INONA NY MARINA ?

1. xxx ( 19/05/2009 09:21)
inona ny marina ???

OK

sa

Selon les rapports de l’agence Jana, presse officielle de l’État libyen, le Guide Muammar Kadhafi, président de l’Union Africaine, refuse de reconnaître Andry Rajoelina en tant que président
répondu par xxx le 19/05/2009 12:56
2. hery ( 19/05/2009 10:03)
Izay mieritreritra ny hoe mahita tombontsoa amin'ilay lainga no mandainga :-)

Inona no tombontsoan'i Libye raha toa ka miteny izy hoe mandà an'i Andry Rajoelina izy. Tsy misy...

Fa inona no tombotsoan'i Andry Rajoel raha miteny izy hoe OK? Satria amin'izay falifaly indray ny gasy tsy mahita internet fa hoe mission accomplie.

Fa ny mahagaga ahy dia ry zalahy eto @ internet mahita ny vaovao avy any Libye ilazàn'i Andry hoe OK dia mizesta hoe OK koa :-)

Zah tena sUr fa mahita ry zalahy ireo hoe tsy OK fa izany hoe i Andry moa no miteny hoe OK dia atao OK any. Sady sao dia wain koa.
3. ravatorano ( 19/05/2009 10:08)
raha Ok ve tsy efa nanao fanambarana ny Guide Muammar Kadhafi e !
sady nety nisy tamtam be koa avy tany !
Io zareo amiko dia ny mahamaika ahy dia ny malagasy eto antoerana no tokony hifampidinika malaky amin'ny fiverenana amin'ny tany tan-dalana ah
Izay ihany fa raha mbola hoe UE,UA,ONU sy ny sisa tsy hahatafa antsika mihitsy zany satria misy foana ny mialza fa mitongilana e ! sns !
:wink:
4. xxx ( 19/05/2009 10:16)
Ny hamaritra ny atao hoe fahamarinana dia sarotra. Fa kosa afaka miankina amin'izay zavatra hitan'ny maso isika.
Izà no prezida izao?? i Andry.
Aiza i Marc lesabotsy ???? manao izay hiverenana mafy eo amin'ity seza navototra ka na hisy ady an-trano aza izany dia tsy rarahiny.
:)
5. xxx ( 19/05/2009 10:18)
Ny fahazahoako azy dia izao :

Raha nandainga i Andry Rajoelina ka nilaza hoe OK, dia miezaka manao izay hahazoana fotoana ( gain de temps) satria mbola ao anatiny ny lutte politique hifanjevoana ny firenena izao. Tsy afaka ny mandry ivohony vato mihitsy izy fa na firenena iray aza tsy misy mankato azy.
Misy tahotra izany ao @ TGV anatrehanireo mpomba azy satria ny fandaingany ka nilazany hoe OK dia manamarina ny mety hipoahany hatezeranireo mpomba azy ka hahatonga azy ho mpitarika tsy mahay mandresy lahatra.

Ny hoe fiarahana nisakafo moa dia resaka fahalalampomba iny fa tsy dia misy dikany firy manao ahoana raha tsy hoe ny sakafo nohaniny TGV tany no lasa sakafo hohaniny vahoaka malagasy.
6. essera ( 19/05/2009 10:50)
Fa ny mahagaga ahy dia ry zalahy eto @ internet mahita ny vaovao avy any Libye ilazàn\'i Andry hoe OK dia mizesta hoe OK koa


Minoa fotsiny ihany Rahery fa ho lasa lavitra noho ilay pari nifanaovantsika io.
Kôzy a !!!!
7. Oay ( 19/05/2009 11:20)
xxx:


inona ny marina ???

OK

sa

Selon les rapports de l’agence Jana, presse officielle de l’État libyen, le Guide Muammar Kadhafi, président de l’Union Africaine, refuse de reconnaître Andry Rajoelina en tant que président




Ô ry XXX a! en tant que président de l'ancienne république d tsy ho prézidà an'iny mihintsy Andry Rajoelina fa eo @ ilay HAT kosa d OK!
Ary nazava tsara ilay resaka nanao hoe:"OK ny HAT" ka ny zavatra tokony ataony d manomana an'ireo fifidianana.

Fa ny filou an'ilay république fahatelo iny d mbola i Ravalomanana d ny Praiminisitra i Manandafy Rakotonirina ataoko angamba fa tsy misy miady hevitra ny amin'izany!
Ny lapan'ny filou d any Afrika d ny an'ny praiminisitra any Matasoa d ny minisitra etsy @ MAGRO!
D zay ilay izy, ilay repoblika fahatelo no mampandeha ny raharaha eto Madagsikara fa ny HAT tsy manao ninn! Ataoko angamba fa afa-po tsara daholo ny protagonistes a!
8. xxx ( 19/05/2009 12:50)
hoy Hery

Fa ny mahagaga ahy dia ry zalahy eto @ internet mahita ny vaovao avy any Libye ilazàn'i Andry hoe OK dia mizesta hoe OK koa


ka misy foana le mpanompo olona ,mpanompo sampy ato ,ha ha ha
9. xxx ( 19/05/2009 12:56)
hoy Hery


Voalaza teo :
Fa ny mahagaga ahy dia ry zalahy eto @ internet mahita ny vaovao avy any Libye ilazàn'i Andry hoe OK dia mizesta hoe OK koa



ka misy foana le mpanompo olona ,mpanompo sampy ato ,ha ha ha


Efa mitampina ny masony, voatampin'ny tsy haiko tsony e!
Na dia hevi-diso aza dia izirizirina hatrany sy tohanana mafy ery. Sitrany ahay hahazo iviny kely rehefa atsy ho atsy angamba, nefa indrisy fa ho lasa nofy zany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.112