Affaires isankarazany no tena ambadik ilay DEMOCRATIE gasy!

1. xxx ( 20/05/2009 13:59)
Izay mpanao politika te hiandrandra seza teto MADAGASIKARA dia mitaky lava ity DEMOCRATIE ity , aiza ny DEMOCRATIE e , patati patata e.

Nefa dia hita miharihary fa tombotsoa , halatra , affaires isankarazany no tena mahamay azy ireo ho ao @ io fitondràna io hatrizay ka mandrak izao!

Ka raha hita fa tsy mety ilay izy satria mampisy crises lava izao dia tokony ovaina izany ilay styles satria ny gasy dia tsy olona dondrona akory araka ny fihevitrireo mpanao politika maro
répondu par fijo le 20/05/2009 19:43
2. xxx ( 20/05/2009 17:32)
tsy dondrona ny malagasy fa matahotra basy! de aleo mipirina aloha miandry fifidianana!
3. fijo ( 20/05/2009 19:43)
ieeeeeeeeeeeeee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3181