Mandrevy sisa ny mpiondana mamelona fanantenana !!!

1. essera ( 19/05/2009 06:09)
Jereo ange itony lohateny itony e :

- inona no fomba hanazavany HAT ra mandriaka taorinany 17/03 ?
--> 07 février hoéééé ? Ravalo alou ve no anontaniana voalohany sa iza ???

- TSY MAHITA TORY MATAHOTRA NY HIVERENAN'I DADA :
---> ny eto am tanàna aza milamina fa i Dada no tsy misy mpanatitra, mivadibadika mandramaraina, efa nanaovako resa be omaly io. Ary ny mbola mapmé ange d bloquer-n'léry atram mpanohana azy : "Aza miditra am latabatra bory2 raha tsy eo aho". (Nefa izy ts ho tafaverina sa lisany mbola mino ???). Mafy ange zalah zan any an-tanin'oul mametsovetso an'in Imerikansinina, Akorondrano, Iarivo mamiko rehetra iny !!! Alain efa tena mifezaka fa miaramila miandry am débordement no tsy nidirana tao Ambohijatovo. Efa kôpy ange i Alain fa sarotra be wa le tonga d milavo lefona.

- Kadhafi récidive , io ary ry essera aaa : Vao miteny fotsiny ianao ry Noue d efa maivoka satria (jereo ny efa resaka hatram voalohany am lé similitude). Mahafantatra ny efa nandalovany i Mouamar. Firy lé karavasy azon'i Andry tany ??? Efa noteneniko tsara omaly ange io fa dans la bonne voie ny HAT. "On reconnaît timidement wa". Ary averiko tsara matetika fa na ny reconnaissance-n'i Ra8 aza ange tam 2002 wa ts dans l'immédiat fa efa nandeh ela2. Ny frantsay fotsiny ange anontaniana an'io zavatra io e. Sa zah no lazaina mampiresaka. Adala koa moa ny tena tam zany fotoana nidradradradra wé "premier tour d vita". Tamin'ity vao nety satria 2 mois teo d niparitaka sy vita ny jadona. D rehefa mba manome source koa i Noue d mijereva ihany hoe ahoana ny ligne éditoriale an'ilay source. Zah zao tsy mijery tv VIVA mihitsy mba tsy hanara-drenirano be fahatany. i Kadafy izao vao nahazo ny version avy am ankilany fa le8 ange no nanao lakolosy tokana tany e. Efa nanomboka taty am sadc d efa niala ilany tam lé8 ka ho tonga hatrany am UA, mba "minoa fotsiny ihany".

Ny tena tokony hanahirana ny sain'ny mpiondana izao d : "ho tafaverina ihany ve i Bôbel ???". D manaraka laharana koditra eo am 19 mois eo h eo ianareo d azonareo ny valiny. hi hi hiiiiiiiiiiiiiiii

Zah zao mba manantena an'i Hery mba hanome ny heviny eto ary fa variana any am rubrique hafa any angamba izy ka d atao ahoana e, samy sahirana am mahasahirana azy.

répondu par xxx le 19/05/2009 12:36
2. Oay ( 19/05/2009 06:15)
Aoka less ry essera!
Za alou efa nangataka an-tandroa an'i Noue hoe:"Alefaso ilay sary misy rebareba iny" satria tadidiko fa nalefa teto ireny sary ireny nentina nilaza fa i Ravalomanana no filou.
3. nalison ( 19/05/2009 07:25)
ho anareo tgvista mba mihainoa koa aloha vaovao é.
mba henoy hoe inona no nitranga tany vodiala? hiraky ny hat saika hangalatra vary ta@ camion militaire maromaro kanjo tsy nifampatoky dia nifamono;nifampitifitra .efa henon'ny any ivelany rehetra any daholo ireny na ny nanambanana basy ny mpanao farine ao tamatave aza.
Mino ve ianareo fa reconnue ny hat .
ho fantatry ny firenena hafa tokoa izy noho ny zavatra ratsy ataon'dry zareo
eto madagasikara.
firy amin'areo fozaorana nilahatra teo @ 13mai zao no niverina @ laoniny lasa mamaky trano sy miloka ary 4mis?satria nihidy daholo ny zone mba nahazoana nitaizana anareo mba hiova lalana.
4. Oay ( 19/05/2009 08:01)
nalison an!
Ny olana d efa tsy mitovy intsony ilay registre hiresahana!
Efa niarahana nahita ireny d tsy misy resahina intsony fa ny mampiasa ny loha izao d hoe "IZA NO HANDRESY AN'ILAY RAIKA LAHY EFA SAHY BE IO" fa izay scénario eritreretina toa tsy misy mety daholo!
D izay no mahatonga an'i Oay miteny hoe "Aza mandrevy fa midina ety ambonin'ny tany"
5. xxx ( 19/05/2009 08:28)
mba henoy hoe inona no nitranga tany vodiala? hiraky ny hat saika hangalatra vary ta@ camion militaire maromaro kanjo tsy nifampatoky dia nifamono;nifampitifitra .efa henon'ny any ivelany rehetra any daholo ireny na ny nanambanana basy ny mpanao farine ao tamatave aza.

Inona no nitranga tao vodiala???
Misy @ ireo garde presidentiel taloha mbola tsy niverina andakazerna h@zao nefa tsy ao a Tana, efa natao ny fitadiava azy ireo dia fantatra araka ny renseignement azo fa ao @ vodiala ao ry zareo no misitrika, ao @ silo nDRA8
dia tonga tany ny miaramila andeh hisambotra azy ireo, satria naman'ny deserteur ry zareo, dia nanomboka teo ny fifampitifirana,
Nisy nanambana tam basy ny mpanao lafarinina aty Tamatave?
zaho aloha miasa ato @ Port Tamatave, ary eto akaikin'ny Mana mintsy ny birao-ko fa tsy haiko ze radio trottoir nilaza anreo an'zany,
tsy naheno na tabataba momba an'zany,
6. essera ( 19/05/2009 09:59)
Nahazo ny anjarany i nalison. :-D :-D :-D
7. xxx ( 19/05/2009 12:15)
Tsy ampy saosy ny tgv dia mangalatra sisa no adiny,efa fanaony zany ,fa dia ty halatra hafahany vahoaka ty no tena mampalahelo,efa voapetaky ny vy mamay ny eritreriny
8. essera ( 19/05/2009 12:32)
xxx:
Tsy ampy saosy ny ny MPANARA-DALANA dia midradradradra mafy wé "aiza ianao dada", Dada ilay mpanapoaka io, efa fanaony zany ,fa dia ty halatra hafahany vahoaka ty no tena mampalahelo fa ny mpandoa trosa mbola mandany ny azo any afrika any

Ka dia tena miraviravy tanana ny ... ara-dalàna ... fa na i Dada aza tsy manaiky ny hirosoan'ny very seza sy ny tiko boys raha tsy izy ihany no mandatsaka ilay gadona, azafady fa diso fanoratra kely, ILAY JADONA mahazatra.
9. xxx ( 19/05/2009 12:36)
hoy xxx6


Tsy ampy saosy ny tgv dia mangalatra sisa no adiny,efa fanaony zany ,fa dia ty halatra hafahany vahoaka ty no tena mampalahelo,efa voapetaky ny vy mamay ny eritreriny


marina ny voalzanao ,koa raha TSY MIALA @ JADONA ZAO REO TGV REO DE EO NY TRANONY
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1094