahatonga azy namadika ny olona nitokisany
ka ra ny rova no resahanao dia tadidio fa nisy vola tsy toko tsy forohana nangonina t@ sobika na tany am-pianarana na tany am-piangonana na tany @ fiarahaminina tany sns ... nangonina hanaovana azy
tsy idirana lalinaizay nalehan'ireo vola ireo fa aiko ts i R8 () en personne no nahavita ny rova fa ny malagasy rehetra
ka tsy tokony ho sendondotra i se satria mbola lavitra ny fiainana fa ento mora ary mieritrereta tsara satria tsy tokony ho ny tenan'ise irery no ho jeren'ise fa ny taranak'ise na dia milaza aza ise sanatria fa tsy hanana taranaka
dia miala tsiny raha sendra nandona kely
15. xxx
(
31/10/2009 02:26)
nalison:
REHEFA NANDINIKA AHO DIA TOA OLONA TSY MISY ILAVANA AZY IANAO MILAZA FA MANAMPAHAIZANA IO.MILAZA IANAO FA TSY CAPABLE RA8 AMIN'NY TENY VAHINY .TADIDIO ANEFA FA TSY NAHAVITA IREO ORINASANY IREO IZY RAHA TSY NANANA NY NAHA IZY AZY.
NA MBOLA TSY NITONDRA AZA IZY TADIDIO FA EFA MILLIARDERA.
FA IANAO MILAZA HO MANAMPAHAIZANA IO ? MANOMPO VAZAHA NY ANKAMAROANY ? MITATY NY RARAKIVIM-BAZAHA.
MBA INONA NO NENTINAO HO AN'IITY GASIKARA ITY ?
LA FRANCE NO VOKISAN'NY ANKAMAROAN'IALAHY ISANY IREO.MIKARAMA HO AN'I FRANCE MPANJANAKA .
NEFA RA8 MBA OLONA FIRY MOA NO VELOMINY TETO MADA
TIKO: 5000 FAMILLE MPABOLY POMME:10000 PAYSANS (GASY DAHOLO NY 98% NY IREO VOALAZA IREO.
MBA TONONY AMIKO HOE MBA MAMELONA GASY FIRY IALAHY MAHAY BE TENY VAZAHA IO?
IZAHO DIA MILAZA MARINA AMIN'IALAHY ISANY MAIVAVA SY HOE MANAMPAHAIZAIREO FA NY MPANENJIKA TSY MISY LASA ALOHA ZANY.
IZAHO ALOHA TSY DIA MAHAY TENY VAHINY FIRY FA TSY MBA AO ANTSAIKO NY HANARATSY NY GASY MITOVY AMIKO E.
SADY TADIDIO FA RANAVALONA TSY NANANA BACC NAHAVITA NY ROVA
Ento moramora avao ry Nalison a! Ianao indray izao no hoatran'mampme olona eto! marina e! :-D :-D :-D :-D :-D
16. LAVASANGA
(
22/04/2010 04:55)
Marina lesy ny anialahy ah tsy capable tokoa R8 io tsara ho azy ny atao sesitany any ampita any manaraha azy any ra maty Dada ra Nalison ah tsy mahatsindry an'i TGV zany iny R8 R8 nao iny, na dia zandry kely aza i TGV nahoana no nalady nandositra raha nilaza R8 fa tsy hiala eto M/scar fa hiaraka ho faty @ pomba azy ireny, tsy naharo azy angaha ny vahoakany sy ianao io.R8 pamadika tanindrazana iny atonay inona hoano anao irery ny rononony :