tsy azo ampitoviana

1. bazylou ( 20/05/2009 00:39)
ny fitondran 7 taona nangalarana sy ny fanaovana andevo kely ny gasu ho eo ambany fahefan'ny mpanao abobo kalaza lahy!!!
Tsy azo ampitoviana ny 7 taona sy ny 2 volana nitondrana!!
Hit amihitsy izao fa tena a.. a ny gasy stria tena mirevy ny nalohany , tsy indraipa fa io izao ny fanindroany!, 7 taona tay aorian'ilay voalohany monja!!
tena efa nasian'i le8 ny aza manadino mihitsy le gasy kle!! mody hoe maketsy makeroa nefa gaigy lahy, ohatran'ilay dorick mpilaiso vao maty iry !!!!! mody hoe epicerie nefa tssss, mpilaiso be......maty ihany ny farany!
le tim de hita fa biby tsy misy lohany e!! mivazavaza etsy sy eroa sisa nataony!! :-P :-P :-P :-D :-D
répondu par xxx le 20/05/2009 05:22
2. xxx ( 20/05/2009 00:45)
hoy i rabazily


le tgv de hita fa biby tsy misy lohany e!! mivazavaza etsy sy eroa sisa nataony!
de mamorondainga hoe nahazo vola tany lybie é,nefa tsisy olona mairarà!!!


kay io anie rabazily tsy panneau publicitaire akory é, ka atao hatao publiucité ménsongère akory zao retra zao é
3. essera ( 20/05/2009 04:48)
Tsy maninona raxxx1. fa ho hita tsy ho ela ange ny fivoaran'io zvtr io.

Rangah ry ar efa niteny an'izany hoe "Minoa fotsiny ihany"

:-D :-D
4. xxx ( 20/05/2009 05:22)
efa nandroso be i dago tao anatin'ny 2mois e sady misy democratie be sa ahoana ialahy bazily,izao raha misy election tonga dia 1er tour dia vitan'ny tgv na arema ,na i roindefo aza mety tsy 21 voix no hifidy azy e. :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1742