tena mahavita ito tanora ito noho i hery sy Noue
2. xxx
(
20/05/2009 12:05)
Vao hitako hoe tgv de efa nampoiziko fa hebohebo mahazatra :-D :-D :-D :-D
5. patrick2002
(
20/05/2009 12:22)
xxx:
http://www.madagascar-presidency.gov.mg/president/
ho an i noue io sy hery io
ka aminy izany lehilahy 34 ans izany tsy mendrika ny hitondra fa mbola tokony hanenjika vehivavy eto @ serasera kou :-D :-D :-D
Izay no mampialona azy io ,heveriny fa ohatr`azy daholo ny malagasy rehetra
6. xxx
(
20/05/2009 12:37)
hoy patrick
Efa manambady ve nareo de tsy matotra ihany é
:-D :-D :-D
tsy mahavao le tgv é
hanenjika vehivavy eto @ serasera kou zah
Efa manambady ve nareo de tsy matotra ihany é
:-D :-D :-D
tsy mahavao le tgv é
7. 08051972
(
20/05/2009 13:02)
F'ngà zay vao nivôka internet ny sarin'i Andry ? :roll: :roll: :roll: :roll:
8. xxx
(
20/05/2009 13:37)
Jambéna tapimason-tsoavaly anie reo e, lasa mpanompo be fahatany an'i Andry fotsiny ,zay lazainy dia hoe wiwi foana
10. andrywui
(
20/05/2009 15:54)
mipitsoka ny PC n'i ravalotgv zany !
noue sy hery ve ?? ny hanakiana ze zavabita sy ny ametaka afisy ary ny haminany fopla no haindreo lty a
noue sy hery ve ?? ny hanakiana ze zavabita sy ny ametaka afisy ary ny haminany fopla no haindreo lty a
11. Noue
(
20/05/2009 16:57)
andrywui:zany izy io aa ??? dia inona nefa hono ny zava-bita teo ?
noue sy hery ve ?? ny hanakiana ze zavabita sy ny ametaka afisy ary ny haminany fopla no haindreo lty a
:^) :^) :^) :^) :^) :^)
12. KALACK
(
20/05/2009 17:14)
HOY NOUE
KA NY VOLA TOKONY HIASAN'NY FANJAKANA NOPËNDRAVALO TAO DAHOLO KO TSY MAMORONA LOHARANOMBOLA SY HIRIKA AHAZAHOANA VOLA NY OLONA E
FA RAHA TONGA ETO M/CAR KOSA LE MPANGALA BOLA INY !!!
AHITA NY ANGANONY INY
zany izy io aa ??? dia inona nefa hono ny zava-bita teo ?
KA NY VOLA TOKONY HIASAN'NY FANJAKANA NOPËNDRAVALO TAO DAHOLO KO TSY MAMORONA LOHARANOMBOLA SY HIRIKA AHAZAHOANA VOLA NY OLONA E
FA RAHA TONGA ETO M/CAR KOSA LE MPANGALA BOLA INY !!!
AHITA NY ANGANONY INY
14. fijo
(
20/05/2009 19:45)
mahavita tokao izy ka,mahagaga nefa ,fa tsy mety tafiditra eto frantsa ny olona alefany ?????